Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. [quote=Dodanen]-2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao[/dodanen] io mila hazavaina kely fa zà tratran'io foana
  2. TsitsiGalli

    Mankasitraka e!

    Dia manampy isa ho an'ireo efa nanomboka ny fisaorana e! mampiseho ireny fa tsy ambakan'ny hafa mihitsy tsika gasy e! ary mbola vonona ihany koa hanome fanampianana raha hahasoa an'lisany sy ny sport-auto gasy. fa ny mba fangatahana fotsiny raha mety dia mba manao droit de réponse kely ho an'ireo mpankafy sy mpanaraka an'ity taranja ity ho an'ireo mpanao gazety izay misy mandiso indraindray.
  3. Fa iza ry zalah no manome informations an-dry zalah mpanao gazety ireo a??? ary ry lerony ngah tsy mba manao recoupement mihitsy fa tonde manoratsoratra faha-tany fotsiny sa le traduction no manahirana an-dry zalah???
  4. Ny session offline nay maly curtiba zany dia ireto e! ny any mba vita klou hatreto fa henjana be mihitsy ilay Diamond Creek II Shepherds Shield II Bad conditions 01:01.37 02:01.86 03:05.21 Shepherds Shield II Good conditions 00:58.37 01:54.77 02:49.94 Diamond Creek II Good conditions 01:06.24 02:20.39 03:22.27 Tanner Bad conditions 01:00.83 02:07.75 03:20.07 Tanner Good conditions 00:58.77 02:03.37 03:11.79 Fa d asa mihitsy hoe ahoana no hanaovan'i Beels reglagen'ilay polo fa tsy mety azoko mihitsy e! nen'lery tonga 900 daholo ny reglage ary ny frein misy -35 izany?? reny ve tsy ho hita any @ session tena izy hoe tsy norma?
  5. TsitsiGalli

    TOFAN

    Arabaina tonga soa dia ataovy bobaka ny sary hifampizarana an'ilay fitiavana rallye gasy e!
  6. TsitsiGalli

    Bjr

    Faly miarahaba an'i Nanouh tonga soa ato @ tontolon'ny sport mécanique e! dia arabaina manokana koh fa vavy tokan'ny forum
  7. Zay koh mitady spons ho an'ilay focus 06 ô!! sô d misy mahita?
  8. TsitsiGalli

    540 en mini

    C'est vrai que quand est passionné par la voiture, la miniature en fait partie, pour ma part, j'aimerai beaucoup refaire des miniatures mais vraiment à la façon malagasy. Pour l'histoire, je confectionnais mes miniatures avec du carton et de la colle mais dans le temps c'était plutôt pour jouer avec les gars. mais plus je vois ton article plus j'ai envie de m'y retourner, d'ailleurs l'idée de faire une replique de ma voiture me hante depuis pas mal d'année. alors si toi ou quelqu'un d'autre sait comment former une galbe avec du carton (désolé je connais pas du tout l'épaisseur mais avant j'utilisais les cartons d'une boite de chaussure ou d'un carton de biscuit)n je suis preneur Ah lalan passion quand tu nous tiens
  9. En voyant les travaux de Marcus, je me permet de poursuivre cette discussion; En effet, tout les passionnés du Rallye Malgache pourront te répondre concernant la 256, dès son premier rallye jusqu'à sa dernière participant. et les photos ne manquent, et je peux dire jusqu'à la moindre détail. D'autant plus aussi que le dernier proprio de la voiture est membre de ce forum. cherche un certain Nerone et c'est lui.
  10. TsitsiGalli

    540 en mini

    Respect Marcus, et comme le dit si bien Gogo, Vos œuvres sont vraiment dignes d'un travail d'orfèvre! J'imagine que tu es le seul participant du concours à avoir fait une repro d'une voiture ayant couru à Mada ou je me trompe?
  11. TsitsiGalli

    Team So6 en deuil

    Repose en paix lesy e! ary mirary fihonona tanteraka ho an'ny fianakaviana rehetra ny calendrier 2009 MADACOX dia atolotray ho azy!!!
  12. Tena dépouillée mihitsy le R21 an
  13. TsitsiGalli

    WRC/// Rallye de Norvège 2009

    mais t'es ou exactment??? normalement c'est 18:30 Europe
  14. ity ny site officiel aloha sao dia mety hanampy an'là RSRBR09 Raha tsy diso aho raha tsy mangataka ry lerony tsy mila mandefa an'ilay replay ialahy fa ny temps fotsiny no enregister-nlà raha sendra tsy mandeha dia alefan'là any @ serveur. tairo² ihany ny fisoratana anarana fa efa maro no efa nikatona an! ny WRC tô anisany
  15. TsitsiGalli

    rally Réunion

    Déja on nous te souhaitons la bienvenue et nous t'encourageons à venir à Madagascar pour participer non seulement au RIM mais à tout les rallyes
  16. Zà moa zany no namorona an'ilay post dia mba miteny hoe tena mety ilay alaina mialoha ny Roadbook dia alefa eto ny resultat ny ampitso e! hitako mitovy amin'ireny manao miaraka ireny ihany rehefa jerena ny valiny sy ny mieritreritra an'ilay hoe misy hafa manao any ambadika any. milay mihitsy ny mijery ny combat-nay sy His an!!! ity ny misy ny temps offline
  17. Ity kosa indray ny natao omaly départ misasak'alina miandry ny rehetra hatory vô namelona matos 3 premières SS, mizatra fiara sady passage iray tonde lasa zao, tao @ EWII nijery kely an'ilay tps int tonde d nanao sortie après G4. dia mbola tratra sortie ihany koa après 2ème tps int fa nanitsaka mafy kay ny G5/saut tonde tany. ES 4: somary nokitihina kely ny diff d niezaka ni-assure . ES5: Tonde attack attack no tao an-doha fa le fiara ôtran'ny misosa fotsiny isaky ny tournant droite dia nanao faute ny niafarany. ES6: nanao tout droit après CHV ny chrono mbola tsy nijanona ihany. ES7:nenti-po loatra ngamba teo @ ilay 2D/2G 2D tonde nanao tout droit tany anaty ravin lery. ES8: Efa manomboka nerveux ny pilote fa manondrana foana le fiara isaky ny miditra virage à gauche. ES9:Nanala tongotra no mieritreritra ny hanamboarana an'le vam fa misy tsy norme. ES10:Mbola nanala tongotra ihany sady ôtrany tsy miainga zany mihitsy le fiara. ES11:Tsy mety afaka mihitsy le misintona gauche dia nitsapatsapa lalana nanomboka teo @ 2tps sy 3tps int, zany aza efa saika lasa indray après an'ilay D4/D4 midina be iny fa soa ihany fa nisy nitazona tampoka ilay hazo saika hiampita ES12:Mandeha an-jambany total fa tsy hay mihitsy le lalana, ny olana mbola mipetraka foana ES13: naverina nojerena daholo ny reglage, kay tao @ pneu ny olana (hatramin'izao dia mbola tratran'io olana kodiarana io foana) satria rehefa mba ni-style nanao reglage pneu dia ny gauche ihany no voakitika fa ny droite niridiridy 220 dia izay no nahatonga an'azy hikisaka fotsiny rehefa miditra virage gauche, iny le lesona vao azo teny @ ASA TANA CONTROL farany teo ES 14: nilamina tsara amin'izay ilay vam dia nanezakezaka mafy kinanjo diso nanezaka loatra tonde sasatry ny manao KKK ES15: dia reraka ngamba ilay vam fa tonde retour au bureau ity ny feuille de match Remarque: ny esprit tonde mba natao hoe na tsy en ligne aza misy mpifaninana hafa dia mba nametraka pression kely fa tena hita fa mbola sarotra be mihitsy le mi-gerer pression e! Sinon tena izao vao mba hita hoe iza le temps henjehina
  18. ARy tena misy an'le zavatra ilaiko tokoa lety amin'io cockpit n'là io ry Nerone a! io bouton akaikin'ny detresse io zao hitako intacte tsara tena miady amiko tsara mihitsy. Focus>ôtrany misy sarin'le cockpit iny tokoa any @ là any tamintsika tany @ MR e?
  19. Manomboka mangitakitaka foana ny tenanay mijery anareo manao Session public @ alina ka mandroso an'ity soso-kevitra ity raha mety. Izy ity moa izany dia natokana ho an'ireo tsy manana connexion any an-trano Alaina mialoha ny SS rehetra dia entina mody. rehefa tonga any an-trano dia samy mifidy ny ora mahafaka an'azy ary rehefa vita kosa dia mba atao Printscreen ny resultat/SS dia alefa mba hafahana manao comparaison ny temps
  20. Mba omeo anay mialoha tokoa ry zalah ny roadbook mba hanaovanay comparaison ny ampitson'iny fa le NET EVASION anay mbola gadra hatreto a!
  21. Tant que tu y es, tsy mety ngah raha mba result / SS no havoaka mba hangalanay temps de référence?
  22. TsitsiGalli

    540 en mini

    Chapeau aussi pour Marcus Mes voitures d'antan aussi etaient une 304 et une 204, ça me remet en surface mes souvenirs, ahhhhh la belle epoque
  23. TsitsiGalli

    J879

    Nous te souhaitons le bienvenu sur le site e!
×
×
  • Créer...