Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. tsotsotra nefa mlay bé an... ary tsisy manana ny sarin'ilay Playseat an'i Passepartooj RALLYGASY nga..... zany koa no tena mlay an
  2. KGB MAX

    Peter Horsey

    Tsara oanazy zay ka... faly daholo zao ny gasy rehetra sady miteny hoe "Ra i Mathieu nef zao no tany ????? "
  3. KGB MAX

    /////2ème manche/// RBR live///

    Tena nahafinaritra é.... Somary sahirana bé tamin'ilay playseat RALLYGASY...... fa sinon nilay satria mba nanalazy bé mihintsy. Mbola nijerijery aloha fa tsy nieritreritra ny hanao temps fa na izany aza nanenjika iany nony efa tafiditra tsara saingy tsy azo intsony i Prez teo aloha. I Anté sy Noriza moa tsy eritreretina intsony fa lavitra bé tany aloha. Zay sy Mijoro ary i Ovalist no nifanakaiky teo fa KKK Mijoro moa i Ovalist Ni-attack bé tao @ section3 dia tsy azo intsony. Ra tena té anao temps loh aleo mitondra ny matos mahazatra azy ihany é..... Misaotra ny mpikarakara sy ny mpandray anjara rehetra dia amin'ny manaraka indray
  4. KGB MAX

    Licence pilote virtuel 2010

    nena koa efa lasa t@ sabotsy teo é. Dé misaotra @ fikarakarana é
  5. KGB MAX

    POINT POUR Team So6

    Week 16 raikitra ndray ary é: iamkosmis, ZoS, Riry, KGBMAX zao no efa ao. Miandry ny sasany. http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp Asio @ 207 R3 kely io Chillout io Damix a, sa aoana ? ts koi koa ra misy bandy hafa manao 2RM Gr N an ohatra oé N3 na N2 Ary Soaf vé efa tafiditra ihany sa aoana ?
  6. Za oa efa ela no maka anla, takzay iany elah ra maitra tsy nesorina tao @ team a
  7. Asina fingotra bain a, fingotra
  8. KGB MAX

    Jordan Rally

    OK OK merci
  9. KGB MAX

    POINT POUR Team So6

    Ts kwa lesy zany fa @ week 15 zao elah efa ao a, ts voatery oé isa kerinandro ngé é, fa zé maha afaka iany io ka. Ny tsara dia zao defa mijery ny week 16
  10. KGB MAX

    POINT POUR Team So6

    Week 15 : Merwede Springs Hulst Rally -> (iamkosmis) RALLY OF TURKEY -> (KGBMAX) RALLYE LYON CHARBONNIERES RHONE -> (Damix, ZoS) Race 5 GREECE -> (riry) Rallye de l Anguison -> (emsics) St Jean du Gard Col St Pierre -> (iamkosmis) i His, Thomas, Fablide ary i Nerone sisa no tsy ni-cocher ny rallye any ka manentana anlaisany é. Ato ny ficochena azy: http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp 3è t@ nahazo points isika t@ week 13 (1202 points, 1473 points ny voalohany)
  11. Pour vérifier si votre temps est bien envoyé sur le serveur de rallyesim, surtout quand vous ne pouvez plus voir votre classement après votre session : http://x.rallyesim.com/connect_check_times.asp?move=driver_check_times.asp
  12. KGB MAX

    Session miaraka Team so6

    Tena miala tsiny tamin'ny tsy fahatongavana fa nisy blem kely tamin'i rafotsy tamin'ny ora farany dia tsy afaka nanainga é amin'ny manaraka ndray
  13. KGB MAX

    POINT POUR Team So6

    ny WEEK 13 dia ny 29 mars ka atramin'ny 4 Avril ka mba manentana antsika rehetra ao @ team é, ny dimanche 28 Mars zao no farafi-cochena ny rallye imarquena points ho an'ny week 13 io http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp
  14. KGB MAX

    Session miaraka Team so6

    za koa partansssa .....
  15. KGB MAX

    POINT POUR Team So6

    WEEK 13: JORDAN RALLY Riry (tsy aiko ny vam) KGBMAX - gr N tsara asina classe hafa maromaro iany mba ahazoana points betsaka. Manentana antsika rehetra mpikambana ato ny fisafidianana rallye imarquena points ho an'izay mbola tsy mahafantatra: http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp
  16. T.. BE iny rallye iny: vô nahavita SS1 LEG 1 tonga dé i Yolvrc no ita ery ambony indrindra ery (gr N io an) tondé kivy tateraka satria efa fantatra fa i beels tsy hanaiky eo koa.donc zany ny 3è place sisa no niadivana satria le grand maitre IRINA moa efa fantatra mialoha ihany hoé nitsana. LEG 1 somary nijery loh hoé aoana ny itondrana azy: donc 3è gr N gasy i rdrazafimbelo teo 4è i Alexwelson dia tany @ 5è no nisy anay. Tsy dia lavitra tao aoriana ry Thomas sy ry Ovalist ary ry Andrinoa sy ry The doctor. LEG 2 attack max, nahazo 20s ao alohan'i Alex, i rd ngamba nisy blem kely tao: +33s, i Ovalist sy Thomas moa akaiky ao iany koa LEG 3 niezaka ni gérer ny avance 20s t@ Alex teo kay loza fa lasa en forme bé tampoka i rd fa soa ihany fa mba efa nanana an ilay 33s t@ LEG2 dia nandamina fotsiny. Donc ra tsisy ny fihovana @ ora farany dia 3è @ gr N gasy i KGBMAX à seulement 4s de rd et 15s d'Alex Famintinana: nilay ny combat t@ i rd, Alexwelson (forever young), Thomas, ovalist. Dommage pour Irina, Iante,peno, andrinoa sy Riry , et felicitation à Beelatack beelaba et surtout à Yolvrc
  17. KGB MAX

    ////RECO RALLYGASY 2010////

    tsy aleo vé mba 21h15 fa nenay ts mazaka ny jiro ra vô 20h45
  18. Asiooooooo bainina aaaaaaaaa Itony koa aza manao bé @ 2rm ao an, 3è koa ra tsy diso za...GOOOOOO Mikko Mikkah
  19. Efa navita LEG 1: Tsy dia zatra manao rallye aloha bé (Salut IRINA an ) fa tsy maintsy natao satria mbola anao IRC koa mantsy. Niezaka ny tsy nanao erreur mitsy fa propre tsara, just miverina mizatra an'ilay SUBARU N11. Resultat 3è @ gr N atreto loh nefa mbola andalo daholo ny enjara refaveo ka tsy dia manantena bé fa refa mbô mahazo points defa faly.
  20. KGB MAX

    Polo :t6:

    mlay....... tsara
  21. KGB MAX

    Polo :t6:

    1 XL pour KGBMAX
  22. KGB MAX

    Bravo pour le forum ! !

    Tsy maintsy ankalazaina kosa amin'izay ngamba Mr l'admin ny 5è anniversaire an'ty forum ty @ volana novembre an... tonga defa zao defa manomana
  23. KGB MAX

    Bravo pour le forum ! !

    montsana ny Lun 15 Fév indray ny zava-bita tsara indrindra teto Le record du nombre d'utilisateurs en ligne est de 30 le Lun 15 Fév - 15:51
  24. KGB MAX

    rallye de suède 2010

    Bon je m'intéresse spécialement aux jeunes pour ce rallye de suède donc je surveille étroitement: Semerád Martin / PSD europe 2009 / Mitsubishi Lancer Evo IX (N4) / Czech / Date of birth: 24. 5. 1990 http://www.otttanak.ee Tänak Ott / PSD europe 2010 / Subaru Impreza WRX STi (N4) / Estonian / Date of birth: 15.10.1987 (c'est le protégé dé Markko Märtin) http://www.semerad-rally.cz/ Malaza oé tay bé zala reo donc ita eo zé ataony
×
×
  • Créer...