Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    Records

    mety manana akama ao am officiel chronometreur ry zalahy lesy dia vao henony ny feon ilay daba any alavitra anya efa arreter-ny ny chrono a!
  2. ela mamadika palitao a! atram oviana koa no nisy finlandais nitondra citroen ry dodaNEN
  3. arabaina tonga soa e! (na dia efa ela aza no tonga) dia mazotoa mandray anjara dia mikotrana tsara fa hisy ny challenge RBR am 06 decembre alina avant slalom io a!!! dia mba mandefasa sary etoi koa fa ianao koa ra tsy diso aho toa mpaka sary mahay..
  4. sali DuponT tonga soa ela. i ra DuponD koa d wawawwa be eo!
  5. ka hitany kosa leiz hoe mafinaritra dia mba envieux izy eeee !!!!!!..hihihi..... il ne faut pas convoiter le bien d'autrui nge e! na ry zalahy na tsy dia mitady aby
  6. Christophe B+

    elements 106 kid

    any am Hajia lety manotany fa toa misy any ra tsy diso aho a
  7. ary ahona koa aloha reo olona be dia be micommande chemiz so6 reo e?? iza dodoly reo???
  8. tsy ny akelin ny Fil no jerena retsy fa ny herinaratra entiny a! 25 000Volt io a!
  9. tena signature an olona miafina mintsy kosa ty an prez ty
  10. Christophe B+

    Slalom ACCT-Team SO 6

    valiny : toa tsy vitan'ny fandefasana RBR fa session sur G25 mintsy raha tsy diso aho miisa 10 izy ao sa ahoana moa prez???
  11. Christophe B+

    Slalom ACCT-Team SO 6

    +1 fa jereo lou ny cumul des dépenses par pers sao erikerika maha tondra- drano eo
  12. hey! partage un peu avec nous tes debuts et tes meilleures experiences au volant! on faisait l'essi du premier Cross car en ce tps la ...je t'ai vu "débuté" en voiture a Lazaina avec la scirocco et Irina comme moniteur et la voiture qui dérivait avec 3 roues au sol c'etait avant le slalom pour avoir la 205 MRS....
  13. Christophe B+

    Slalom ACCT-Team SO 6

    tsy aiko aloha ry zalahy fa za ôtrany tsy convaincu am lé reunion d'info atao ao am Ramarosandy a!.... nefa ra ijery toerana hafa dia ny budget ndray no mamay...
  14. namindra hatrany sweden nga lé horaire an i Nari9???
  15. Christophe B+

    Slalom ACCT-Team SO 6

    pour le 06 et 7 oct za ok fa pour demain pas ok
  16. i dani toa itondra ilay Golf III 2.2 ex Dom
  17. hatreto ngamba aloha dia za hanao sur Golf ACCT na cross car , Rado sur Golf Maxi ny ambiny .....
  18. a vendre clio annee 1999 1.2l TBE VC,DA,JA. 3 portes .MP si interessé
  19. le veinard!!! tu me file la photo pour la passer un peu sur photoshop.....
  20. tena mba tiako ananana izany boky izany klé! aiza no mety mbola ahitana exemplaires an io???
  21. troquer une 205 T16 pour une 504..... il faut aimer la 504 hein...... si seulement la 205 etait encore ici j'aurai au moins eu la chance d'en voir une faute d'en piloter :-(
×
×
  • Créer...