Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    Asa Tana Control

    milay be milay be!!! za aloha dia nijapy train satria lasa i hentss dia ny tour n lery no nentiko e! vivement la prochaine fois!! dia la prochaine foins dray dia succession de virage
  2. nanao IRC leg1 ny tenanay dia 1ere ES no vita dia kkk ny 2 ambiny, apres nanao leg2, au cours de la première speciale voadonan ny ankizy ny Phone(modem) tonga dia déconnecté tsy envoyé ny temps... tsy nanao leg 3 tsony fa démotivé be!
  3. Christophe B+

    Championnat d'afrique!!!!!

    milay lé ES zany a! otrany 29.5 zany lé izy fa asiana paysage maintso² fotsiny
  4. izay no hilana double compte mba hanaovana reco e!
  5. Christophe B+

    RSRBR2009

    tena nahafinaritra be iny!!! za koa iny rallye firaisana iny no taoko voalohany online fa tena hafa mintsy! mitady ho accros ary aho!!! nenay moa izany dia nanaikitra be ny pression dia manao picnic any anaty hazo matetyka fa mitetika ny .... avy eo moa dia kkk tao green hills dia taraiky!!! i fablide moa izany dia aleo tsy enjehina mintsy fa tsy tratra!! ny combat entre Zavouna Ari Vata9 no nezahina natao milay.... ZAVOUN>>>a la prochaine mec! je t'aurai au tournatant
  6. Christophe B+

    Team So6 alpha : Filazana

    ary mitovy blem koa tsika mitsam an!! miandry ny tour manaraka tsika e
  7. Christophe B+

    540 en mini

    il est specialisé dans les Peugeot pas dan les VW sinon on a aussi une peugeot 256 si cela peut t'interesser marcus
  8. rehefa avy nanao essai ilay méthode moa izany ny tenanay nandritry ny alina manontolo dia hita fa tena mety tokoa ilay izy ka fisaorana mitafotafo no atolotra an i Mr DodaZen (Dodanen manko e)... milay be ilay izy sady tsy minana mintsy...25Mo lé net evasion dia nanao be kitikitika be sy nanao essai an ty session rehetra inty aho dia 1.5Mo no lany!!! dikany izany raha milalao isanandro mety maharitra eo am 1 mois latsaka eo lé 25 Mo.... misaotra tompoko.
  9. efa matahotra sahady i Dodanen dia tadiaviny asiana bride ny vam nay!!! tsy koi zany fa meme limité a 150Km/H on te collera toujours 10sec au kilometre par speciale
  10. Aona ny fandaminana ny fiaratsika ry Alpha mba ikotranana alou fa nena ato zao lasa zatra S2000 nefa mety tsy mahazo point akory. Manager o, asio resaka kely otran'ry zareo Zen ary. sa efa misy fa za no tsy maharaka? +1
  11. Christophe B+

    Team So6 alpha : Filazana

    ary za kay tsy nahalala fa hay kay misy 207 S2000 vita rainibolto an! azo entina am MRC ve ny S2000??? otrany nahazo proposition de contrat tany am Peugeot manko zay dia mbola mandinika!!! Sicam aloha zany c'est sur fa MITSU sa PIZÔT, zay no fanotaniana... misy offre ihany any am SODIAMA fa tsy dia tentant loatra...
  12. ny mahagaga ahy am ty pseudo stratégie an ti team ZEfa dia hoe: nga mitovy ny attribution @ par classe si classement général no hoe hanao 2RM dia am zay mahazo point foana.
  13. Christophe B+

    Sortie de club nouvel an

    interessé Sympathisant
  14. Za zany mba mangataka Session iarahana indray ato ho ato mba hifampizarana reglage sy astuces bobaka fa tena efa ela zay tsisy session zay!
  15. tena maximum attack mintsy mathieu tam retour andriambilany!!! resultat neritreretina tam iny dia tandem Asa tana Asacm ny 2 premières places raha teo andriambilany no tapitra ny rallye: Laza (ASA TANA) /JiMMY ASACM dia DANI ASA TANA/ FIDI ASACM.
  16. tsy misy fisaorana leroa a Oui tsy maintsy mode evasion @zay mora ny prix par ko.. raha credit telma manko ano ampiasaina dia raims dia ritra. Ny ahy zao ilay net evasion ao mbola zara fa nihetsika nefa za manao public session foana. Mazava hoazy.. Na 1h avant session ary elah d efa eo tsy koi fa rehefa mbola tsy misy transfert de donnée izy d tsy ihetsika mintsy ny credit. dia rehefa manomboka ny session dia tsy tapahany izy fa avela konecté eo foana dia mandefa tps hoazy ... Ary rehefa vita mitnsy ny Rallye zay vo deconecténa ny fone.. Manantena antsika izay nanana blm de conection mba havitrika @zay zany @ty saison ty !! misaotra indrindra tompoko! tena mety aminai io
  17. Christophe B+

    Equipage FMMSAM 08

    mba andefaso notes maromaro dia mba ampio fanazavana avy aminareo efa be trai-kefa e!
  18. Christophe B+

    Equipage FMMSAM 08

    mba omeo traduction kely zay mety mba hianarana o!!! mba hazavaina kely lé abréviations isankarazany!! merci (partager la passion) http://www.flickr.com/photos/31286532@N03/3153032220/
  19. za aloha vonona am zé kely mety azoko hanampiana e!jovenna aho tsisy ambara fa ma Dzama aho misy tantaraina ( ho an ny cas anay io a!)
  20. Christophe B+

    Presentation des voeux Team So6

    soa ihany fa any am gisitra no asian la an i loeb am lé hoe mes idoles Tsy milahatra par ordre de préférence ange io ry Ari e ra za lou dia tsy nasiako an io en bas a droite io mintsy e! tsy aleo ve io soloina Vatanen na Stig Blomkvist
  21. Christophe B+

    Presentation des voeux Team So6

    soa ihany fa any am gisitra no asian la an i loeb am lé hoe mes idoles
  22. weeeeeeeeeeeee merci pour les Tofs....
  23. Christophe B+

    Team So6 alpha : Filazana

    ary i prez tsy niteniteny fa hay kay efa namidy lé Toyota an!
  24. tonga soa leretsy a! RIKIKI SA ROCCO???
×
×
  • Créer...