Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. alefaso koa ny sary any aminao prézda o! toa mba misimisy equipagetsika any any ra tsy diso aho
  2. Christophe B+

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    Tsi 2 o!!! ahoana ilay stickers an ny concurrents fa hitakon TVN omaly dia noteneniko hoe alaina androany ao am big leizy kay mbola tsy vita!!! mba antsoy izy dia ilazao o!
  3. OK voaray! mba omeo lera kely ihany aloha am ilay sortie voiture zfd o!
  4. Le TEAM SO6 tiens a remercier le DRIFT CONTROL pour avoir bien voulu prêter les PLOTS pour le concours de drift lors du rallye asa tana3. Et nous voulons aussi faire savoir au public que le DRIFT CONTROL EDITION 3 sera pour tres bientôt. (nous avons deja eu l'ocasion d'apprendre les bases du drift et c'est tres tres interessant) MERCI DRIFT CONTROL
  5. Christophe B+

    COTICOTA

    nena efa vita!!! efa voalohako hatramin ny stickers!! sa tsy izany mister finance master
  6. Christophe B+

    COTICOTA

    reveko ilay avatar e!
  7. nen i ari tompoko atao anakiroa dia andoha vola any amin ny net box izy refaveo + coti cota
  8. Christophe B+

    LIVE RALLYGASY

    Efa afaka manaraka resultat live am WAP ve am rallygasy oooooooooooooooooooooooooooooooooooo
  9. za miditra miasa androany latsinainy dia ilay ihera pour vendredi no blem :'( ahazo sa tsy ahazo!!!
  10. Christophe B+

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    Tsy tin'elà fa omena ngeza e!!! efa ela no nieritreretana an'iny, ka dia lazaiko indray koh zany fa omena stickers lehibe ny Team So6 4 manao (nirina58,fond_de_6,Maxattack, Nerone) fa mila alain'lisany mialoha fotsiny an!!! ho ezahina ho vitaina @ Alakamisy zao. fa refa tsy manao zany zay dia tsy omen la!!!! tsssssssssssssssssssssss +1 stickers pour ton Neuveu Timon
  11. tena possible mitsy zany matoa i fond de 6 milaza am max hoe regle ton bacquet satria faly ngeza, max kely tena reveko be izany lety e! asio zandry fa milay a!
  12. Christophe B+

    Toutes les photos

    hihihihihi zany nen lisany ry zalahy fa itako tao am Ebit ilay 3 lames dia lasa niomehy rery aho! efa saika noteneniko hoe hey! ao am Mrallye misy sarinao misaveraka,
  13. Christophe B+

    Tour de Corse 2008

    ALLEZ LES FORD!!! ZAY TSY MIALA AM LAISANY E! ASIO CITROEN ASIO LOEB za koa zany somary francoph******b ihany e!
  14. ary sao dia mba maximumattack sur 206 du roi lion??? mety hitombina koa zany a!
  15. tsy aiko ny fahamarinany fa toa misy sub bleu sy blanc zany misy anarana hoe fitia ka asa hoe an iza io ary iza ilay fitia! Fitia58 ve?
  16. Christophe B+

    MRC 08

    et vive le sport et l'esprit sportif le rallye se dispute dans les speciales et non sur la table
  17. efa hitako eto fa mathieu et Teddy sur subaru total :affraid:et sissi sur une autre sub de emontspool! sa tsy zay???
  18. asio sary drift e!!! nakaiza ilay vatanen tany am Pike Speak o!
  19. ary am toutes les photos alefa ilay sary azafady tompoko mba ahitan ny olona hoe otrany ahoana izany cross car o! misaotra tompoko dia ataovy be dia be dia be dia be
  20. weeeeeeeeeeee! misaotra antsika rehetra fa nahafinaritra ny ambiance e! en général aloha tsy dia nisy degats grave loatra ny CK ka isaorana antsika rehetra nitandrina. atram zao aloha dia mbola vizana be ny sandriko sy ny soroko, minana be ilay izy. Hentsss M3, ZA MAKA AN LA!!!!!!!! dia mino aho fa tsy hisy anotany intsony hoe iza ilay ao am avatar efa niara nahita daholo! BIG BANG tu as raté quelque chose!! am manaraka koa e!
  21. Christophe B+

    sary insolites na crash

    misaotra e! misaotra indrindra tompoko! tam io rallye io zay nahavoa temps ana subaru anakiroa a! avec une M10 ary bôgosy ihany nge lé 205 zany e! mbola misaotra foana o! fa maninona no natao aty am sary insolite sy crash???
×
×
  • Créer...