-
Compteur de contenus
1 439 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Christophe B+
-
Hisantarana ny saison manaraka sahady
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans V-MRC Old
-
Ari Vatanen
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Présentation des nouveaux membres
-
-
super session RBR du 06 et concours RBR du 07
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
-
-
super session RBR du 06 et concours RBR du 07
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
-
-
arabaina izany tsy maty fo aman aina ny Gvintsss an i Doda9. ny ahy koa efa hitako ny reglage an ledala, tany am filtre no nanalana kely sy nanapiana kely dia efa saika nivika aho hoe tsy mety lé grille en H hay kay adinoko ny nanala ilay vitess sup/ sy inf eo am palette dia nanao conflit ledala... mbola tsy sahy mitaimbaka aloha aho hoe hamely be fa mbola mitady reglage milay pour la mitsu evo 6.5, dia mbola mianatra lalana koa fa vao hill climb prospect, fraizer,sy rallye school ihany no hay aloha hatreto
-
-
-
-
-
Ahoana marina ra votanen izany kozy mini rallye amin'ny CK amin'ny 2009. be dia be ny bandy henoko hoe tonga dia hi invest raha misy izany projet miaraka amin ny quad io fa asa hoe hanao ahoana ny réalisation... omeko 10sec au Km par special reo MIGNON petits joueurs reo ra raikitra io... (mbola pression foana io an)
-
-
ok ok. mais le pb c'est que je ne sais pas ce qui ne vas pas mais je trouve qu'avec celui de Soaf le volant est tres maniable, on a deja copié tt les donées mais c'est tjr la meme chose. faut il réinstaller le volant??? "maniable" ... explicite bien! Qu'est-ce que tu veux dire par là? J'ai eu déja ce problème au début, je suis à Tana pour Noël si tu peux attendre j'attend (vous n'aurez rien a craindre les pour samedi le finlandais n'est pas encore en forme)
-
-
UC P4 2.8 GHZ DD 40Go RAM 512 CG 256 Lecteur combo
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Petites annonces
-
-
-
UC P4 2.8 GHZ DD 40Go RAM 512 CG 256 Lecteur combo
Christophe B+ a posté un sujet dans Petites annonces
-
Tsotra lesy ny atao vatanen a !!! alaivo fotsiny ny valeur any @ prez dia ataovy mitovy @ zay ny an'lah dia milamina io e!!! ..sa ahona ouz ngiah?? sinon andao atakalo e?? ny ahy efa milay be ny reglage fa izy tsy mande kely fotsiny !!!! efa nadika daholo ny valeur rehetra ny config koa aza efa nadika fa tsy mitovy e
-
dia efa nanao izay ho afako koa aho nanao reglage an lé G25 fa tsy mety mitovy am lé an soafahana mintsy lé izy.... efa nokitihina aby ty reglages rehetra ty fa eeeeeeeeeeeee. tsy mety hitovy am lé an prez mintsy. am nen prez zay mba a l'aise tsara sy mba afa-po fa lé ana mbola tsy mety e! ela lany tao ny alina, na i beels aza otrany afa-po
-
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
Nga tsy gravy e vao mifoha vao maraina dia tsy mety raha tsy milalao rbr kely aloha vao mieritreritra ny ho atao Andros ange dispo foana fa mbola misy problème de carbu indray izy izao (tsy mety velona indraindray dia noyé lava). Fa raha voamboatra aloha @ Noely tsisy olana mihitsy ka efa manao réservation koa aho dieny zao an! entintsika ery am radoda carbu izy avant noel dia raikitra ndray ny drift. efa vita ve lé train ar??? -
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)