Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hajax

Membres
  • Compteur de contenus

    396
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par hajax

  1. hajax

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    niova catalunya ndray za ry zala fa tery b ny fotoanoko am zao d tsy lasa le rallye lavabe
  2. hajax

    racing online

    vita ny inscription tao am racing on line fa dia miandry ny rallye zany sisa. ho enjana ihany ny hi-gerer zany rallye b d b zany ry zalà
  3. hajax

    BOENY

    vita boina leg1 sy leg2 nilamina tsara ny leg1. mande b i tweet sy noriza. Leg2 b d b erreur vo nanomboka tao shepherds, sortie tao kaihua II vaky radiateur tsy nanao DA fa ni-forcena nivaoka ny vam d veri 20 s eo. prospect ridge nisy jump le vo miainga kely ny depart, nisaute ny vam d nisaute ko le camera tsy nahita lalana intsony d notsenaina vody hazo d abondon. Prospect ridge II sortie vaky radiateur ary Pribram nichauffe b d maty tanteraka ny moteur d abondon. tsy haneo leg 3 fa leo b voky b ny tenanay. haka pause alo am semaine ambony iny. bonne route ry zalà
  4. hajax

    IRC RALLYE D'ITALIE

    vita rallye sardaigne. misy sampona fona ny ana ry zàla Es1 : TAQ Es6 : Nandona olona après leg tao aoriana noriza sy irina. nifanaraka ny RPR leg 2 es 7 : diso boite sikakama fa lasa long es9 : ni-dérègle le camhack fa isaky ny misy choc de mietsika le camera (niova vue capot za) very temps es10 : 10 m arrivée niodina à droite le camera tsy fantatra intsony hoe mande mahitsy v le vam sa mande aiza dia nidona tam hazo es11, 12, 13 probléme camhack, manova vue eny am-pandehanana rehefa miodina le camera, na vue pare-choc aza d mietsika le camera, Es14 : nidina camhack dia ni-saccade ndray le machine. Leo b ny tenanay. tam le french gravel very 5s isaky depart es mi-règler le vue sousoum mitsy
  5. hajax

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Ireto ny vam am championnat WRC : Evo9 A8, subaru N12, ary ignis 1600 rehefa tarmac. tsy milay le mitondra WRC fa dia ze kozinareo fotsinyam stable. le N12 ny ana raha misy PWRC raha tsy izany dia le mitsu.
  6. hajax

    WRC-VODAFONE PORTUGAL

    vita ny Rallye vodafone portugal. natao izay nety. touchette maromaro fa tonga ihany. izay ndray vo tonga hatram farany tam WRC tao aoriana rallye Suède. 13ème ny classement hatram zao. 1 Zos 2 Fablide 13 hajax 19 irina 20 noriza 23 andrinoa 24 Thomas_R 26 soafahana 50 smam 54 ra8
  7. hajax

    WRC Portugal

    vita ny Rallye Portugal Leg 2:nanao touchette tao am es8 newbobs dia very temps. Noiker 2 nilamina fa ny temps no taraiky be; pirka II sahirana b mitondra le subaru 2007 fa puissante be no lava be le fiara dia ratsy ny temps na tsy nisy KK. 14èm classement provisoire, 22 andrinoa; 23 irina; 24 noriza. Leg3 : nandeha tsara ny es rehetra fa east-west tena very temps b nefa efa maximum attack. es farany ni-assure arrivée dia tsy namely ny temps. Izay ndray vo tonga arrivée tam WRC tao aoriana rallye suède. i. Zos 2.fablide 13.hajax 19.irina 20.noriza 23.andrinoa 50.smam
  8. hajax

    WRC Portugal

    vita ny leg1. lavitra be am leader ny temps-ko, 15s isaky ny es eo mini, enjana b ny fandehan-dry zalà nefa tsisy KK mitsy am zany. hiova GrN koa za am rallye manaraka fa tsy mahatana WRC. eo am 15 na 20ème eo ny classement-ko am zao. hanao leg2 refa avy eo.
  9. hajax

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    danz b ry zala fa tsy vo decocher-ko le rallt della marca de lasa iny ny stable-ko am ty semaine ty.De KK be nefa. tsy mitondra point ndray zany am ty semaine ty. sorry e
  10. hajax

    PILOTES CONTROLES

    efa nlefako any ny replay. misy fika hi-verifier-na ve hoe lasa marina le izy. tam farany mantsy nisy soratra hoe MD5 not found
  11. hajax

    TROPHEE MAMYKELY

    SALUT DAHOLO vita ny trophée Mamykely. nilamina ny es rehetra. tsy hitako mihitsy izay set-up milay fa nentina tam zao. ireto ny temps-ko Es1 2:33:01 scratch fifou 2:28:19 Es2 1:04:19 scratch fifou 1:03:90 Es3 2:13:90 Es4 1:25:68 scratch chepilevski 2:24:73 Es5 2:12:71 Es6 1:28:56 scratch andrinoa 1:25:56 Es7 1:32:86 Es8 1:25:37 scratch andrinoa 1:24:63 Resultat alatsinainy 23:00 1- hajax 2- chepilevski +4s 3-andrinoa +39s bonne route e
  12. hajax

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vonona koa izaho raha mbola misy toerana merci
  13. hajax

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Salut daholo Tena mila mii-assure isika fa miakatra be point teamSO6. IRC no stable-ko tam semaine teo iny. Mbola mila miezaka b le rallye tarmac . nahazo point kely ihany anefa. Ny am semaine 19 10/05-16/05 Rallye des Hautes Fagnes Championnat Belgique. Ny am ti semaine ty WRC nouvelle Zelande. Am samedi vo hiditra session fa hanainga raalina. Bonne route ho any zay manao nation’s cup.
  14. hajax

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    salut Beels. vonona handray anjara ny tenanay am le nations cup ra misy place dispo. merci
  15. hajax

    WRC Jordanie

    sali daolo tam talata nanao jordanie, nande tsara ny es 3, handray départ es 4 nisy micro coupure na tsy fantatro fa ni-redemarre ny ordi, kivy tanteraka, natao fotsiny ny leg2 sy 3 avy eo, KK daolo. Nilay nefa ny sensation. bonne route ry zalà.
  16. hajax

    IRC Argentine

    tsy namely le irc tam ty e. efa miezaka mafy am le n14 fa tena tsy ao mitsy le temps, iverina am 207 angamba na fiesta.
  17. hajax

    Rallyegasy

    vita rallyegasy nande tsara ny leg1. leg2 tsy tiko mitsy le newbobs fa manao sortie fona am io es io. enjana b temps le iante sy yolvrc am n14, natao fotsiny ze atongavana. leg3 sarotra b le es autiovaara fa tonga d tonneau, afaka nnanoy iany;
  18. hajax

    Rallyegasy

    Salut daolo Izaho koa afaka manao le irc raha tsy mbola ampy ny pilote ao. Ny taminy ty semaine ty nety ihany ny ana le irc na dia teo aza ny erreur de pilotage maro , mety ahazo point kely ihany angamba.
  19. hajax

    TROPHEE JODA

    Salut Vita ny Trophée Joda. Nanao ny maximum fa tena mbola very temps be ihany. Mande be daholo ry zalà ao aloha ao. Io ny classement provisoire tam 15h00. 1-Evohun 16.24.70 2-superrallyeman +4.74 3-Kikiny+5.07 4-sloeb88+5.78 5-Blitzermartin +7.71 6-zazamaditra+13.71 7-gronholm27 +20.10 8-fond_de_6 +20.41 9-Laciwrc +20.78 10-hajax +27.49 11-aizae +27.62 14-zanakambila +30.46 15-andrinoa +31.47 20-alexwelson +34.40 53-noriza +1.08.55 83-sandbach +1.48.26 162-rimorimo +14.50.20 ho an'izay tsy mbola nande bonne route.
  20. Salut Vita ny Trophée Joda. Nanao ny maximum fa tena mbola very temps be ihany. Mande be daholo ry zalà ao aloha ao. Io ny classement provisoire tam 15h00. 1-Evohun 16.24.70 2-superrallyeman +4.74 3-Kikiny+5.07 4-sloeb88+5.78 5-Blitzermartin +7.71 6-zazamaditra+13.71 7-gronholm27 +20.10 8-fond_de_6 +20.41 9-Laciwrc +20.78 10-hajax +27.49 11-aizae +27.62 14-zanakambila +30.46 15-andrinoa +31.47
  21. hajax

    Rallylive du 27-02-10

    salut ry zalah tsy afaka za am 27 fa miasa maraina sy hariva. bonne chance ho an'izay handray anjara.
  22. hajax

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    salut. Mila jerena tsara ny rallye misy isaky ny semaine dia zaraina am pilote rpr izay tiany. Le asphalte no tena mila mianatra isika. Ny strategie iray koa jerena izay groupe sy classep tsy be participant fa ny 5 premier no marquer point. Ny grA, grN, S2000 zao enjana b ny adva. Ny ana zao f2000 14 am french cup d vitsy ny adva tao. 6ème tam f2000 ny meilleur classement-ko. 205 gti ny vam de 206, xsara no adva mazana ao. Mbola kely ny point manasaraka antsika am ny ecurie eo aloha fa mi assure tsara isika de miakatra io classement io.
  23. hajax

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Vita leg1 suède Malama be le snow mod. Es1 : adino ny nametaka ny rampe de phares fa nazava tsara ihany. 2 :10 :84 ny temps. Tamagarasta no ni-scratch 2 :04 :84 Es2 : nanimba fefin’olona sady nitodika ny vam, very fotoana kely. 4 :50 :91. Scratch arno_f 4 :37 :69 Es3 : touchette in-3 fa tsy naninona ny vam. 6 :15 :10. Scratch arno_f 6 :07 :38 Es4 : malama b. 3 :51 :22. Scratch H.Moniz 3 :46 :96 Es5 : Nandona barika. 4 :46 :90. Scratch arno_f 4 :34 :34 Es6 : nilamina 6 :19 :56. scratch H.moniz 6 :08 :04 Es7 : enjana le es nuit. Tsy afaka asiana rampe le sub 07, tsy hita le fichier 4 :03 :59. Scratch arno_f 3 :50 :82 Es 8 : scratch tamagarasta 2 :06 :99 1er : arno_f, hajax 7ème +49,22s Mbola vitsy ny gasy nandray départ.
  24. hajax

    wrc

    Vita leg1 suède Malama be le snow mod. Es1 : adino ny nametaka ny rampe de phares fa nazava tsara ihany. 2 :10 :84 ny temps. Tamagarasta no ni-scratch 2 :04 :84 Es2 : nanimba fefin’olona sady nitodika ny vam, very fotoana kely. 4 :50 :91. Scratch arno_f 4 :37 :69 Es3 : touchette in-3 fa tsy naninona ny vam. 6 :15 :10. Scratch arno_f 6 :07 :38 Es4 : malama b. 3 :51 :22. Scratch H.Moniz 3 :46 :96 Es5 : Nandona barika. 4 :46 :90. Scratch arno_f 4 :34 :34 Es6 : nilamina 6 :19 :56. scratch H.moniz 6 :08 :04 Es7 : enjana le es nuit. Tsy afaka asiana rampe le sub 07, tsy hita le fichier 4 :03 :59. Scratch arno_f 3 :50 :82 Es 8 : scratch tamagarasta 2 :06 :99 1er : arno_f, hajax 7ème +49,22s Mbola vitsy ny gasy nandray départ.
×
×
  • Créer...