Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Lé Porsche aloha pseudo-4RM ihany io fa tsy vraie propuls e, fa na izany aza alexwelson tena
  2. thomas_radstrom

    Test Serveur

    Ho avy fa ny matos no tsy tafa, raha tsy hoe laptop atao serveur
  3. Jourdain aloha tiako e fa misy pièges maromaro indrindra akaiky arrivée ...
  4. thomas_radstrom

    ARC 2011

    ndé hanaraka an-drizalahy any aho Suède sy Finlande samy any @ tanàna ihany
  5. Hé zà lty suédois fa tsy finlandais a Nanao erreurs be ihany aho t@ lé leg 1 : demi-tonneau sur Chirdonhead, dia tout droit tao Fraizer Efa vita koa izany ny leg 2 ny an-là ?
  6. zà angamba pour le fun fotsiny aloha @ inty fa tsy mbola hiady championnat an
  7. thomas_radstrom

    Nations CUP 2011

    hihihihi Thomas Radstrom pilote (un peu plus) rapide (que l'an passé) fa régulier be tsy manao erreur mihitsy ... (sady gravel efa manomboka mahita rirany an)
  8. zao ve dia hitovy eee !!! c'est celui qui est en bas à droite Fishburne ...bande d'obsé.... !!! Morpheus ...
  9. Euh Errorist a ! alefaso aty daholo reo rehetra reo
  10. thomas_radstrom

    PORTUGAL 2011

    Abandon leg 1 sur Newbobs pfff Hitanareo lé gauche moyen tsy azo couper-na fa misy vato be iny ao @ lé trajectoire ? hé bien isaky ny mandalo eo normalement juste maka corde "mini" fotsiny, fa t@ inty diso mafy loatra ny nidirana teo @ lé virage dia ni-dérive be ny vodiny dia lasa corde "maxi" ilay corde "mini", ary ilay vato tsy ni-pardonne tsony ... Ny hany fiononana fotsiny dia on est de + en + rapide sur la terre (pour un pilote tarmac qui conduit au Momo ), any Jordanie indray manarina é ...
  11. thomas_radstrom

    trophée team online

    Raha mila réglages Ford Focus WRC 06 --> 10 tarmac/Gravel , na 207 S2000 tarmac/gravel dia afaka manome zà
  12. Tsy izaho no mitady fa bandy akama izay andeha hiasa sy hipetraka any @ sisiny. Maika be fa @ herinandro ambony izy dia lasa donc raha tsy mahita avant an'izay dia efa mety tsy possible tsony na koa tsisy "budget" tsony Na vaovao na bonne occ' mety daholo fa mba bon état fotsiny dia mba 3,5M fmg max raha G25, dia 4,5M max raha G27 hono.
  13. Big indray tsy atahorana raha tsy hoe prospect in-15 angaha ny rallye
  14. thomas_radstrom

    Calendrier WRC 2011

    ça sent le remake 2005 avec un François Duval qui voulait rivaliser avec Loeb et qui ne voulait pas jouer seulement les seconds rôles ...
  15. Manomboka @ firy aloha dia aiza ?
  16. thomas_radstrom

    MEXICO RALLY

    foana é Ny classement général ihany no hakana couronne !!!!
  17. thomas_radstrom

    MEXICO RALLY

    Bon vita ny rallye ... Course presque sans histoire. Leg 1 ohatran'ny rigide loatra ny suspension tao Prospect Ridge dia ni-saute be sy départ en tonneau t@ lé nids de poule be dé bé reny, fa soa ihany fa voa -récupérer in extremis "Amintsika ny vintana" 2ème passage saika ni-assouplir an lé susp fa nieritreritra indray hoe sao dia hiova be ny comportement an'ilay fiara dia naleo nijanona t@ izao ihany. Nandeha mora fotsiny t@ lé nids de poule Leg 2 1er passage Noiker II nandamina fa vao nifoha ! (andro @ 8 maraina no manao session fa matahotra courant tapaka rehefa hariva ). Mineshaft ao misy an'lé lolo manipy tampoka dia vao maika koa nandamina. Harwood Forest II koa mbola bongo ny maso dia nandamina koa 2ème passage Noiker efa manomboka nifoha dia namely temps de référence (recos), Mineshaft mandamina foana sady mi-guetter an'lé lolo Harwood Forest II bien réveillé @ zay dé temps de référence koa. Fin Leg 2 15s no écart-ko @ Andrinoa eo aloha eo @ Punto S2000, NORIZA extraterrestre be etsy aloha etsy Leg 3 novitaina zoma alina ihany fa tsisy fotoana weekend. Niezaka namely mafy mba hanenjehana an'i Andrinoa fa tsy sahy naka risque be ihany koa nefa. Joux Plane ça va ça va na ni-frôle talus kely ihany aza. Diamond Creek 2 nopetahana à fond partout fa temps moyen ihany tsy haiko ny antony (réglage de boite angamba ), fraizer moa temps moyen koa fa matahotra rehefa tonga @ lé miolakolana be akaiky arrivée iny Bilan Noriza no gasy mitarika, dia Andrinoa eo alohako avec 1s47 d'écart, dia miandry ny fusées gasy ambiny sisa !
  18. thomas_radstrom

    Subaru VS Mitsubishi

    Zà tsy misafidy zany a fa tonga dia alaiko daholo izy 2
  19. Tsy maintsy handalo any aho Big a, considérer-o ho toy ny efa nandoa indray e
  20. thomas_radstrom

    Photos GT5

    [quote="M.n.R"] ah ouè sérieux! [b]dommage , je ne suis pas sur FB pour voir ça![/b] Mais t'inquiète il aura son appareil pro bientot, il pourra mettre plein de photos ici!..oréoares toi comme modèle Thomas!!! [/quote Crois-moi, tu n'aimeras pas
  21. tena mety tsy tafa an, ho hita eo ihany ... aza atao ohatran'ilay so6 control aza lé resto !!
  22. thomas_radstrom

    Photos GT5

    Ary lasa "pot-hety" mihitsy elà ty ry Beels super jusqu'à maintenant tant que tu ne mets pas de la pornographie homosexuelle comme sur FB !!
  23. thomas_radstrom

    Rallye de Suède 2011

    Zay ny mampilay ny rallymen sady raha tavela teo i Loeb dé abandon tsy ni-marquer points
×
×
  • Créer...