Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Au fait nanomboka 11ème spéciale aho dia tsy nanao intsony fa tsisy vitako reco ireo spéciales ireo. Talohan'izay moa dia e e e mbola mila kotrana e
  2. Ny ahy tete a queue teo Antaninarenina avy any @ BMOI hivily ho any Isoraka t@ 309 En fait tsy volontaire ilay izy fa maika hody t@ 10 alina dia nanitsaka be. En plus koa hoe virage léger io dia sady ni-accélère ihany no ni-braque ... hay efa "hors limite" , ilay daba koa moa 309 ... Fa raha vam hafa tsara chassis mety ni-passe ihany. Mahafinaritra fa ilay izy tampoka be fotsiny no nampatahotra.
  3. Dia androany ve no hanao @ live ? Izao tena tsy tratrako intsony ny reco-ny spéciales sasany ka asa raha handeha mora @ ireo na tonga dia hi-abandonne Any @ ADAC indray manarina e sady izaho mankafy asphalte
  4. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Calme ihany sao dia surmené @ izany overbooking izany e
  5. Izaho efa nanomboka tests fa henjana be 90% du parcours à découvrir http://www.racing-passion.info/test-finlande.php (* Misy "patina" réglages kely ao !)
  6. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Inty rizalahy ny résumé rallye SRK-ko a : http://www.racing-passion.info/rallye-srk.php Mba asio commentaires e ! siks (saika tsy hanao résumé ihany aho fa frustré loatra t@ iny rallye iny saingy naleo nanao ihany mba atao souvenir e ! )
  7. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Mahazo tonga manao classement ve na dia tsy mahay excel aza ?
  8. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Mety mba nahazo anareo ihany raha tsy diso taitra loatra ny ambom-po ka lasa ni-suicide e t@ ss2 (diamond creek) dia efa hoe "calme-toi calme-toi" tsisy farany fa e e e tsy nety calme mihitsy ! Ilay t@ rencontre farany iny aho vao ni-copier ilay rsrbr8 ka, fa efa talohan'iny no nilalao rbr (fa tsisy mod). Fa tsy haiko koa rizalahy fa ohatran'ny tsy dia mandeha mafy ilay evo 6.5 e ! sa ahoana io par rapport @ ilay evo 6 "tsotra" an'ialahy Ra-Soaf ? Milay be ilay skin an-dra Tsi2 ! mba alefaso mail aty amiko letsy io fa asiako section "Téléchargements" ny blog-ko dia ataoko ao io. (alefaso koa ny skins-ny hafa e !)
  9. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Omeo "passes Excel" aho dia afaka manampy anareo manao classement (je suis super nul en Excel )
  10. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Milay be ireny rallye androany ireny !!! Izaho nanao sorties be dia be nahita ny temps-ndry maximum attack dia lasa nanitsaka be koa (et évidemment ce qui devait arriver arriva ) Hany farany dia ni-limiter-na sisa ny casse fa sûr fa tsy hahazo an-drizalahy mihitsy !! Miarahaba manokana an-dra-Peno koa (il était un adversaire coriace !) Tena hanao ilay rallye de Finlande aho rizalahy na dia mety mbola tsy haharesy aza fa milay ilay izy e !! Ok Ra-Soafahana (mes respects koa fa tena gaigy be ny temps-nareo !!)
  11. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Inty ny skin mitsu evo-ko @ rallye SRK :
  12. thomas_radstrom

    Rallye SRK

    Salut daholo, Compte-rendu de la 1ère journée de mes essais pour le rally SRK : http://www.racing-passion.info/essai1.php
  13. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  14. Zà letsy tena tsy afaka fa hijery cabaret Rija Ramanantoanina ary @ CEMES kle Tsy azo ialana intsony fa efa ni-promettre hoe ho any Faly mahafantatra an'i Beels dia @ manaraka indray mihaona e (enga anie) @ Alahady izao aho manao SRK ao à RSRBR Live, Mitsu Evo 6.5 no daba (mitovy @ ny an'i Soafahana ) - mbola hanamboatra skin raha tratra (fa version "fotsy be" tsisy stickers zao no hanaovana essais ) Ho apetrako ao @ blog ao (www.racing-passion.info) ny compte-rendu-ny essais sy ny course. Ny essais aloha mandeha tsara izao sady mba nahita réglages mba intéressants ihany (fa miankina @ pilotage sisa ny ambiny ) Okay daholo e !
  15. thomas_radstrom

    RDV Beels

    Zà letsy tena tsy afaka fa hijery cabaret Rija Ramanantoanina ary @ CEMES kle Tsy azo ialana intsony fa efa ni-promettre hoe ho any Faly mahafantatra an'i Beels dia @ manaraka indray mihaona e (enga anie) @ Alahady izao aho manao SRK ao à RSRBR Live, Mitsu Evo 6.5 no daba (mitovy @ ny an'i Soafahana ) - mbola hanamboatra skin raha tratra (fa version "fotsy be" tsisy stickers zao no hanaovana essais ) Ho apetrako ao @ blog ao (www.racing-passion.info) ny compte-rendu-ny essais sy ny course. Ny essais aloha mandeha tsara izao sady mba nahita réglages mba intéressants ihany (fa miankina @ pilotage sisa ny ambiny ) Okay daholo e !
  16. Mbô alefaso aty amiko ireo skins milay be an'lisany ireo fa asiako sections "téléchargements" ny www.racing-passion.com dia afaka télécharger-na ao ireo. Alefaso mail --> alex77@madagascar-product.com Efa ho avy koa ny skin evo 6 pour rally srk-ko
  17. thomas_radstrom

    Session Vendredi 18 juillet

    Un mot fotsiny pour résumer an'ilay omaly : MILAY en 2 mots : TENA MILAY en 3 mots : TENA SUPER MILAY Félicitations ho an'i zandry kely
  18. thomas_radstrom

    Session Vendredi 18 juillet

    +1 ho avy fa le so6 marina ve tsy afaka participation no omena fa ny tenanay tsy mahay lakozia mihitsy ? (variana manao RBR dia may kila foana ny kaly)
  19. Raha hivarotra fiara, piesy na zavatra mifandray @ mécanique na vitesse (jeux vidéos, combinaisons, etc) na eto Dago na any an-dafy dia ho asiana section "petites annonces" ny blog www.racing-passion.info Marihana fa petites annonces gratuites izy io. Mbola vao manomboka izao ka mametraka annonces fotsiny aloha. Be mpitsidika ihany io blog io ka mety ho intéressant ho an'ireo mivarotra zavatra. Ny commentaires-ny blog fotsiny no voatery nofafana daholo fa misy mandefa spam. Cliquez-o ny lien "Passer une petite annonce gratuite" rehefa tafiditra ao @ www.racing-passion.info ianao.
  20. thomas_radstrom

    Banderole Team SO6

    izaho d'accord @ le tsipaipaika saingy mba manana hevitra tiana proposer-na (sady mety ahazoam-bola no mety ahafinaritra). Ahoana raha manao karazana tournoi kely na RBR na jeux playst dia mandoa vola kely ny participation ? Karazana "certificat" na ohatr'ohatr'izany fotsiny no omena ny voalohany (fa ny vola rehetra hanaovana ilay banderole). Afaka omena an'izay voalohany ihany koa ny ambin'ny vola azo (raha mihoatra @ ilaina @ ilay banderole no azo). Juste ilay plaisir de jouer sy mifaninana fotsiny no hisintomana ny olona. Dia ny sensibilisation koa atao bouche à oreille fotsiny fa tsy mandany vola mandefa pub @ télé na gazety, sur fa hahazo olona satria betsaka ihany isika mpirevy rally sy jeux vidéos eto @ tanàna - fa mba samy mampiasa ny relations-ny fotsiny. Ny organisation @ resaka matos sy toerana fotsiny sisa no hifanarahana. Okay daholo e !
  21. @ rencontre manaraka koa angamba aho maka ilay rsrbr 8 De toute façon tsy maika ny hifanandrina @ rizalahy efa pro (mbola novice be) Nasiako section richard burns rally ilay blog-ko : http://www.racing-passion.info Mba jereo dia asivo commentaires e Okay daholo !
  22. thomas_radstrom

    update 2.3.0

    Izaho mila ilay install RSRBR8 fa tsy mety voa-téléchargé ilay izy ato amiko Aiza no mety ahitana an'i Soafahana ?
  23. Io koa no hitako t@ net tsy dia mahalala loatra moa ny tenanay dia mihevitra fa misy pc fotsiny na playst fotsiny, izy 2 etc 289 euros izao no meilleur prix hitako t@ net. Gidraka aloha ilay vidiny fa tsy koi raha tena produit de qualité ilay izy (mbô miafy kely ) - sady izaho efa leo an'itony FAKO be amidy eto @ tanàna itony (au fait aza mba mividy volant @ karana indrindra fa conforama fa marary fo fotsiny ) Koboko koa ireo volant momo sy logitech amidy ao @ citic fa ny tena tadiaviko ilay sady ps no pc mihitsy. Manana fatina volant be dia be aho ato - sao dia misy te hividy ? Okay daholo e !
  24. Te hividy ny tenanay e ! Sao dia mba misy mampiditra ihany eto - mba tsy manafatra @ izay. Si oui dia mba omeo prix e ! Ny tiako ilay sady Playst no PC OKay daholo !
  25. Aterin-dra Daniel Carlsson @ Lancer WRC aho fa tsy taitra lisany ! Any mihitsy no tena tananany ! sady endasina eny @ bord de spéciale !
×
×
  • Créer...