Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

focus11

Membres
  • Compteur de contenus

    507
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par focus11

  1. +10000 Nefa ialah to mcritiquer an'i Nioto malatsaka kou lisany reto letsy Arabaina lou lisany nahatafiditra ny fiara tanaty parc atramfarany e HENTS> mahay mitantara elah letsy. C sympa. ny mamaky ny récit an'lah après rallye n tena reveko. dia mamaky ny récits an Beelaba après rallye (virtuel) koa milay. samy mahay manoratra lisany letsy. sao mba diso asa ary lisany reo??
  2. focus11

    Livre d'or 5 années de Rallygasy

    misaotra an lisany nizara foana nandritra ny 5 taona, ho ela velona dia ho soa ny fiarahana
  3. focus11

    301 membres...

    fety be zany @latsinainy an!!!???
  4. ny sary dia....ho avy fa Mme big tsy mitabataba @baby fa kay adva enjana an!!! mody calme nefa tay be en attaque, sahirana mitsy ny défense sy gardien anay tao. fa tsy atakaloko RBR ny baby an'lisany e na ary za, rbr ihany
  5. on suprime les freins ve???mwahahaha... fa na tsy misy aza io règlement io ny infrastructures fotsiny dia efa mi-limité wazy an'ilay fiara. C'est pas avec nos routes que les vitesses en wrc vont être atteintes kosa e
  6. misy ciblage le waza a kou ra tsy za rery koa an
  7. focus11

    Rapport FI

    Mr Big a réglé ce matin pour les GPS. Misaotra ny @lay fanohanana. Dia miala tsiny noho ny olana mety naterak'iny tantara iny. ho lasa amin'izay ny ratsy zalah
  8. focus11

    SLALOM ACCT

    androany kay io??? ouay lety e
  9. focus11

    Nandao antsika Herivaika

    Mirary fiononana @ fianakaviany sy ny klioba. za tsy naheno feo mihitsy mikasika ny famangina sy ny fandehan'ny fandevenana (no tsy mba mividy gazety mihitsy)
  10. focus11

    Photos Rallye TASAMM 10

    HAJA> efa misy dossier Rallye TASAM ato @ photos et vidéos dia aleo ao no miposte ny sary fa tsy hanaovana dossier hafa manjary manavesatra ny site-tsika ho fusionné-ko any ity dossier ity dia ao @zay alefa ny sary ambony concernant les gars au milieu de la route > misaotra ny paparazzi aloha fa reveko le ôtranzao e, tsy kobony mitsy hoe mande internet nge izy ...zay mahafantatra lay olona ampivoandalana : mba teneno ihany izy e...zay fotsiny...mba teneno ihany
  11. raha ny tokony ho izy dia tokony ho tonga fa mbola tsy hay tsara ny tena grama fa raha ny tokony ho izy dia tokony ho avy
  12. focus11

    Test Serveur

    miala tsiny koa ry zalahy fa tsy mba afaka tonga ny tena pck sady tsisy fiara no tsisy matos moa ny asabotsy dia somary tsentsina kely zay ihany...lay resaka matos zao vao hitadiavana vahaolana
  13. focus11

    Asaramanitra :t6: 2010

    tena miala tsiny tsy tonga fa ny tena moa tsy nahita connexion mitsy dia tsy au courant n'in n'in mihitsy raha tsy sendra nifankahita t@ Nerone teny andalana. ny andro nefa efa 16h, mbola namita adidy t@rafozana dia tsy poinsa tsony... am manarka indray zalah
  14. focus11

    Rallye Asacm #2#

    ny ahy any am fb ny sary raha misy afaka miupload eto koa azafady fa ny connex-ko lasa limitée amzao, merci d'avance e sary ny Day1 teo analakely ihany no ao an
  15. focus11

    Karting2ème manche

    eh ben dis donc, c'est toi qui fait les articles sur le blog AT3? t'es à l'aise aussi avec la plume à ce que je vois. on veut plus d'articles sur le blog
  16. focus11

    Rapport FI

    sao dia tokony avelako hananjafinkely indray aza e??? Ok merci Big. azoko antsaina mihitsy @lay miteny ny ao an-tokantrano kah, iny no tena enjana Soaf>merci Soaf a. tsisy fa efa nahavita aloha e merci
  17. focus11

    Rapport FI

    salama daholo lay izy moa zany ry zalah tonga dia nosoloiko (profitant du petit voyage de fin d'année teo) ialako tsiny ny tsy nitenenako azy teto mihitsy ilay izy izay voahangona tao alefa tsy maninona fa izay no tratra...tsy anomezan-tsiny ny olona akory fa efa samy ni-participe daholo ihany. rehefa vonona fotsiny i Big dia raisiko tsy maninona za vonona foana handray vola
  18. on attend les photos dès lundi zany
  19. focus11

    Jim

    Welcome to Madagascar Take a seat Nous avons un grand manitou de rallyesim dans nos murs les gars
  20. du saut sur karting?? tsy ratsy kosa zany a
  21. focus11

    Trophée propul's 2010

    raha toudé tenenina direct ve zalah hoe "ty misy 10.000 Ar dia ndana misoratra anarana atsy raha te hanao raha tsy izany dia aleo mipetraka tsara sao migadra tampoka (en cas d'accident)" dia tsy ho takany ve ny tiana ambara??? mety hoe ho week-end indray ve zany zao lay resaka "notes"?? lay underground aloha itako milay e. fa lay underground indray anefa dia ny "habitués" ihany atrany zany no ahalala (à moins que mbola tsy tao anaty plan mihitsy aloha lay fahampafantarana ny daholo be) raha mba RDV mensuel zao na bi-mensuel lay izy no tena milay chaque 2 semaine après un rallye Dia am Octobre atao spectacle be mitsy lay izy avec médiation be mihitsy ny ana moa zany dia etaheta no betsaka fa ny hafa no hisahirana
  22. Mbola hafa mitsy reny, sady lay sary hoe avela anaty album mandritra ny 20 taona dia avy eo avoaka fa na photoshop aza mbola tsy mahatafavoaka exactement lay effet azon'lay izy ndao mba hiverina hilalao argentique e Rajoù> K2000 boubou mihitsy ny pôziny M.n.R> raha mbola misy hafa zay mankafy foana an
  23. misy effet "terreur" zany lay sarin'i Haja Danielson...ôtrany tena hoe "miainga any ny biby!!!" hihihi Rajoù>d nijery lisany d tena nijery tokoa ve??? tsy mba naka sary kory ve???tssss... ya d'autres photos?? Latva> tsy nôfa kou zany phonen'elah zany kleu
  24. focus11

    Trophée propul's 2010

    ôka marina e on comprendra zany raha tsy misy sary kah presque 40 participants??? nalaelo ny sport auto tsy nisy t@erin-taona marina ny olona izany an. ny tenanay koa moa malahelo fa rehefa WE dia matetika tsy afaka fôna nefa zay koa mba malaelo lay feona motera sy lay mivanitika miaraka am bandy rehetra
×
×
  • Créer...