-
Compteur de contenus
507 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par focus11
-
visite tech f and f 5 et 6 dec
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
visite tech f and f 5 et 6 dec
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
visite tech f and f 5 et 6 dec
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-
-
-
-
-
fast and furious le 21 et 22 nov
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
fast and furious le 21 et 22 nov
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-
-
tiko an reveko ny présentation général sy ny disposition. @lay interview an'i Math sy Ted ftsn ngamba le choix des couleurs mety milay jerena kely pour les textes fa somary makarary maso. j'espère que votre imprimeur era de la bombe pck ny fivôkany @ écran sava be, nefa reny matetika refa imprimé misy décallage fôna ny couche dia manimba ny qualité ny sary. Concept zao annonceur azo alaina avec la promotion de RBR atao ao anatiny an, revendeur Logitech kou zany ve tsy efa noketrehin'lisany na tsy niteny aza a??? Sinon lay émission aiza no ahitana azy??zay te hijery an'zany présentateur zany sinon koa aleo mijery lay book imprimé pour apporter plus d'amélioration fa à l'écran C forcément no pblm lisany.
-
-
-
-
-
tiko io sub io an, fa ny taille le sary KGB ataovy 800px de large a tsisy olana amiko alou lay participation e, za anisan'lay hoe sady mianatra no milalao fa mbola vitako aloha lay 25 par rallye e (50 zany ny ana sy rafotsy satria refa remie izy mandeha ) ny participation ny bandy avy any afinda koa tsy mapanin ana mitsy na gratis aza. Lay izy marina nge tsy dia hoe lay rallye no andoavambola fa lay revy iarahana e. ny ahy ny participation @ MRC 2010 le koziko hoe mbola ho jerena iny resaka matos hoe mbola ahazaka ve lery (efa miha antitra lery fa mbola ho tenenina ny mécanos anomana tsara an'lery) marina mitsy alou lay resaka fivoriana hoe tokony hiparticipe fa ty bandy 10 foana (isaorana lisany mpikarakara lalandava) ho ezahina ny fanatrehana matetika @ty 2010 ty. Ny eto @ forum azo atao ny mitsidika isan'andro sy maneho hevitra (za mandalo d mamaky ftsn foana fa tsy mba miteny mitsy, mea culpa ) marina ny an'i Big lay hoe mitaky coticota tsy milay, lay mitaky vola aman'olona mitsy no manahirana ny tena marina. Ny kosa tsy mbola nanantsaina ny hanao profits t@ ty resaka ty mitsy, marina mitsy zany. Lay mivarotra lay mise à jour alou zany dia hita iny fa dia tsy afaka manôtra tsika fa dia mizara fôna marina tsika (@zay mitombo kokoa ny mpilalao rallye virtuel ) Ny passion marina tsy jerena dépense fa alefa eny foana. dia ts'hitako tsony zay ho lazaina fa dia ho faranako eto ty taratasy ity P.S: iza no mécano afaka hipréparer ny sub-ko pour la saison 2010??? hihihi
-
fast and furious le 21 et 22 nov
focus11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-
-
@*£$¤%*#"~§ be mitsy lay modely kleu sady mahita pose letsy lisany zany kleu ampio ampio Milay ra Nirina a, ndao @zay haka sary rallye ary, sady Hents koa nahazo Canon dia mba miara manalazy fa ny hoditr'ilay sipa ve tena lafatra be sa nasina blur kely?? tiko alou lay rendu an'lay izy e fa ôtriny tsy arako tsara ny fandehan'ilay 24-105 eo @lay totohatra (lay flou au premier plan) firy nga ny Aperture an'lah teo lty???