-
Compteur de contenus
451 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par PenoMen
-
-
-
-
-
Tsy efa mahazatra ve io ry HIS???? sô dia efa tokony haka retraite koa hoa elah ty ????? ... manaraha ny lalako e !!! Mety +1 koa le maka retraite fa tsy ao tsony le loha e, tsy mande lavitra tsony le tsy ampy reco fa hafa le taloha mbola Big, Ramatoa, Dodanen sy ny tariny no adva . Just pour le fun ngamba sisa. Sinon bravo à tous, milay be le combat tam leg 1 fa dommage foana le mank de regularité am tenanay. trop be koa angamba le pression e.
-
-
-
-
Nanampakevitra ny hanohy leg 2 koa androany na dia efa somary valaka ihany ary. Natomboka tam echauffement kely tahaky ny mahazatra alou ny lalao de tairina amzay. Tena nahatsapa oe tsy tao mintsy le feeling fa forcer-na ihany. SS1: nandamina, mbola tsy echauffé tsara, mbola mitsapatsa kely. 5:46 à 2 sec de Iante en GRN SS2: un tonneau+DA. Very ny fanantenana fa tsy kivy fa mbola lava ny lalana.5:10 à 1mn anzala ss3: Performance mediocre. 1 TAQ + nandona fefy. pfff. 5:27 ss4: moyen be. mbola bobaka be le large. 5:44 ss5: o gorisa gorisa. in dia efa speciale tsy antenaina mihintsy hatramzay e. tsy atao mahagaga. 2;28. Conclusion: RATSY. Any am leg 3 manarina
-
-
-
-
-
-
-
-
Grille en H du G25 + RBR + PS2
PenoMen a répondu à un(e) sujet de Mahery dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Iza no lalana fanaovan'lisany test?
PenoMen a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Grille en H du G25 + RBR + PS2
PenoMen a répondu à un(e) sujet de Mahery dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
saison 2010 quelle sera votre prochaine monture?
PenoMen a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans V-MRC Old