-
Compteur de contenus
1 160 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par J.Bee'ber
-
Bon, ireto misy réponses kely aloha: 1 - Ny date azo fidina araka zay tiana donc pas de problèmes. Ny zavatra eritreretiko koa dia étalena sur 10 jours voire 2 semaines lay rallyes, am zay mba mety ho disponible daholo andray anjara. 2 - Ny limitations na catégorie azo atao tsara, en fait tenenina fotsiny inona ny fiara afaka mandray anjara dia ferana automatiquement. 3 - Azo atao koa ny manao skin, fa mila temps sady mila sary betsaka. Ka samy maka sary rehefa afaka. Ny tsara dia manana sary: de face, de dos, de coté et de haut. Zay mahay skin dia en avant, ataovy zay mety. Ho any hafa, dia aza misalasala manonty zay bandy pilote fantatra ny autorisation angalana sary na en privé aza. Ra misy ny sary, dia mora ny manao skin. 4 - Ny temps pénalités dia azo configurena koa. Ny modalité na abandon ko ra tsy diso aho. Attention iany anefa am zay temps ho fidina na 20 sec, na tsy aiko hoe firy. Amiko, 20 sec tsy misy dikany firy loatra entre un pilote rapide et un plus lent. Azo atao koa ny mahazo manohy ny boucle na dia nanao abandon aza. Tsara mintsy reo propositions ataon'nareo reo fa tohizo dia classeko aty amiko dia avy eo asiana resaka tsara mintsy.
-
Saika adinoko. Samy mitondra ny anjara briquiny daholo amin'io championnat io. Fa za ilancer an'io, fa avy eo suivant disponibilités, dia mety mila tanana iany aho anaraka an'io fa tsy ho vita irery. Jereo daholo ny momba ny règlement, ny catégories na fiara, ny mode de jeu (difficulté, etc..), ny temps de pénalités, et j'en passe...
-
Bon, sady mba eritrereto ry zala lay momban'ny lay écurie gasy. Za am ty herin'andro iresaka am Jim ao am Rallyesim, fa aleo hebergena ao ny championnat gasy. Am zay moramora kokoa ny igereko azy fa tsy vita ra atao isakin'ny rallye. Efa no-telechargeko ny règlement FSAM 2008 sy ny calendrier 2008. Fa ra voa raikitra ny aho am Rallyesim, dia anomboka any ny roadbook ny rallye rehetra za dia am zay tonga dia efa vonona dia mandé automatiquement ny championnat. Za mbola eto foana aloha hatram'zao ka dia omeo vaovao fotsiny za, na zay propositions hitan'laisany mety ho tsara amin'io championnat gasy io.
-
Bon, vita ny Rallye Jordanie. Efa nivoaka ny résultats provisoires fa aleo asiako récapitulatif kely aloha: - Beelabba: 2nd - Sylpheed: 12ème au général et 1er N4-S2000 - Bangbang: 42ème - McCrash: 43ème - Ramatoa: 45ème - Dodanen: 87ème Bon, félicitations daholo. Tsy misy tokony amenatra an'tsika fa samy tena ny-roule tsara daholo ary samy sendran'ny anjaran'ny daholo tamin'io rallye io. Ny antenaiko dia ny hitombo atrany ny isany ny gasy andray anjara. Zao za afaka anomboka ijery ny organisation ny championnat gasy, ary ny écurie gasy. Encore félicitations daholo.
-
-
Vita soa aman'tsara iany ny Jordanie. Tsy dia misy ambara fa pour le moment, faute iray iany no nataoko fa saika ratsy lay izy fa soa ihany fa afaka nitohy iany ny rallye. Mino aho fa tokony ho tsara toerana ny pilote gasy am ty rallye ty. Ny tena tsy ho zaka zao dia ny iandry ny résultats ra-alina. Sady mbola misy session iray ra-alina avec tous les fous du volant. Fa pour le moment za mbola leader provisoire avec environ 1min03 sur le second. Sady manana 9 scratchs provisoires. Donc ambony ny moral aloha hatram'zao.
-
Un autre petit point du règlement, ra sendra midofitra am spéciale iray, ka mi-abandonne, dia tsy micompte tsony ny spéciale ambony jusqu'à l'assistance. Exemple: Jordanie, 1ère boucle: 4 spéciales ES 1.2.3 et 4. Ra midofitra am ES 1, dia tonga dia retired daholo ny reste donc 2.3 et 4. Kanefa dia azo atao iany ireo fa ny temps tonga dia forfaitaire ho azy na dia tsy midofitra ao anaty 2.3 et 4 aza. Azo atao ny tonga dia misaute any am assistance dia any am ES5 no tonga dia mandé. Je sais, tena sarotra mintsy ny tsy manao erreur, fa am championnat WRC, dia ny endurance no jerena fa tsy ny mandé mafy. N'empeche fa azo atao ny manao sady mandé mafy no endurant.
-
-
-
-
Aza mikropaka, fa omano eo fotsiny aloha ny temps sy ny replay. Ireo temps ireo dia temps provisoires. Fa mbola ho recalculena. Asio post ao am forum milaza fa hoe nisy blem am lay temps. Normalement ny temps réels, tonga dia sauven'ny serveur donc tsy tokony ho koa. Fa ra mila vérifications ry zareo dia omanao ny Temps sy ny replay.
-
Nilay ny nataon'laisany ry zala. Za nanaraka ny course en direct satria tato amiko ra Sylpheed dia mba afaka nijery zay nataon'nareo teo. Mbola tsy hitako ndray zany blem na "retired" zany. Fa ny fantako aloha, dia ra sendra mivoaka nareo ka somary maka lavitra dia compten'ny jeu comme hoe micoupe, dia mety zay no mahatonga ny 2 min de pénalités. En attendant, affaire à suivre iny. Sinon, niady mafy tokotran'laisany â! Milay ka avec des temps dans le top 10. Efa tsara zany. Ra Sylpheed koa tam farany hitako aotran'ny mamo zany fa nanao erreurs betes be dia be. Fa bon, hafa po aloha lery na zany satria tsy micompte PWRC ty rallye ty donc tsy mampiditra points lery na 1er am groupe N aza. Autre conseil ty: - Rehefa tapitra ny session, dia aza taitra na tsy mety alefa aza ny temps. Blem efa tonga matetika io. Fa de toute façon, ny temps nareo efa enregistrer isakin'ny spéciale. Sauf ra sendra na deconnexion aotran'ny Doda. - Tsy maintsy miditra ao anaty session vao afaka manao any lay session. Donc, tsy mety ra atao lay session, dia zay vao alefa ny temps. Ra sendran na deconnexion, zay vao azo alefa par MP ny temps. Enfin, ny rallye WRC tena lava bé mintsy. Mila mitsitsy aina ary mi attaque rehefa tonga ao am zay spéciale fantatra. Sinon, aleo mandé cool.
-
Ireto misy conseils kely omeko: - ra tafiditra ao anaty sesion kanefa tsy misy chrono: sortir de la session et y rentrer de nouveau. Normalement tokony mety am zay. Ra mbola tsy mety dia avereno ndray lay manip. - Ra sendran'lay message hoe "the server can't identify you". Dia akatony tanteraka RSNetwork dia relanceo fa tokony andé am zay. - Ra sendran'lay hoe "installation session inalienable" dia telechargeo lay fichier eto : http://jim.wrt.free.fr/files/RSNetwork08_1.0.8.rar Avy eo dia dezzipeo eo am racine RBR dia tsindrio lay fichier lazainy. - Aza miandry dernier moment vao miditra ao anaty session. Am zay afaka manao zay manip ilaina ra sendran'toalana. Za efa sendran'ireo blem reo fa regler foana lay izy.
-
Azo atao ny desinscription ra ohatra ka tena tsy ny roule mintsy. Tokony tsy ho blem zany. @ Doda, tsy koa r tsy lasa daholo ny temps an'la. Zao fotsiny atao. Alaivo lay fichier replay rehetra sy lay fichier Zip Html ny temps an'la, dia alefaso MP any am Fabynou, na Fifou, na SJJ, dia azavao tsara fa nisy problème na connection ela. Misy bandy lesy tapaka connection en plein rallye fa tohizana foana dia alefa ny temps sy ny replay avy eo. Aza kivy ny akama fa ataovy zay lazaiko zay. Averiko, ireto avy ny zavatra ilaina alefa: 1- Ny replay rehetra 2- Lay fichier Zip créé rehefa miclické eo am'lay hoe "Live" -- "Save times for official rally". Normalement ao anaty racine RBR n misy an'io. Ty misy exemple: 331-Beelabba_Abreschviller12.html fa ny an'la dia ny numeron'la sy ny anaran'la sy ny session jordanie. 3- Atao ao anaty fichier ray daholo reo zavatra 2 ireo dia atao Zip na Rar dia alefa MP any amin'ny ray am zay notenenoko teo na izy rehetra pour être sur. Azavao azy le blem. Normalement tsy tokony olana zany satria RSRBR08 efa mi-envisager an'io blem io. Aza kivy hoa fa haut les coeurs. Ary rehefa misy blem, dia jereo eto fa normalement dia eo daholo ny solutions rehetra: - http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewforum.php?f=87 - http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewforum.php?f=11 Ary samy mitady an'io technique io fa mety amonjy io ra sendra tapaka connection. Ho any zay mafantatra any Doda dia mba signaleo am'lery ty fika ty sao dia tsy ataon'lery ka taraiky eo. Misaotra.
-
En fait tsy installena io fichier io. Decompressena ao amin'ny racine ny RBR fotsiny. Dia rehefa magataka izy hoe "ecraser ou non le fichier" dia atao OK fotsiny. Lay fichier RSNetwork ao anaty racine RBR no solona io ficier io fotsiny. Fa ra vao double-clickenareo lay fichier ao anaty io archive io dia manao erreur foana io.
-
-
-
Bon, avy niresaka tamin'ny admin ny Rallyesim za. Zareo miproposer i heberger ny chamlpionnat gasy am site rallyesim. Fa mbola vao projet io fa za tsy mbola nangataka ny creation nilay championnat za. En fait, atao comme le championnat belge zany lay izy. En fait, tsika no migerer ny championnat, fa ny session zany dia hebergena ao am Rallyesim. zareo manome a disposition ny serveur. Ny rodbook sy ny claseement sy ny inscription dia tsika no migerer azy. Tsara aloha lay solution ny zareo sady ny championnat gasy dia 6 manches iany donc tsy dia mavesatra na ho antsika, na ho an'ny zareo. Maintenant, mbola vao proposition io, fa ny mety sur aloha dia am erintaona dia reketina lay izy am rallyesim. Fa ny amiin'ty taona ty dia miankina am tsika mianakavy. Ny question na horaires sy ny sisa tsy olana satria za no ikarakara azy. Sady ra atao iany lay création na écurie dia tsy olana koa satria efa inscrits ao am rallyesim daholo ny pilotes. Bon, zay zala fa dia eritrereto tsara zany vaovao mahafinaritra zany.
-
-
Wep, aleo samy manao dia hita eo iany zay ho tazomina. Ra ny tsara aloha dia aleo au plus tard avant ny 10 mai eo ho eo no finalisena ty resaka ty. Ka samy mietsiketsika. Satria za, manomboka ny 15 mai eo dia tokony tsy ho eo fa andé any Istres pour une semaine dia avy eo any angleterre mety 2 semaines eo. DOnc pendant 3 semaines mety ho absent za sady tsy fantako na isy internet na tsia. Mrina fa misy ny Cybercafe sy ny sisa fa aleo iany mailo. Tonga dia eritrereto koa hoe firy ny bandy, ra sendra ampy 20 iany anaovana écurie roa. Ka samy mikofoka daholo ra vao vita ny Rallye Jovenna (tena izy). OK Ok daholo.
-
-
Bonne nouvelle les gars ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! Après demande auprès de Rallyesim, les admins sont d'accord pour créer une écurie gasy, et si vous êtes 20, et bien.... ils créeront 2 écuries. Tsy vazivazy fa tena sérieux io a. Donc jereo tsara firy ny bandy vonona hiditra ao anaty écurie fa ra ampy 20, dia tonga dia 2 écuries no sokafan'zareo ho an'tsika. Maintenant, ny mikasika ny sary sy ni sisa dia samy manao projet na bannières pour 1 voire 2 écuries. Za anao projet de mon coté dia afficheko eto iany rehefa vita. Pour la bannière, elle doit être en 500*100 Il faut aussi qu'il y ait un petit texte de présentation el le nom du préparateur (écurie manager). Donc 2 préparateurs si vous voulez 2 écuries. Ny texte de présentation dia en français, plus en anglais et en malgache si possible. Jereo eto am ty pejy ty ny modèle: http://rallyesim.com/rsrbrlive08/stables.asp Ka aleo zay pro ny photoshop mba anome tanana. Za eto iany ra mila fanampiana. Ny eritreretiko dia ho any nlay écurie voalohany dia aleo atao hoe team Rallygasy lay faharoa ra toa ka asiana dia itadiavana anarana hafa. Ty misy modèle nataoko vite fait, fa raha ny hitako tsara dia lay subaru am site rallygasy no atao fond dia asiana soratra hoe "Team rallygasy" avec la même police, mety ilay. Samy mba imaginatif, ary zay ho preparateur aoka mba ieritreritra tsara. Ny tena tsara dia asiana réunion kely mintsy entre nareo. Mety virtuel ty tantara ty, fa aleo raisina au sérieux iany. Sinon, ny angatahan'zareo dia zay miditra ao am écurie dia tsy maintsy miditra membre ao am Rallyesim, donc tsy maintsy manao inscription am forum Rallyesim. Ka samy miheritreritra.
-
Ok, en fait za nahita Mod afahana manova ny combi. RBR WRC 07 Drivers and Teams Mod Tsy ratsy lay izy sady feno combi ny saison 2007. Izy aloha tsy misy combi gasy fa aleo fa hamorona iray za. Tandremo ra mampiasa a'io f aza installena ao anaty racine RBR sao dia mitapy eo i RSRBR08. Aleo installena dans un autre fichier zay vao copiena ao anty RBR ny dossier SGS sy Select Driver 2007. Am zay tsy misy blem.
-
O zala, mba andéfaso an'io combi rallygassy io ny tenanay fa tena milay lay izy. Lay resaka groupe efa noketrehako, fa comme mbola essai ty atao ty dia tsy dia nasiako resaka aloha fa aza taitra fa efa dans un coin d mon cerveau lay izy. De plus, efa mikarakara ny règlement koa za zao. Sady misy skin rallygasy ataoko koa pour ma 207 S2000 é, mba andefaso an'io combi io hoa ny bandy ! ! ! ! ! ! ! ! Misaotré ! ! !
-