Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

J.Bee'ber

Membres
  • Compteur de contenus

    1 160
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par J.Bee'ber

  1. Kaiza kaiza daholo ! Efa tena maka avance mintsy ngé nareo zany am préparation ny rallye ny championnat du monde a ! !! Tena mila mikotrana koa za fa tena mety ho depasser nareo am zay a !!!! Milay zany fa tonga dia ataovy milay. Za moa mijerijery am RSRBRlive eo iany dia ra mahita session tonga dia ataoko ra afaka aho. Okay dia mazoto daholo é ! ! ! !
  2. Kaiza kaiza daholo ! ! ! Félicitations aloha tam lay Argentine fa tena enjana ny delegation gasy hitako tam sabotsy zay. Dommage fa za dimanche vao afaka nanao rallye. Sinon, vita koa ny ahy ny argentine tam 14h teo. Navita scratch 4 fa tena tsy nilamina ny fin de rallye dia mety itotongana am classement général. SMbola voan'ny lay 207 S2000 ranzokinay za (Sylpheed) Nefa za no nanao ny setup ny lery. AM manaraka avelako i demmerde any Sinon, nilay iny rallye sy ny session gasy nataon tsika reny. Aleo am Jordanie ndray no asiana maso. Amin'io tsika mety mba hiakatra cadence sa ahoana ry zala . Ok, six daholo é dia Bonne route é.
  3. J.Bee'ber

    Jeux

    Milay ny initiative nareo. Ataovy milay io session nareo io, raha sendra mandé manao session publique nareo dia teneno aho fa jereko eo iany ny fandéhany.
  4. J.Bee'ber

    Jeux

    Kaiza kaiza ! ! Tena tady ho tara zay zany a! Efa tena miroule bé daholo nareo zany. Bon, ho any zay mila setup dia rehefa manao session mihaona, na mifankahita am MSN. Désolé fa zay iany ny solution. Ary ahoana zany resaka championnat samy gasy zany?? Mety ilay a. Mba sorato eto ry zala ny lera ny session nareo (preciser si heure dago) mba afahako miroule miaraka @ nareo ra malalaka aho Sura daholo
  5. J.Bee'ber

    Jeux

    Efa anomboka ny reco Argentine ho any zay mazoto. A partir de vendredi soir angamba raha tsy dia be kandra loatra. Tsy misy session spéciale aloha pour le moment fa jerijereo fotsiny ao am RSRBRLive 08 ra ni-creer session za na tsia. Normalement am ty week-end ty dia tokony iroule misy misy kokoa za. Rehefa vonona anao session commune tsika dia mamela message eto dia organisé tsika ndray ny reco ho'any malagasy boys Okay daholo, ary aza manahy fa na manette io na volant dia miainga daholo.
  6. J.Bee'ber

    Jeux

    Merci é ! ! ! Nilay marina iny rallye iny. Mila tohizana foana ny kotrana am zay tsika mba miakatra niveau ndray am manaraka. Sady efa ho avy ny Argentine. Ary misy mafantatra vé i Mineshaft?? Mandé ko lery ra ny hitako. Bonne daholo ry zala ary aza kivy, fa un jour va viendre ataon'tsika mamay ry zala voalohany reo.
  7. J.Bee'ber

    Jeux

    Am minuit aty zany raha tsy diso aho Okay milay zany, de toute façon, contacteo am MSN za dia tonga dia atomboka lay izy. Mety am debut d'après-midi eo za no anao creation an'ilay session, am zay tonga dia milamina. Raha sanatria tsy nitovy ny leran'tsika dia tsy olana. de toute façon vetivetika ny creation na session. Tonga dia soratako eto ny anarany am zay azo jerena directement lay izy rampitso alina. Session publique: "Tany mena ny dago" par Beelabba Tsy asiako password. Okay, zay zany fa sur é. Kaozio iany aho radem maraina raha misy fiovana tokony ho atao.
  8. J.Bee'ber

    Jeux

    Mbola session publique aloha no atao ahafana miara milalao sy miara mikotrana. Am zay dia mba mafimafy ny delegation gasy am Corona Mexico. Ny session officiele mbola tsy objectif am sabotsy. Tsy mila misoratra anarana fa tongava fotsiny. Jereo ao am session publique dia ao no asiana any lay izy. Tongava maro ry zala ! ! ! ! !
  9. Salama daholo é! Vao nanao inscription am ty forum ty fa milay lay izy. Merci à BigBang, sy zay napafantatra an'ty forum ty. Longue vie é !
  10. J.Bee'ber

    Jeux

    Manao ahoana daholo é ! ! ! ! Milay ny mahita gasy milalao Richard Burns Rally. Tokony mba mifanena kely tsika ndray andro any. Aza adino fa misy ny rehetra momba ny RBR ao am rallyesim.com. Sady mafana ny championnat ao. Ho an'zay mitady RBR, normalement misy en vente lay izy en version Gold raha tsy diso aho sady a petit prix 15 euros environ. Sinon, misy par d'autres moyens mais .... Na koa faka mifampindrana koa nareo satria une fois installée, tsy mila CD ilalaovana. A part ça, efa mba niezaka nanao skin fiara rallye gasy, fa manque de photos é ! Avis am 'zay manana fotos, mba alefaso aty anaovan'tsika skin milay. Iza no mahalala fa raha betsaka tsika mety afaka manao championnat gasy virtuel. Milay dia six é ! !
×
×
  • Créer...