Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

J.Bee'ber

Membres
  • Compteur de contenus

    1 160
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par J.Bee'ber

  1. Bon, za aloha efa angager am na team miaraka am ra Sylpheed donc mety ho sarotra iany ny ialako ao. Sady en plus koa am ny role na modérateur ny forum anglisy sy responsable ny communication exterieur ny rallyesim ana dia tena mety ho sarotra iany. Kanefa ny championnat gasy aloha no tena tiako ho lancena. Avy eo ny reglement ny rallyesim dia mino aho fa tsy dia samihafa am zay règlement ny forum hafa. De toute façon, efa nanomboka ny intervention ary efa misy point positif donc inviteko nareo mba ikarakara any ty ecurie rallygasy ty.
  2. J.Bee'ber

    championnat RBR gasy

    Ok Ok, tonga dia ataovy ny pub dia ho hita eo raha betsaka ny vonona. En attendant, za mbola manana soucis kely am lay session avec password satria tsy azo jerena ny résultat avy eo. Fa efa nahita solution za dia azavaiko eo iany. En fait ny atao dia zay mahavita session dia tokony i sauvegarder ny temps nataony. Donc manao clic droit sy save times. Avy eo, dia alefa mail aty amiko ny temps mba afahako manao ny classement. Hita eo ra asiana visionnage ny replay ou non, fa de toute façon tsy maintsy sauvena ny replay isaky ny spéciale. On verra plus tard pour les autres modalités.
  3. J.Bee'ber

    championnat RBR gasy

    Bon, petit rallye très simple. Avec quelques passages techniques. Tokony samy ahita zay mahafinaritra azy ny bandy amin'io. En tout cas, za efa tsy andriko zay anaovana an'io. Ra Sylpheed ko hono efa i chauffer any lay 207 S2000. Efa io zany ny roadbook fa aleo alamina am zay hoe raovina no atao ty tantara ty.
  4. J.Bee'ber

    championnat RBR gasy

    Roadbook Rallye Jovenna 2008 Rallye en mode gravel avec météo en good conditions ES1: Anosizato - Pribam ES2: Vontovorona - Rally School ES3: Morarano - Joux Plane ES4: Andriambilany - Joux Verte ES5: Ihazolava - East West ES6: Ankadivory - Noiker ES7: Antanifotsy - Mineshaft ES8: Manarintsoa - Mineshaft II ES9: Antanifotsy - Noiker II ES10: Andohafarihy - East West II ES11: Ambatolampy - Bisanne II ES12: Anosizato - Pribam
  5. J.Bee'ber

    championnat RBR gasy

    Hevitra mety zany ra visty tsika. Ra azo atao koa dia zay afaka mliara miroule dia aoka anao session miaraka. Ny ahy dia tsoriko fa tsy vao gérer ra anao session 1 ho an'olona ray fotsiny. Kanefa dia adaptena iany lay izy ra tena tsy misy fika. Merci namindra an'lay post. Zaio tena explicit tsara hoe championnat gasy no karakaraina
  6. J.Bee'ber

    championnat RBR gasy

    Manomboka am semaine ambony io za anomboka ikarakara any ilay championnat gasy. Mbola vao essai fotsiny io atako io. Ra ohatra ka positif lay essai dia mety ho zaraina am zay ny tache rehetra dia atomboka ny championnat rehefa en place tsara ny organisation. Kanefa tsy maintsy manao an'io essai io za mba ahitako ra viable tsara lay idée na championnat na tsia. Ka manantena ny fandraisan'anjara tsika mianakavy mba afahantsika manao championnat gasy. Tsy mbola misy ebauche na règlement na zavatra aotr'zany aloha fa just pour le fun. Ny principe dia simple: 1- accepetena daholo ny fiara rehetra pour le moment. 2- amorona roadbook za dia apetrako eto am Mrallye eto mba ho hitan'ny be sy ny maro. 3- isan'andro dia icreer session za ao am RSRBRLive fa asiako password. Pour le moment, io password io dia afficheko eto iany. 4- à la fin de la semaine dia jereko ny temps sy ataoko ny calcul rehetra. Averiko ndray, mbola vao essai io, kanefa aleo atao serieux fa io no itondra ny avenir ny championnat gasy. Ny rodbook, tsy koa fa ataoko raim. Ny ilaiko fantarina dia hoe raovina ny bandy no afaka miroule ahafahako micreer ny session. Ny lera moa tsy mitovy sady za nefa tsy afaka amorona session aman'zato fa ra ny tiako dia limitena 2 voire 3 sessions par jour. Am zay mora kokoa ny suivi ra vitsivitsy ny session. Bon, zay zany ry zala fa dia matoky anareo za. Dans quelques minutes dia posteko eto ny roadbook.
  7. Ny creation na écurie moa zany dia ny admin ny rallyesim no manao azy. Donc ry Fabynou, Jim, Fifou, Aube sy ny sisa no mikarakara an'io. En temps que membre ny rallyesim sy adhérent, dia azoko atao iany nefa ny miresaka am zareo. Arak'ny nambaran'i BigBang, dia 10 iany no isany ny membre na écurie dont un ecurie manager et un adjoint. Perso aloha za mino fa tsy dia koa na tsy tafiditra écurie daholo ny bandy. fa tadidio fa misy championnat entre écuries ko ao am rallyesim. Avy eo, dia ra creer tokotrany lay écurie, dia tadidio fa tsy maintsy soumis am règlement ny rallyesim io, arry tsy maintsy inscrit ao am forum ny rallyesim zay pilote ao am io ecurie io.Kanefa, na tsy ao am ecurie io nareo, dia conseilleko iany ny bandy hafa mba hiditra membre ao am rallyesim. Avy eo, avelako laisany ijery hoe iza avy ny hiditra ao am lay ecurie. Za anao ny intervention rehetra zay azo atao.
  8. Bon, normalement lasa ny mail. Donc, ra misy interesser nareo am setup na ford 06, dia contacteo i Dadah na i Mc Crash. Misy setup anak'3 sy replay anak'3 ao am lay zip nalefako. O zala, mba teneno aho ra voaray tsara lay izy.
  9. afaka madefa replay za ra mila nareo pour voir la conduite, fa tsy maintsy via MSN. Na alefako am mail. Afaka manome setup ko za, fa tsy migarantir hoe ahavita any reo temps reo nareo. Mais au moins mba afaka mijery ny firegleko ford06 nareo.
  10. Bon, ireto misy temps kely. Mbola en cours ny recos Harwood forest : 3.23.13 Mineshaft 2 : 4.43.83 Bon, apiko iany io au fur et a mesure. Mazoto ry zala.
  11. Kaiza, za mbola tsy nanomboka ny reco Jordanie, fa raha vao manana temps misy misy aho dia posteko eto. Za mampiasa G25.
  12. Tairo ry zala dia ataovy mirehitra atram chrono mintsy. Aleo ichauffe atram carte graphique koa fa tsy maintsy ampiankarintsika ny pression am Jordanie.
  13. Kaiza Conseil, andramo le Xasara WRC 05 v.2 fa milay. Lay 06 koa tsy dia ratsy.
  14. J.Bee'ber

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Kaiza kaiza Tena milay ry zala ny mahita anareo mifampitady am RBR. Saika latsaka hatram'ny ranomasoko Sérieusement, tena milay mintsy ny initiative nareo. Félicitations. Enga né mba itohy sy itombo ny isany ny bandy ilalao RBR. Za mbola tsy dia fixé loatra am avenirako fa ra toa ka mody any dago am Juillet dia mety itombo ny isantsika ary mety ilay ny championnat gasy. Tohizo ry zala dia Bonne route é. En attendant, aza misalasala manontany replay sy ny sisa aty amiko fa misy maromaro aty. Bon, misy fotoana za somary sahirana fa a partir de vendredi za vacances dia afaka iroule misy misy kokoa. Annonce kely ty, efa velona ndray ny serveur RSRBRLive ny rallyesim.com
  15. J.Bee'ber

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Za efa naheno hoe misy fomba fahana manala ny spectateur sy ny photographe. Ra tsy diso aho dia mila ahena ny qualité graphique ny jeu. Ao am options parametrages ny rbr no misy any zay. Dossier RBR dia avy eo ny fichier RBR Startup no lancena. Fa bon, mihena ny qualité ny lay jeu aloha. Ny ahy perso aloha dia tsy koa fa tonga dia ataoko au max ny options graphique. Am zay milay, dia na misy olona miampita aza ngé tsy koa na itsahana aza satria tsy mahatonga demande d'assistance reny. Lay bandy am sisiny iany no mety mahatonga demande d'assistance. Misy koa hono fichier mimodifier ny toerana sy ny isan'ny specta am special. Jereo ao am BHMotorsports. Ny tena atahorako dia sao dia tsy compatible am RSRBR08 reny ka anahirana. Moi perso, tonga dia réalisme 100% no tadiaviko donc tsy mampiasa any reny. Surprise, hisy spéciale na 24 Km mety ivoaka am ty taona ty
  16. J.Bee'ber

    SETUP RBR

    Ny torohevitro dia manaova aloha desinstallation propre. Asio Ccleaner kely aloha anadiovana ny registre. Zay vao installena RBR original. Tsy mila installena ny patch ny RBR fa efa intégrer ao anaty RSRBR08. Vita ny installation ny RBR original, dia installena RSRBR08. Normalement, versd la fin, dia somary mitokona zay lery fa aza kitihana fa mandé foana ny install am iny. Tsy dia hitako hoe inona no mety matonga ny problème. Tsy tokony ho soucis na avy ao am clé aza no installena RSRBR08, tokony mety foana. Jereo marina aloha sao dia lay vista motraka bé no matonga any zany.
  17. J.Bee'ber

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Hono hoa ry zala , firy zao ny bandy manana G25 any am tanana fa mety anao stock na G25 za ra afaka sady ra ampy ny saosy alohan'ny hodiko vacances any dago.
  18. J.Bee'ber

    SETUP RBR

    Tena mety nisy données very tam'nanao an'lay copie. Zay no mahatonga anio. Andramo relancena lay install dia raha tena tsy mety dia mila manao copie vaovao ndray.
  19. J.Bee'ber

    Jeux

    Am ty problème ny RSRBRLive ty zany moa dia mety tsy afaka anao reco en ligne tsika. Fa tsy koa zany sady mino aho fa tonga dia atanareo milay tsara ny reco ny jordanie am ty. Alefaso zala dia bonne route.
  20. Bon, milay zany fa aleo samy mi-etudier zay formule mety ho tena interessant dia atao en commun ny hevitra ny rehetra. Ka samy manome ny opinion sur comment organiser ce championnat gasy. Tsy maintsy etudier iany koa aloha ny cas ny ireo tsy manana internet. Fa aleo atao milamina. Mino aho fa ny moderateurs ato afaka miketrika an'io kozy io. Dia avy eo tsika manao meeting kely ahafahana mijery ny possibilité ny rehetra.
  21. J.Bee'ber

    SETUP RBR

    Marina mintsy zany. Une fois RSRBR08 installé, dia tena hafa mintsy ny vision ny RBR. Pour Setup-manager, za mino fa azo ampiasaina io na tsy installer aza RSRBR08. Ny blem fotsiny dia mila tadiavina ny fichier installation. En plus, mety ho sahirana koa am lay gestion ny repertoire misy ny setup satria iny efa tonga dia integrer am RSRBR08. Ra ny tsara aloha dia recupereo RSRBR08. Sady am zay tonga dia lafatra é!
  22. J.Bee'ber

    SETUP RBR

    SUITE: Donc ny setup azo deplcena na copiena pour les mettre en sureté. Ny fichargenazy dia tsotra. Dans la fenetre Setup-Manager a gauche, afficher ny repertoire de sauvegarde des différents setup. Donc clicena eo am lay repertoire, dia atao en surbrillance lay setup nofidiana. Puis clic sur la fleche droitedia mi-apparaitre ao am fenetre de droite ny setup. Une fois efa choisi lay setup sy nato lay clic. Dia afaka appliquena dans le jeu am zay par un clic sur le bouton vert "appliquer ces reglages dans..." Normalement, mietsika kely ny curseur. Et pour verifier, afaka deplacena vers le bas lay curseur et normalement tokony ho hita tout en bas les setups. Points importants ! ! ! ! ! ! : Ny procedure de lancement ny setup manager dia tsotra: d'abord, lancena RSRBRNetwork, zay vao lancena Setup manager. Dia refa ijanona, dia ny contraire no atao. Donc fermena setup manager, zay vao RSnetwork. Maintenant, tsy obligatoire io, fa conseil omeko. En ce qui concerne les "slots": ny setup dia misy slot anak'telo (3) 0slot0 0slot1 0slot2 ny "0" voalohany dia ny reference ny fiara: exemple focus06 entraine 6slot 0.1 ou 2 ny numlero apres le slot dia numero ny setup 0 ny farany ambony, 1 au milieu et 2 en bas Azo renommena ny slot ex: 0slot1 azo hovaina 0slot2 ou 0 fa tadidio fa miova ny toerany refa i charger reglage dans le jeu. De plus, azo hovaina koa ny anarany ex: 0slot1_fonce-terre azo ato 0slot1_traine-pluie Pas de problème de ce soucis. Maintenant, ndray² misy probleme refa ao anty jeu ka icharger reglage: ex: manana setup focus betsaka nareo. Mety mifanindry lay izy ! ! Dans ce cas, aza mikropaka ! andramo. Ra tadidinareo ny emplacement ny lay setup, dia ataovy "supprimer" lay setup eo am emplacement. Normalement tokony ipotra lay setup vaotsindry eo ambany. Ra tsy mboila mety dia mety tsy charger zany lay setup. Donc verifier bien de charger vos setups ! ! ! ! avant de partir dans ine spéciale. Enfin, afaka micreer dossier setup perso nareo dans le repertoire savedgames. Tsy misy risque atahorana. Za manokana manana dossier perso misy ny setup tena precieux. Autre point: attention fa ny mod mety miova. Donc ra manao setup gravel nareo mety miasa am normal io. ex: za manan setup gravel ampiasaiko am australie mod normal. mais dans ce cas, ny setupko dia sady sauvegarder ao anaty dossier "gravel" sy "normmal". Aza adino entre chaque spéciale miverifier fa ny bon setup no charger. Voila voila, ra sendra tsy mazava dia mamela message na contacteo za am mail. A@
  23. J.Bee'ber

    SETUP RBR

    Bon, momba ny resaka update 1.0.8: normalement, mandé tsara lay izy, kanefa marina fa misy ny soucis madinika am PC ny sasany. Mais rien de grave. Dommage iany ra tsy instalenareo ny 1.0.8, satria efa obligatoire io, et en plus ao no misy ny 207 S2000 Mila sopapa koa nareo am setup. Misy lien ao am page RSRBRLive mi-expliquer any lay izy tena tsara. Fa bon, pour le moment, am io probleme io dia indisponible lay page. Za perso aloha mampiasa Setup Manager. Ary tena hafapo mintsy. Aleo expliqueko raim ary: Setup Manager efa installer ao anaty RSRBR08. Donc lancer fotsiny. Mais avant ça, mila jerena kely ny architcture ny RBR avant ça. Donc dans le repertoire RBR, misy fichiers "SavedGames" Dedans, misy fichiers kely be dia be avec le non des differents groupes de voitures. Ex: N4-S2000 ou WRC06, ou etc... Rehefa micreer setup nareo, dia misafficher ao lay setup voir image: Les setups sont là dans le carré rouge. Reo setup reo azo copiena ao anty ny repertoire correspondant. Par exemple reo setup reo dia setup ny 207 gravel. azoko copiena dans N4-S2000-gravel. Mety atao dans tarmac, na snow, na normal. Misy Page misokatra aho. voir image
  24. Kaiza kaiza ry zala ! ! ! Tena misy blem ry zala ny RSRBRLive am zao. Donc pour le moment tsy afaka mi creer session. Fa tokony ho résolu aingana lay izy. En attendant, omano ny kotranareo. Ranzokinay Sylpheed efa miandry anareo am lay 207 S2000 Sinon, mila tena mampiditra points am ty jordanie ty fa tena sao dia laozany zala am championnat eo. Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany. Sur é.
×
×
  • Créer...