-
Compteur de contenus
1 160 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par J.Bee'ber
-
-
Oui, on attends donc de savoir ce que vont recevoir les Hongrois comme pénalisation. et finir 1er de notre groupe serait pas trop mal car on aurait à affronter le 2nd du groupe C si je me trompe pas donc..... Wait & see. @ Sitraka_NS <<<<< Faut que tu fasses comme je t'ai déjà dis en essayant de marquer des points. Ensuite je ferai mon devoir de sélectionneur suivant la situation.
-
-
-
-
-
Annonce importante ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! Noho ny tsy fahatongavan'ny roadbook ny zareo Hongarianina tany am tomponandraikitra Rallyesim Nation's Cup, dia nofohanana ny 2eme ny Round voalohany. Noho izany, dia miandry en stand-by ireo pilote efa voasafidy farany teo ka dia ho hita eo ndray ny composition manaraka arakarak'zay fandehan'zavatra eo. Ny seleksionéra Source: http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=372&t=4634&start=30
-
-
-
-
Annonce Tompokolahy & tompokovavy, Koa satria efa manantona ndray ny dingana faharoa ny Nation's Cup, dia faly ny tenako manambara amin nareo eto, ireo izay hiaro ny voninahitra ny firenentsika amin'ny zany dingana izany izay hoa atao mifanaraka am zay RB hongrois mivoaka eo ka dia mihomana ary nareo ary ento avo ny tanindrazan'tsika re olona ooooo!!! 1: R.I.P Rimorimo 2: NORIZA 3: FAFAHCOP 4: Guiguibone 5: Smam 6: Soafahana 7: Tamagarasata 8: Emsics 9: radrazafimbelo 10: Ovalist-TVE Kou dia iangaviana isika rehetra mba hamaly na i -confirmer ny fahafahanareo manao an'io 2nde Manche io alohan'i 17 Mai à 23h59 Misaotra tompoko Ny seleksionéra
-
Liste bientôt dispo. Info Pour les pilotes qui souhaiteraient courir lors des manches suivantes, voues êtes priés de fournir votre claassement Career dispo ici : http://x.rallyesim.com/classement_career.asp Aisni que votre numero de pilotes et vos points Career totaux. ex: 9562 - Rivotra - 356eme avec 44 points.
-
-
-
Dernier rappel Pour les pilotes qui désirent participer à la 2nde manche, je leur emande de me confirmer leur disponibilité avant le 15 Mai à 23h59. Toute demande arrivant au dela de ce délai ne sera prise en compte. J'invite ceux qui ne sont pas encore dans la liste des 500 mais qui voudraient participer à essayer de marquer des points. Votre selectionneur
-
-
Dia efa azo jerena ato http://pcanet.free.fr/nationcup.htm moa zany ny valimpanadinana tam ty manche voalohany ty. Dia Arabaina zany ireo izay niady mafy ho an'i tanindrazana ary tsy adino koa ireo izay nanohana mafy dia mafy. Ra fintinina dia izao zany: Ny score dia 29 ho an'i Hongrois sy 10 ho an'i Malagasy. Ireto avy ny nitoko ary ny hisa azony: 146 / The_doctor 4pts 3747 / riry 3pts 54 / thomas_radstrom 2pts 4968 / zandrykely 1pt Dia arabaina zany tsika mianakavy tonga (na tsy tonga) fa dia nitondra avo dia avo ny firenen'tsika tam iny manche voalohany iny. Ra ny mikasika ny Hongrois dia tombon'dalana ny azy fa fomban'ny sarety iany hono ny mandeha aloha. Ary ny antsika dia santatra ambava rano iany iny angamba ka ny manetsa be mbola hoa avy dia sty kivy zany tsika é!!! Dia alohan'i amaranako ny teniko dia efa milaza izao fa dia ho avy tsy ho ela ny 2nde manche. Ka noho izany dia efa mangataka ny pilote rehetra za mba hanome ny disponibilité ny tsirairay ary ireo zay tsy mbola nandefa mail sy confirmation dia iangaviana mba anao izany aingana fa dia am zoma izao no hivoaka ny composition vaovao Marihako fa ra ny RB tsika teo moa zany dia farany zay tsotra kanefa dia am ty manche faharoa ty dia hinoko fa mety hisy tarmac sy bad am zay ka dia samy mihomana. Dia mirary fiomanana mavitrika anareo zay mahatsapa-tena vonona ny tenako. Ny Seleksionéra Beelabba
-
Oulà ! ! ! ! ! ! Moi je suis pas un pro de Zmodeler. J'ai juste touché un peu et puis je me suis amusé avec mais j'ai fais que suivre bêtement un tuto que j'ai trouvé sur internet. Par contre, j'aimerai former des gars d'autres teams à la modélisation de spéciales sous méthode Zaxxxon, je pense que c'est le plus urgent afin d'avoir les ES malgaches le plus rapidement possible
-
-
-
-
Manassenmäki
J.Bee'ber a répondu à un(e) sujet de Manassenmäki dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-