Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    RALLYE TOTAL 2008

    ie tena tena eto mintsy tsika zao e! Zavatra mila ambiance koa ange ao anaty daba e Ny team So6 manome ambiance extérieur e fa i raprez no omena honneur hanao co-pilote, mais entre nous un come back avec Eric n'est -il pas envisageable? Tsy mety fa mazetra à droite eo ilay fiara...sady raha izany ngamba de mila tadiavina any ambany seza après chaque SS
  2. C'est un moteur PRV moa e? J'ai la caisse, tu as le moteur... on peut s'entendre mety foana io eee...concretisation prochaine rencontre eee...Partageons les So6 eee
  3. Normalement tsy misy olana...ny cloche no tsy aiko raha tonga dia mety na mila manao fausse cloche fa raha mety dia tonga dia lasa izao eee...
  4. Soafikov

    RALLYE TOTAL 2008

    Tena raha So6 maha latsaka aloha dia ny coupe de lasan'i Ratsi² na hi PassparTojo (fa lery dommage tsy miresaka ato fa tany @ saut izy 2lahy tena trop kah...)
  5. izao aloha tsy afaka@ alahady izao fa aty amiko misy moteur V6 ana R30 azo atao @na 505 raha misy caisse azo hamboarina ...
  6. Soafikov

    Rajoù

    renolf ilay jantes alu miara@ pneu par 13 aloha de tena ary lery Renolf misy radiateur d'huile fa tandremo an
  7. Rahariva @20h izahay sy RaBeels no hanao session miaraka aty fa ny blem de reco de tsy nisy fa hitako omaly ry Maxinen, So6(japan) sy Kikkoolin niaraka nanao session fa ny anay aloha dia participation no tena atao fa ny résultat sur fa tsy dia hamely loatra satria hi dia @ herintoana vao afaka tonga @ WRC
  8. Soafikov

    RALLYE TOTAL 2008

    Fa tandremo ihany ry zalah ny VATAN-KAZO annn Vatan-Cageot ?????Bex io ve ???
  9. Soafikov

    RALLYE TOTAL 2008

    dia za indray ny copl an'la zay vao tena kkk master ireto izany ilay futur equipage Subaru (conduite à droite)team So6
  10. nos rallyewomen version 2007 (source MADAGATE.com )
  11. refa mahavita tour ve de hoe "ireto leitsy ny frein sy frein à main fa tsy aiko izay nitranga fa nanaraka ny tanako ilay izy "
  12. Diso ela fa misy any ilay Jobamilay sy Tatiana ao
  13. Soafikov

    Rallye SRK

    tena overbooké marina v , RaHents fa tsy mbola ao le classement MRC après SRK eee
  14. concrétiseo Ratsi² fa ny aty koa aloha dia + 100000 ary jerena miaraka @na cross kart satria mety azo hatao izany fa tonga dia diniho ny cout ry zalah fa io foana no tsy mampaharitra ny zavatra atao fa asiana budget carburant, maintenance sy asa location an'ireo matos ireo
  15. Soafikov

    Rallye SRK

    vita soaman-tsara ny vérification sy ny résultat SRK 2008. Hisaorana voalohany Big bang izay nanao ny asa manahirana dia ny "copier coller" rehetra. Dia avy eo Radstrom sy Beels izay niaraka nifampitady t@ temps pendant 2h30 fa mila tanana maromaro @ manaraka eee ( à bon entendeur ....) Mbola tsy maintsy hampiasana ihany hi RaHents satria izy no hanao ny famoahana ny résultat ato @ site koa dia mazotoa eee
  16. Soafikov

    RALLYE TOTAL 2008

    Bonne nouvelle en ces heures sombres pour le sport auto à madagascar et le club FMMSAM ressort grandi de cette dure épreuve ( Respect )
  17. Soafikov

    Rallye SRK

    Aleho soloina ny avatar fa miketrika ny sasany ary efa saika netin'i rabaininay nody angeh izy io t@ herintaona fa toa mamay b lé vola aloha @ ra-Fanja @ famoahana azy[/quote] tena novainy ilay avatar marina Tongava leitsy aa pour l'instant (Beels, Radstrom, Soaf aloha)
  18. Soafikov

    Rallye SRK

    rdv hanaovana ny classement Rallye SRK rahapitso mardi 29 juillet à 18 h dia mba milaza izay afaka fa mila tanana......Partageons les Soooooooo6 eeeeeeeee
  19. Sam Romain c'était qlqun de généreux et un bon vivant anecdote : Lors du 1 er rallye de la saison : le Jovenna 2008, il assistait en tant que spectateur sur la ss de Vontovorona au moment ou Guigui Bone est passé celui ci est tombé avant le fameux Pif paf. Il fut le premier à le secourir et à l'aider à sortir de ce mauvais pas. D'ailleurs on peut le voir sur la video de Rallygasy sur l'arriere de la sub.
  20. Soafikov

    Rallye SRK

    Ka sao dia tokony alefa any @ "Soaf Motorsports" aza ny vam ho préparena sa ahoana [/quote] raha ilay avatar io no préparer-na dia mazoto be ny aty ka aza hitako ka alefany aty tokoa fa mety Soa.......foana ny....fifanenjehatsika
  21. Soafikov

    RALLYE DU BOINA TMF 2008

    source Madagascar Tribune article de Rata
  22. Soafikov

    Rallye SRK

    Iza no hanenjika tsy izaho v no nanenjika anao eee
  23. voir sur rallyesim dans Forum french section concours photos rréelles n°3 des messages des gars de rallyesim pour Latva et les familles voici le lien http://rallyesim.com/forum/index1.html
  24. Soafikov

    Rallye SRK

    Compte rendu rallye SRK - le niveau national est vraiment trop car + sieurs pilotes se battent actuellement dans les 10 premiers ( mister maximum en leader, bien sur) - dommage que les Beels, Sylpheed, Latva, Hents Big, Doda, sitraka sns ai été absent car sinon le combat aurai été terrible donc je penses que la prochaine manche sera - sinon on attend les résultats et il va falloir faire les classement les gars
×
×
  • Créer...