Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. ary romotra B mintsy joda zany fa tena asian'lery 14 sec B izao i mathieu nefa golf ann!!! (ss taiza letsy zany ss12 zany??)
  2. mandroso lalin-dalina D mipetrapetraha asio post letsy D azavao antsakany sy andavany mihintsy fa vonona ny hianatra hiaraka am'la sy hanampy raha misy azo atao.
  3. tsy adino kosa fa mbola ao anatiny rallye ihany koa, felicitations à DADANE, nandresy tamin'ny CROSS KART. Tena propre mais efficace mihintsy
  4. merci focus fa tena milay lé sary ééé!! surtout lé 3 lames mando B io Merci daholo koa ry zalah fa ho anay tsy nahita anaty ss moa zany D otran tany mihintsy éé
  5. tongaoa enao dia miandry ny sary avy any aminao koa éééé!!!!
  6. bienvenido a miami!!! tongasoa D faly mandray bandy mitovy passion ééé
  7. tsy hadino koa ny manao chapeau an'ny équipage MARC/HART sur 504. Tena henjana fa hain'lery tsara mihintsy ny milako an'iny 504 iny annn Anisan'ny mahafinaritra mintsy ny mijery ny passagen'zalah!!
  8. Dia misoatra an'ny madacox rehetra zay tonga namaly ny antso fa tena nahafinaritra ny défilé natao tao anosizato. Tena "ballet" nahafinaritra ary azo atao hoe anisan'ny moment iray tena nahafinaritra nandritra an'iny rallye iny mintsy iny défilé iny. Kanto tena kanto nahita an'ireo cox erak'ny piste MISAOTRA EEEEE
  9. BRAVO à l'EQUIPAGE MATHIEU/SISSI. dia arabaina fa nahazo fiara raitra ééé!! Arabaina koa ny prestation an'i TAX zay tena Le combat Mathieu/Laza à tourné court, dommage pour le suspens. Nerone>> bon rétablissement letsy aa D mbola miandry an'la foana zay a! TVN>> am'2009 miverina en force éé. N58>> C dégeulasse ce qui t'est arrivé mais bon, ne polémiquons pas dessus (certains on une vision diférente du sport)
  10. otran mila olona iray atao coordinateur général ihany lesy ty resaka ty an!! izy no responsable atonona raha vao misy blem ny "officiel" antsika ary izy no mijery sy mametraka amin'ny toerany ny "officiel"
  11. henintsoa

    www.rallygasy.tk

    ary elà ngah efa tsy insomniaque intsony fa tô mba efa @ le ora ara-dalana? Miaritra fa te hanaraka mafy e miverana am'zay ela fa ela loatra zay éééé!!!
  12. rôle an'ny tsirairay Parc = mandamina nyfilaharan'ny fiara avant le départ mbola ao am'ny parc / s'assurer qu ela voiture et le pilote soient prêt pour le départ. les mettre par ordre de numéro. Aucun temps mort pour aller vers la zone de départ Départ voiture = donne le top pour le départ des voitures. Les voitures ne doivent pas partir sans avoir reçu le top. Le top se fait selon ces appreciations (conditions optimales de sécurité / visibilté poussière OK / plot OK / jury OK) Plot = remet en place les plots / fais signe à ceux qui prennent les notes du nombre de plot renversé et de leur valeur Sortie voiture = afin d'eviter que les concurrents ne parcours toute la piste, il faut les rediriger directement vers le parc après le drift. De la rapidité et la rigueur de chacun dépend le bon timing de l'évenement et sa réussite.
  13. tsy mahazo manova loko zany tsony kosa fa lasa miova ndray ny anran'fiara [black label ndray ]
  14. henintsoa

    Tour de Corse 2008

    en 2013 mety ho poinss vé fa anao WRC i max?? possible ann!!! asiany daholo ry loeb sy ny etsetra am'zany an nofinofy ry zalah aaa
  15. fa ahoana ndjay lééé!! sô torek tsika ann! tongava daholo ndray zany radem ééé!!!
  16. vao nitondra an'lé desaka anié ra-mat defa kopy ela hoe tena fitiavana an'lé zavatra sy passion ny azy fa tsy resaka championnat zany mintsy éé!! (na dia saiky nataony daholo ndray aza ) donc raha miova daba izy tsy any am'resaka championnat fa any am'resaka manala azy milay ééé. Possible koa hoe fanomanana ny saison 2009 sahady De toutes façon na visa an'i Pattie aza no entiny eo tsy maintsy spectaclement votre foana io
  17. henintsoa

    Tour de Corse 2008

    ny ahy rangah lé bikan'lé C4 no tsy tiako aa!! tokony mba skoda no mandresy ndray fa reny no milay ééé na koa lé seat cordoba (raha misy lancia maahzo moa maika milay beuhhh )
  18. ari kosa avec combi mintsy et tout et tout hitako no manao be!!
  19. henintsoa

    session cross car SO6

    milay milay milay beuhhhhh!!!! tena nahita fafiny tsara tamin'lé AR2 fotsy iny ann!! D misaotra anareo ry ACCT sy Ari manokana ary ireo rehetra nampidrana antsitrapo. Lé M3 zany euhh
  20. henintsoa

    session cross car SO6

    récap kely matin : Ari / soaf/ Tsi2 / Hents / Emsics / Mikkah / Thomas (7 pers) + aprêm : irina / Michg / Rajoù / nerone / Peno (5 pers) eo am'15 pers eo zany tsika Ny programma dé mianga eo 67h am'10h30 tsy diso maka an'ireo cross ka mila tanana mibata azy donc tokony eo daholo isika "matin" toute la journée zany tsika dia eny ivato piste ACCT (jamais TMF ) derrière gastrique pizza. Ny cros dispo amin'io dia anakiroa. Isikamiantoka lasantsy sy mécano (environ 30 Litres) ka misy kotokota ndray zany io izay apetraka any am'prez avant le jour J (eo am 40.000 fmg eo raha isika reo) Mila camion iray hibata ny cross kart ka io mbola vao mitady raha misy mahita
  21. henintsoa

    session cross car SO6

    ferantsika ho antsika vé io sa misy hafa afaka tonga handefasana MP (ohatra rajoù, Nerone, TVN) fanontaniana ny ahy annn!!
  22. démonstration de glisse avec joda io vé ry zalah lé ho ataontsika sa zavatra hafa??? sô dé ny sarety no lasa alohan'ny omby letsy??
×
×
  • Créer...