Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. tena mba tiako ananana izany boky izany klé! aiza no mety mbola ahitana exemplaires an io??? +1
  2. henintsoa

    40 Ans!

    asioooooo
  3. henintsoa

    Commande Chemisette Team So6

    ok ok, donc ny ahy zany 1 chemisette avec ecusson brodé + 1 ecusson de rechange = 100.000 fmg(au cas ou mahazo combi kouhh )
  4. henintsoa

    Commande Chemisette Team So6

    fa lé izy moa zany 90.000 fmg ny vidiny avec ecusson?? sa mbola manampy 10.000 fmg raha asiana ecusson lé chemisette??
  5. ataovy rehefa tonga 10.000 ndray ny messages postés D misy fety bé éé mety hitotontona fin d'année ndray io ann
  6. henintsoa

    Slalom ACCT-Team SO 6

    tsy manankana an'lah ho avy hiakrakara am'sabotsy ngamba zany ann ny alahady aprem ko anié mbola any éé
  7. henintsoa

    Rallye Tour de Tana

    aza miala amin'ny lancia hoaa fa io no tena baomba bé
  8. henjana B lé poziny dadane ary lasa aiza daholo reo Ck reo letsy fa tô AR2 sy still my love ihany no otran efa hitako am'reny??
  9. henintsoa

    Slalom ACCT-Team SO 6

    je vais m'occuper du plan média et du dossier de sponsoring pour la saison 2009 (du moins les grandes lignes qu'il faudra remplir avec l'ACCT ensuite) Pour rappel hisy ny OPEN auto amin'io. Ny team dia ny sabotsy dia efa mankany manao ny organisation rehetra omban'ny piste. Sinon, tena interessant lé proposition am'lé cross kart 3 malalaka reo. Ny dépenses nareo amin'io dia licence = 150.000 fmg + visite médicale = 75.000 fmg. Ny ambony dia izay hifanarahanareo sy ny tompon'ny fiara. (eto moa zany tsisy location fa mangataka zareo participation hanamboarana an'lé CK fotsiny >> tsy lafo B io fa resaka boulon, na tôle na zavatra pitsopitsony kely otran'zany hono)
  10. henintsoa

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    Aza manao an'zany ianao fa na marina aza izany ny chauvinisme normal ihany. Aza atao mahazo an'i Afrique eo anié zaza maditra sy france terre anié N58 fa tonga D fière ela hoe gasy sady miteny ihany hoe "ny gasy rehetra mintsy no mahay milako vam kah" Isika en tant qu'insulaire on peut être pire des fois (tadidinareo V t@ andron'joda lé hoe raha manao WRC iny voany daholo reny )
  11. henintsoa

    Cherche Calandre pour T1

    niampy koa zany ny type 1 -iste sa ????
  12. henintsoa

    CI master

    mais alors vraiment juste pour le plaisir de Ari hein!!
  13. henintsoa

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    effectivement le mot prête à confusion suffit de rajouter un petit "sa" entre "nikta" et "lope" hahahahahaha
  14. ary adinon'la fa za angé niaraka t@ lisany ééé!!
  15. +1 am'rajou marina fa tsy evident mintsy zany fa ny tsara ho an'i sport auto dia tsy haparitaka fa aleo halamin'ela en interne amin'lery any lé izy fa tsy hatao tantara B fa ny sport auto ndray no maloto amin'io. Atao lesoka ho an'i manaraka fotsiny iny. Cependant any am'fédération angamba no mieritreritra momba ny hitondrana ny rallye fa ratsy tokoa raha manomboka misy mafia sy olona efa sahy manao sabotage (espece de ù^$*ù** aza hatao tratranay fa min$*$**$%*) Ary za sur fa tsy mba ireo pilote reo mintsy no mananan an'zany hevitr 'zany fa lé bandy migravite autour sy ry "foreveriste borné comme son pied" isany. AZA LOTOINA NY RALLYE RANGAH FA TIANAY IO ANNNN
  16. henintsoa

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    hihihihihihi!! za koa zany tsy dia mirevy an'lé championnat rehefa tsisy suspens fa na dia zany aza aza adino fa henjana zany 5 années consécutives pour loeb zany une légende vivante du rally letsy! rehefa antitra ela afaka mitantara am'zafieklin'lah hoe t@ adronay reny loeb reny! hitanay mintsy no namnobohany t@ saxo ireny (otran hoe niaina t@ génération vatanen sns zany éé)
  17. henintsoa

    Commande Chemisette Team So6

    hents 1 taille zé mety amiko
  18. HONDA CB 400 changement depuis la photo 2 etriers NISSIN 04 pistons à l'avant, pot en carbone et bulle ERMAX Prix = 9.000.000 Ar YAMAHA WR 250Z En bonus équipement cross qui a très peu servi soit, 01 paire de botte GAERNE SG1 point 42 bleu-blanc/noir, un ensemble pantalon-maillot-gant SHOT Evolution 2006 bleu/blanc/noir et les protections UFO gilet intégral+ protège genou Prix = 5.000.000 Ar Si vous prenez le lot (les 2) = 11.000.000 Ar fa maika vola ny tompony Contactez directement le 033 12 837 09 Pas de MP
  19. Misy fihoanana any am'prez zoma zao ka asaina isika so6 rehetra ho tonga eny. Tsy misy zavatra ho dinihana fa manal'azy am'RBR sy so6 no ho atao. Mitondra so6 sy boisson zé ho tonga oo. am'20h ny fotoana, iangaviana zay manana an'lé G25 hitondra izany ary koa izay afaka mitondra matos PC (misy RBR bien sûr) Ny rallye asa tana no ho kotranana ao amin'io.
  20. vita ny saison rallye fa mbola mitohy ny sport mécanique (trophée propuls sy drift control mbola eo / dernière manche cross kart koa) Sinon RDV en Février pour le rallye de Tanzanie. Miara mitempo ny fon'ny dago amin'io (tokony alefa any i rallygasy hanao live )
×
×
  • Créer...