-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
3/14 SS ihany zay no mba naharesy an'izy mitsam fa ny sisan'izany dia tany aoriana foana nanampy trotraka ny tsingolo-batita in-droa be izao tao Autioaavara dia naleo amin'izay nandamina satria tonga dia nisy fiatraikany tany amin'ny boite avy hatrany ilay izy! ny kodiarana moa dia tsy nisy azo noraisina intsony avy eo fa dia nariana fa simba tanteraka e! Saika hanarina indray tao amin'ny Falstone kinanjo tonga dia orana be no nitsena tao nefa ny kodiarana tsy maintsy natao maina ka dia nanao mpanapa-kazo indray e!
-
-
-
-
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
ROND POINT RACING TEAM 1 et 2
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de irina dans Team rond point racing
-
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
-
elaboration du dossier de demande de sponsoring et sns
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
-
Ny tanjona aloha izany hatreto dia handeha sans casse satria izay vao hilalao eto amin'ny tanana sady ny andro lohataona raha teo! LEG 1 SS1 Lasa avy hatrany ry zareo liona mitarika 3" be izao manaraka azy avy ao Thomas sy His ary indamix izay vao ny tenanay ary nofaranany ragra ny teo amin'ny clio, vao nahita ny fandehan-dry lerony dia nanapa-kevitra fa aleo tena manala tongotra mihitsy SS2 Mbola nitarika ihany ny liona fa narahin'i Thomas akaiky aloha, fa ny tena sendran'ilay tsambikina afaka tetezana iny tonga dia nitsimbadika ambony ambany fa soa fa tafatsangana, nipararetra avy hatrany ny tongotra fa sao simba ny fiara fa kay tsy naninona ihany, hitanay tsara mihitsy ragra nisongona anay an SS3 Araky ny fanaon'i Thomas dia ao aorinan'ny SS2 voalohany izy dia handeha mafy amin'izay ka dia nopetafany 4" be izao ny liona aloha teo, narahin'i His moramora fotsiny ny dian'ny kodiarany avy eo, izahay kosa sendra diso nandeha mafy loatra ka in-3 saika nivoaka ny lalana nanao mpaka kitay, teo dia tsy fantatra izay nahazo an'indamix fa dia tara any aorina be izy aloha fa i sandbach, slouf ary delKman no nanao tamba-telo tao afarako tao SS4 Asa izay nahavariana an'ilay copi anay fa dia tsy noraisiny mihitsy ny fotoana e! ngamba mety nisy 3 lames nandalo teo alohanay dia variana tany lery! tssss SS5 Rehefa vita ny anjaran'i Thomas dia His indray no nanitsaka mafy fa narahin'i Nomenabryan akaiky mihitsy izy ,fetsy i Sandbach fa ny dian'ny kodiaran'i Nomenabryan ihany koa no narahiny dia tsy nifankaiza firy ny fotoana ary tafiditra fahatelo izy, Thomas kosa hita hoe nanala tongotra satria hitanay namovoka teo alohanay teo fa tsy azo ihany nefa na izany aza! Ragra nanaraka tao aorina tao ary indamix ngamba tena nanapa-kevitra ny handeha mora tanteraka mihitsy SS6 Nanitsaka mafy indray ny liona teto ka any hery azon'i Thomas natao dia nanaraka mora fotsiny ihany, izahay sy ragra no mifampitazana fotsiny tao aorinany vao nahita an'i His nivoaka ny lalana, karlwelson no hita nanitsaka mafy tao koa! SS7 Dia mbola ny liona ihany indray no tonga aloha fa i Sandbach kosa tamin'ity no nitarika ary mbola i Thomas ihany koa no nanaraka an'azy tao afara tao, narahin'i Ragra sy ny tena mora fotsiny aloha fa mbola tsy tapitra ny lalao izay narahin'i Nomenabryan akaiky, i His kosa tao aorinan'ny fivoahana ny lalana tsy nanitsaka mafy intsony izay narahin'i Indamix milamina ihany koa SS8 Efa hifarana ihany ity ka dia aleo mba hanitsaka kely amin'izay ka dia nitarika anay teo amin'ny voalohany aloha iny, izay narahin'i His, thomas akaiky ry zareo liona koa ngamba nitovy hevitra fa nifanaraka tao aoriana tao, indamix, ragra karlwelson no nanaraka tao ary nofaranan'i guepard1 Vita aloha izay ny andro voalohany, ary tena henjana be avokoa ireo mpilalao, ny tena aloha dia tsy nijery intsony ireo 4RM tany aloha rehetra tany fa izay taty aoriana sisa no nojerena dia mba ôtrany misy tokin'aina kely ihany e! fa dia miandry ny Andro faharoa rahampitso indray ahitana ny tohiny
-
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
Sondage: Système de boîte utilisé
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
confection nouveau polo, casquette,bannière :t6:
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
-
-
-
Conseils sur carte graphique
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Rajoù dans RBR (Richards Burns Rallye)
Sady dokam-barotra kely nefa mety hanampy ny bandy rehetra ihany, ity misy olona afaka antsoina raha ohatra ka hanafatra piesy info ianareo ao amin'ny Supreme ao izy ary Zo ny anarany izy indray dia tsy mividy hafa tsy ny misy ao amin'ny Grosbill ary eo @ 7-15 jours ny delai de livraison ny vidiny dia izay hitanareo ao am Grosbill ihany + 250.000 fmg port MP ho an'izay mila ny num-ny -
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
ROND POINT RACING TEAM 1 et 2
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de irina dans Team rond point racing
-
confection nouveau polo, casquette,bannière :t6:
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
-
Photos + config station de pilotage RBR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
-
bientôt la MK2 dans RSRBR ??
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans RBR (Richards Burns Rallye)