Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
ykoT

ykoT

Messages recommandés

yo!

Efa ela niseranana teto amin'ny forum mrallye ka nisoratra anarana amin'izay ahafahana mizara feno ny fankafizana fiara.

Izaho izany dia mpankafy fiarakodia, avy tany Antananarivo dia nifindra aty am-pitan-dranomasina nanohy fianarana. Eto amin'ity forum ity izany no hanarahako ny vaovao mikasika ny fiara any an-toerana. Mankafy fiara allemande aho, tia hafainganam-pandeha ary tia mikarakara fiara (manamboatra, mikitikitika ary indrindra mianatra momba izany).

Nanomboka @ ity taona ity koa aho dia hanomboka ny live RSRBR, ary handray anjara amin'ny MRC. Fandraisana anjara moa ny ahy ny tanjona fa tsy ny fandresena aloha hatreto! Any aoriana any ho avy miadana eny ihany e bom (Enga anie)

Faly mampitombo ny isan'ny mpankafy fiara malagasy, ary faly nahita fa maro ny gasy mpankafy fiara miezaka sy mihetsika eto @ tranon-kala sy eny an-toerana! ^^

Mankasitraka dia aoka hitohy ny ezaka fa milay e!! clap

Mandram-pitafa ary mandram-pihaona eny @ "public sessions" e!

"Rallyement" votre!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia faly miarahaba anao tongasoa ihany koe eto izany sy eo amin'ny tontolon'ny RBR e!

Nari9 a écrit:


Tiako be ilay teny gasy mazava tsara WinkWink


Tsy misy tsindrim-peo smeso ve? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kikoolin a écrit:
Faly miarahaba an'i Mr Toky


Faly miarahaba an'i monsieur kikoo-lin ihany koa! ^_^ makafoka

Hanainga @ rallye lohataona ianao?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...