Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ykoT

Membres
  • Compteur de contenus

    4
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de ykoT

  • Date de naissance 08/06/1989
  1. ykoT

    Rallye Lohataona

    Premier Championnat Live RSRBR! LEG 1: Nilamina loatra fa natahotra tonneau. Very 20 secondes isaky ny SS par rapport amin'ny record perso. Fa tsara ihany ny gestion an'ny spéciale. Bonne moyenne pour un début NA dia tonga saina aza hoe tsy hatratra an-dry zareo loha laharana mihitsy amin'ity Rallye lohataona ity! LEG 2: Anana be ny réglages sady mbola nanao fausse manipulation koa avant le départ: lasa "gravel dry" ny pneu t@ ilay "partie 2". Tsy tafiditra t@ ilay pont faha-3 tao @ Falstone (S13) tonga dia rava tanteraka. Mbola notapohan'ny orana koa tao @ Cote d'arbroz, simba tanteraka ny fiara ary dia voatery nanao réparation. Dia avy eo ni-plante ny RS center ... Fin ... Hamita LEG3 ho fahafinaretana fotsiny sisa! Nahazo fahafinaretana be ihany na dia izany aza e! Amin'ny manaraka mitandrina tsara sady efa hita ny lesoka e!
  2. ykoT

    ykoT

    Faly miarahaba an'i monsieur kikoo-lin ihany koa! ^_^ Hanainga @ rallye lohataona ianao?
  3. ykoT

    ykoT

    Misaotra betsaka e!
  4. yo! Efa ela niseranana teto amin'ny forum mrallye ka nisoratra anarana amin'izay ahafahana mizara feno ny fankafizana fiara. Izaho izany dia mpankafy fiarakodia, avy tany Antananarivo dia nifindra aty am-pitan-dranomasina nanohy fianarana. Eto amin'ity forum ity izany no hanarahako ny vaovao mikasika ny fiara any an-toerana. Mankafy fiara allemande aho, tia hafainganam-pandeha ary tia mikarakara fiara (manamboatra, mikitikitika ary indrindra mianatra momba izany). Nanomboka @ ity taona ity koa aho dia hanomboka ny live RSRBR, ary handray anjara amin'ny MRC. Fandraisana anjara moa ny ahy ny tanjona fa tsy ny fandresena aloha hatreto! Any aoriana any ho avy miadana eny ihany e (Enga anie) Faly mampitombo ny isan'ny mpankafy fiara malagasy, ary faly nahita fa maro ny gasy mpankafy fiara miezaka sy mihetsika eto @ tranon-kala sy eny an-toerana! ^^ Mankasitraka dia aoka hitohy ny ezaka fa milay e!! Mandram-pitafa ary mandram-pihaona eny @ "public sessions" e! "Rallyement" votre!
×
×
  • Créer...