Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. Tokony ho vita amin'ity semaine ity ny prototype f'aza manahy e!
  2. Tito>je vais essayer de le finir avant jeudi d alefako any ary! Soaf>Hiezaka andalo ao am Cercle des Cheminots ihany koa dia miteny ny feedback eto
  3. TsitsiGalli

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    Je ne pourrai pas prendre le départ cette fois-ci, il faut garder les boeufs
  4. TsitsiGalli

    PRO N&B

    Ho voatery hamoaka ny diarinay eto indray anie zay raha izao e!
  5. Ca c'est vraiment un feedback digne de Prez
  6. Raha ny fahazaoko an'azy dia hoe MNR no mitondra ny RDJ? Azoko atao aty daholo (alohan'ny sabotsy maraina izao) izay fichier tian'lisany amboarina fa omeo ahy fotsiny ny logo Hiezaka ny hitady toerana sy hamita an'ilay Polo ihany koa amin'ny herinandro fa mbola hanao REVY MANGOTRAKA any Tsididy klou
  7. Vita tompoko ny an'i Rdj fa alefako any aminareo izao d zao mm
  8. Efa manova an'ilay dossier type en RDJ izaho io ka, tokony ho vitako ratoandro dia alefako mail amin'lisany par contre pour CONCEPT et ELITE tena tsy mahita logo mihitsy aho fa sao dia misy mahita
  9. Ka manontany zà satria tsy mbola misy décision prise mihitsy anie hatramin'izao e! zà miandry fotsiny avy amintsika hoe atao ilay izy dia atao fa poulet io miteny io hoe sarotra be ny mahita an'ilay vert kawasaki
  10. Ny tena aloha dia miezaka ny hanampy arak'izay tratra mihitsy ka ireto misy proposition Ny banderole 265.000 fmg ny manao azy 4x1.10 m vita ao anatin'ny 3 jours azoko negocier-na ny modalité de paiement Ny trano dia araka ilay efa nolazaiko tamim-boalohany hoe ao amin'ny cercle cheminots misy malalaka tsara afaka hivalalaparana sady misy boissons no misy sakafo no misy parking no centre mikasika ilay personnalisation demande de sponsoring, ho ezahiko atao anio ny RDJ sy CONCEPT le temps de mitady an'ilay Logo dia alefako eto ny lien hangalana azy
  11. Alahala n'est pas du faite pour les 2RM apparament, il y a une portion ou la voiture reste carrément suspendu sur les rails
  12. Carriere Richard est en train de se faire zaxxonner t'inquiète, Ambatobe c'etait juste pour mettre la main à la pate
  13. La modélisation commence un petit apercu
  14. ça booste dans tout les coins an!
  15. TsitsiGalli

    trophée team online

    izay mm mbola tsy manana connexion an
  16. ça depend surtout de ta connexion no fahitako azy satria GE est obligé de se reconnecté a chaque gridxxx
  17. Zà ry zalah ato tena handicapé be mihitsy amin'ilay matos motraka ity a! nefa any an-trano mbola tsy misy connexion fa kozio zà hoe amin'ny firy dia mihezaka ny mikaon-doha no sady manararaotra manao an'i Ankazo ihany koa Remarque kely, firy lety ny gridxxx_kml an'lisany? fa nenà tonga eo @ 37 dia mitokona tsy mihetsika intsony tsy fantatra na mi-plante na mbola mi-tourne satria tsy misy message d'erreur mihitsy eo @ octave
  18. fa efa io titre ny post io lesy ka inona indray no mbola tadiavin'là? sa le spéciales no tin'là atao Circuit?
  19. Ho avy tsy ho ela ny andrana voalohany amin'ilay Ambatobe
  20. Tongava foana aloha fa ny fahatongavana no zava-dehibe satria maro ny zavatra tokony ho dinihina
  21. Hamboly hazo koh ngah elà no hoe lesany?
×
×
  • Créer...