-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Session Turkey 2008
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
ilay sticker Team So6 izany ry zalah tokony mbola nisy ambiny 4 fa tena hialana tsiny ilay izy fa variana nihinana so6 sy nos t@ rallye farany teo dia tsy hita izay nalehany a!! Ka ny tsara dia miverina mi-passer commande indray izay mila dia r'efa tonga ny rencontre mensuelle dia entina indray ilay izy e!
-
Session Turkey 2008
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
CROSS CAR
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
Session Turkey 2008
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
-
-
-
tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato? Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx) +1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e! et puis qui ose s'affirme e!!
-
Tena nilay iny ka! Zà nanofy Gvints mihitsy ny maraina lety a! fa indrisy fa nony taitra le clavier kely no hitako teto sisa Ny daba ndray ra-big efa eo am-piketrehana mafy mihitsy hoe iza no ho entina fa le sub kely tô mitady ho reraka a! Sinon, belle prestation pour tout le monde, le note-ny fond_de_6 tena milay fa hita tsara mihitsy koa hoe efa hain'lery tsianjery ny lalana rehetra. Sitraka ngamba zay efa lasa nitady volant aloh mandra-pahitany an'ilay Gvints (sady papa etait tout content) i Tnt efa tsy tafatombina tsony nijery résultat Ra-Dodanen efa nanomboka nitranga molotra, Ra-Boum aloh mbola nikotra par silence Nenay d tena séance d'apprentissage tanteraka mihitsy tamin'iny e! am manaraka hiezaka ny tsy hi-abandonne tsony, démotivé ihany ny farany no sady namely mafy ny havizanana klé
-
Saliii dawl ny akama a! Hatreto aloha zany dia départ aty Tsididy ny tenanay vers 15h any dia manala ny lalana 4:30, dia mieritreritra ny tonga dia ho direct any @ ra -Soaf Raha hiantso an'ah fotsiny dia aleo avant an'io depart io (fa izao aloh mbola low bat zà). fa hatreto aloh dia hiezaka ny ho tonga aho rahariva. Peno>> Le stick so6 tsy hita hono izay nalehan'ilay ambiny farany teo fa aleo r'efa rahariva miresaka e! sy maka commande ho an'ireo hafa mbola mila. Izay zany fa miandry ny appel an'lisany ah sisa fa ny connexion aty koh tena tsy afaka mihitsy fa zara aza afaka mandefa an'ity pour confirmation
-
-