-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
-
-
-
-
-
-
-
-
Efa miketrika mafy mihitsy ah io fa ny bleme kely fotsiny ny 01 tsy maintsy mandeh meeting madacox, ny 04 tsy maintsy hijery run, d mbola mandinika mafy hoe hivôka indray koa ve radem nefa vô androany no tonga avy nanao mission nandritry ny 15 jours mety ho lagy ihany Madama ny farany kle, fa mbola ho hita eo aloh e!
-
Skin championnat RBR gasy
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
Ireto zalah ny mba sarin'ny vam-nay a! mandra-pahay anay anle championnat gasy aloh d mba maka kely eto e! (io no mba saika hanaovanay Championnat eto raha hay fa hatreto aloh d mbola EU no hilalaovana). mba tina ho hay koa ilay manova loko fa lazainy fa type incorrect ilay fichier dds rehefa sokafana @ CS2 -
-
Saliii dawl ndray ry zalah! zay ndray vô tonga eto @ fa tena mbola namita asa kely aloh e! na izany aza nisy fotoana mba nianarana an'ilay jeu ihany. efa azo lazaina aloh fa mba nisy evolution kely ihany raha oharina @ t@ vôlohany fa mbola tsy vofehy manontolo le izy. mbola prise en main fôna hatreto e!!
-
N2_1 Citroen Saxo VTS Ford Fiesta VW Polo 1.6 VW Polo GTI ------------- Renault Clio 1.6 16V Toyota Corolla 1.6 Peugeot 106 S16 ireo zany no mba nosafidiko fa ny mahagaga dia tsy miseho hafa tsy ilay polo 1.6 , clio 1.6 sy corolla 1.6 rehefa hanao selection zà! manginy fotsiny le raha vô chiffre no lasa anaran'ilay vam fa tonga d mi-plante le izy. inn zalah no mety mahatonga an'izany? rehefa manao sauvegarde reglage koa ve d arakarak'ilay vam ihany le izy?
-
Ra za alony i tsi² dia ny daba gpeN4 no hanombohako azy ee!! reno no tena sady maniable no tsy dia kely aina loatra fa manao iany ..avieo miakatra echelon. Ka ato tena vô manomboka mihitsy koh! le Zastava zao no nanomboako azy d le corolla 1300 dia mba efa eo @ le saxo aloh zao! fa eo @ reglage no mbola henarana ihany koa! ny terrain d le US prospect bridge (mampatsiahy ny ES vontovorona sy masindray zany le izy ). fa hatreto aloh d mbola bobaka ny zavatra tsy azoko mihitsy ny fandehany e! eo @ Lanceur Addons iny, cocher-ko fôna le new stages, camhack, RBR wrong + Tyres fa tsy azoko (na tsy hitako) mihitsy le fiovany; isaky ny manao Loading koa dia mivoaka fona ilay RBR Camera Hack fa tsy azoko mihitsy hoe inona no hifandraisan'iny @ conduite fa d manao Save & close fotsiny aloh ao @ le control settings fa na izany aza aloh efa manomboka mahazo fihany fa tsy migebona firy tsony e!
-
-
ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato. d misy vam koa tsy misoratra eo ny anarany fa chiffre fotsiny d raha vô ireny no alaina d tonga le izy d mi-plante. fa bon, au moins aloh zany efa nisy fiovana, d raha azoko tsara koh dia manao unloading aloh rehefa te hiova catégorie hafa fa tsy mipetraka définitivement ao le vam!! ary misy fomba hi-regler-na anle vam ve fa le chiffre bobaka be tena mbola ho ela vô ho vôfehy?
-
Ôtrany nety ihany le izy na dia no-ignorer-ko daholo zay lazaina fa fichier simba tao fa eo @ ilay lanceurAddons fotsiny no ampidiriko ilay fiara fa ny tsy azoko fotsiny dia inona no dikan'ity? F2000_12_1 Skoda Fabia 1.4 Ford Fiesta 1.3 MG ZR 105 VW Polo ------------- Yugo Toyota Corolla 1300 Peugeot 106 Rallye fa tsy mety hitako le 106 rallye manko
-
Saliii daholo indray ry zalah!! nanao aôna ny fihaonana t@ zoma?? efa avy nodiovina tokoa ny registre t@ zoma fa androany indray no hamerina ny install rehetra! ilay hoe mitokona @ farany anie tsy maninona raha mety fa ny problema lazaina fa le fichier mihitsy no simba e!! XP SP2 ny sytème ampiasaiko
-
Tena efa ho 2h ah no niandry teto fa mbola tratran'ilay izy ihany r'efa tonga any @ ilay fiesta concept e! any hery ato d ignorer dawl fotsiny aloh z miainga rehetra nitokona tanteraka mihitsy le izy d najanoko, kay lasa tsy nandeh hatramin'ilay original!! ngamba le flash nasiako azy no tsy nilamina lety ry Bigbang a!!!
-
-