Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. Mbola mandeh any lery ka! fa lasa style tuning b zay ndray lery any!!! 4047 TL izay le izy fa isaky ny mahita an'iny tokoa ngeh zà lety tena mbola vaky vava mihitsy izay tsy niatra tamin'ity no nanenina nefa mbola mandeh ihany. Fa ny folie gravy indrindra kosa ra-Nirina tsika mitsam saika hanao chutte libre Teo mahazoarivo iny a!!! mbola tadidiko fôna elà sy ilay ba-kiraro
  2. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Efa manomboka misy rubriques filazana zavatra very sy entana very ihany eto ka dia amin'ny alahelo lehibe no hilazako an'là Ra-Vata fa ilay CD drift malalan'là dia tsy aty amiko!! Ny CD dia nandramana teto @ ity PC-ko ity t@ sabotsy maraina tokony ho tamin'ny 3 ora maraina teo ary tokony hody any @ tranony eny Andohalo rehefa avy natsofoka tao anatin'ilay boitier imation menamena. tsy nisy rovitra fa soratra t@ marqueur manga. Ity no solon'ny fampandrenesana ary hialana tsiny ho an'ireo izay tsy tratr'antso, nohon'ny fitakian'ny torimaso be loatra.
  3. Milay e!!! misy vakiana indray zany isaky ny pause-café ry zalah a!!!! ary lisany ato ngah tsy mba misy fan an'i Gaston Lagaffe e??
  4. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Le izy aza adinon'là tery @ le graveur d gaga dawl ny kil hoe no graver-na le izy fa tsy nentina akory!
  5. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Mineshaft lety io sa Prospect le miaraka @ le copilote vaovao, misintona an'le vitesse hi-retrograde???
  6. TsitsiGalli

    Rallye SRK

    Ka aiza moa no hafantarana ny momba an'i Beels , sao dia tokony ho tenenin'là raprez hoe toy izao sy izao ny mikasika azy ary mpiondana RBR izy. matetika manko ôtr'izany no hita ao anatin'ireny filazana olona very @ gazety ireny. sa asaina ataon'i Passe par Tojo caricature kely aloh??
  7. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Sitrana tokoa ve elà Ra-Doda ????
  8. Tsara le pro fa le vam ho entina eo mihitsy no tsy tafa e!!! sa ny mulet-an'lisany no hianarana eo?
  9. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Félicitation au vainqueur, tsy ratsy kosa le pseudo an'lery Sissi mini-moi an; félicitations à tout le monde, d mba ho bonne rétablissement ho an'ilay voan'ny sery merci koa ho an'ilay assistance-nay t@ nody fa saika hadino teny an-dalana teny zay!!! indro-kely, hatramin'izao mbola tsy recuperer ny torimaso Vizaka tsara aloh fa afa-po TOTAL mihitsy!!! dans 1 mois ndray e!!!!!
  10. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Ireo efa nanao kômandy e!!! iza ndray aza? Héhé hay kosa misy clavier logitech G15 an!!!! iza no tin'lisany G25 sa G15??? ity tena saika izy mihitsy fa le azoko ngamba solisansà
  11. Ary tsy misy fika hanaovana location cross kart ngah ry Ari a??? na 4 fotsiny aza d iny no mba hanaovana applications. le poussée d'adrénaline tsy ho voatana nefa r'efa simba le vam tena mihatra aman'aina kle!!
  12. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Tsy mbola namboarina ilay izy satria mbola tsy ampy 20 no hividy sady nisy vidin'ilay teo aloh aza mbola tsy azo d tsy maintsy miandry an'ireny aloh vô manambotra fa banky ny orinasa kle
  13. J'allais dire la même chose kle!! fa nenay vols kely tsy havelan'i Madama gidraina tsony koh!!!! le any @ Ra-hents ngamba no afaka asiko motera dia iny no hilalaovana sady maivana sa aôna ra-hents?? iny elà tsy mila mitady pare-choc Mila atoron'là mihitsy lesy io mi-jauger pied gauche io fa le manao talon-pointe @ Vols tena faran'izay tsy évident mihitsy kle!! en fait, il faut jauger le frein ou l'inscription??? ny pratique ihany no hamaly an'izany zao
  14. oui mais comment l'apprendre??? parce que je sais qu'il y a inscription et inscription on peut plus se limiter au style corde ou pas corde, d'ailleurs c'est ce qui me freine un peu sur RBR, j'arrive pas du tout à avoir cette notion d'inscription! comme quoi je conduis sur RBR mais je pilote pas
  15. Raha appliquer-na @ ilay avatar'anlà sy Timon d hitako mihitsy ny hifatraran'i Timon raha manao vrai talon pointe tsy WRC tsony io fa d VRC avy hatrany io misy extrait kely [url]"https://www.youtube.com/v/YOKhl5Rrq64&hl=en&fs=1" type="application/x-shockwave-flash" allowfullscreen="true" width="425" height="344" ity izy rah mampiasa Gvintss!!! (hamay indray io rariva fa ho hitako eto ) https://www.youtube.com/v/nXP4VM5tR0Q&hl=en&fs=1
  16. Tena mila miverina mijery GET marina raha zany kle !!! aza adino iny rariva ra-Hents a!! Fa raha tsy diso kosa zà presque faux talon pointe dawl no tena ataon'ny pilo rehetra kle! sarotra ihany zany hi aborder épingle zany ka hoe mbola hanao vrai talon-pointe an!!!
  17. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    Mbola aiza aza lety le mitady pikla @ 4 maraina hody any Ambohitrarahaba a?? zà aloh anio d'efa hitondra matos (UC + Clavier)fa le latabatra asiana azy zao sisa no hiangaviana @ raprez:lol!:
  18. Faux double debrayage et vrai double debrayage kosa ngamba fa tsy misy faux talon pointe zany kle
  19. TsitsiGalli

    Session Vendredi 18 juillet

    innn dray ty diesel??? ngah nareo hivadika POLO TDI kle?
  20. TsitsiGalli

    " Gr B"

    Sô d mba mila mitondra UC koh lesy elà radem hanaovana transfert ra-hents fa miady amiko dawl reo lazain'là reo! le Drift sy le ragnotti
  21. firy GO aloh le Clés USB an'là fa sô d tsy omby rehefa hanao transfert zà??? Nefa haymoa tsy olana fa tonga d afindra direct ato anaty matos
  22. Mbola vô anglais aza io fa le bible drift mbola miteny Japoney sous-titré en Anglais:lol!: Misy an'io koh aty ho an'izay mila
  23. les fameuses séances de matage de la video du GET entre potes J'ai appris pleins de truc avec cette vidéo n'empêche. pour ceux qui la veulent je l'ai dans mon disk dur "conduire piloter" Zà lety mila an'iny fa le K7 efa valaka a, aza adino radem less ah mety atao VCD ve?? Iny no nahavitana an'izao adalana rehetra zao koh!!! souvenir inoubliable
  24. Mivarotra jantes tôles 7x15 (type suzuki santana ou daihatsu Rocky) 120.000 Ar ny 4 raha misy tia. bon état général.
  25. Nirina58>> ça me fait penser à la fameuse K7 cours de pilotage GET Cergy, et pour application la 305 et la toyota hi-lux Par contre je pense que le talon-pointe est vraiment nécéssaire qu'on on aborde une épingle
×
×
  • Créer...