-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
Efa vita ny install an'ilay original ka, fa nesorina dawl aloh ny CG sy ny pitsopitsony tato @ le matos d tsy nasina hafa tsy CG dia nataoko install direct avy @ ilay flash nandikana azy tany @ Bigbang dia mba tsy nitokona tsony lery raha tsy eo @ texture an'ilay Focus @ zao hamaliako izao. dia recommencer fôna no atao aloh d hita eo indray ny tohiny.
-
Merci @ Bigbang aloh fa azo le RSRBR08 e! d hanao install aloh zao d ho hita eo ny tohiny. 5mn aty aorina vô tonga eo @ ity c:\Programs files\SCI Games\Richard Burns Rally\Maps\CC2\track-43_N.lbs dia lazaina fa Une erreur est survenue lors de la copie d'un fichier : le fichier source est altéré D atao aôna? ho abandonner ve sa ignorer-na? le 07 manko nisy nanao ôtran'izay koa fa no ignorer-ko fotsiny d nitohy ny install ary nandeha le izy. sa ve le copie no tsy namokatra?
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
vô henoko t@ sabotsy koa io resaka io!! sady tô hoe tsy mahazo mampiasa pneu terre fa pneu conventionnel no ampiasaina. ny participation ho ezahina ho mora (75.000 Fmg aloha no henoko), ary tô mahazo manao daholo ny rehetra satria karazana sortie ny ASA TANA3 ilay izy ka enga anie ka tsy hisy fangatahana licence. Zao d'efa karakaraina milamina ny fiara fa mba hilalao kely zany ny mpankafy @ ity e!
-
-
Faly miarahava an'i Stef'Anihy aloh tonga soa eto e! io zavatra tadiavinao io ilay nofinofin'ny bandy mpiondana rallye rehetra mihitsy e! ny hitako aloha hatreto raha hoe izay mihitsy vao hanomboka @ ireo base ireo dia izao. base efa nisy teto @ tanana ihany no vidiana manomana 25 - 50 Mo karaman'ny Mécanos 1-2,5 Mo / rallye vidin'ny pièces na ireo ho soloina na ireo atao reserve 10Mo Ny solika hanaovana Reco (750-1 Mo), dia ôtran'izay ihany koa ny rallye izany hoe raha vao hanomboka mihitsy izany dia efa mila manomana farafahakeliny 70Mo ny rallye manaraka arakaraky ny degâts teo no maha betsaka na mahakely ny vola mivôka fa na izany aza homanina foana ny 7Mo. Tsy atao hakivy aloha nefa izany fa raha misy ny hatoraka aleo velezina ny vy d ny mbola mafana e!!
-
-
-
-
raha vw cox kosa ry zalah no hanaovan'i Faly Rallye, kôzy tsy mba hanao koh ny tenanay par contre, mety misy antony hafa mihitsy zany matoa i Freddy niditra t@ iny Polo TDi iny, mety hoe hiketrehana ny futur voiture ve??? mety possible zany an! satria raha iny tsy haharaka an'ireo daba efa favoris @ izao.
-
Rallye ASA Tana 3 - Tour de Tana 27,28,29 octobre 2006
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Marcus01 dans mrc Old
205 boites 6??? boite na 306 zany no mipetaka sa inn??? ary ilay 106 n'i Maximum attack ve tsy ilay entin'i Japa sy Erick teo iny? raha iny manko hitako ôtran'ny tsy exploité tsara ny puissance an'ilay daba raha oharina @ fandehany taloha, mila hitovy @ ilay an'i louvel taloh ihany (Michael - Teddy). -
ES mety ho tsara ho an'i Saison 2007 avy aty @ mpijery
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans mrc Old
-
ES mety ho tsara ho an'i Saison 2007 avy aty @ mpijery
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans mrc Old
-
Tsika mpankafy sy mpanaraka tsy tapaka ity taranja ity ve ry zalahy tsy mba afaka manome soso-kevitra @ alalan'ity forum ity ES mety ho tsara @ iny saison 2007 iny? na lalam-baovao hafa mihitsy na remake n'ireo zay tsy natao intsony e!!! ohatra hoe, ES, course de côte ankatso, lalana mankany Masindray-Ambalanirana koa misy portion mahafinaritra an! sady technique no mety ahitana spectacle tsara. mba lazao eto koa hoe ny an'i hafa??