-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
-
-
eo am-piandrasana ny fanombohan'ny asison 2008 dia tsara ny manao jery todika kely ny saison teo aloha sy ny soskevitra mba ampitain'izay afaka mampita izany any amin'ny tokony hampitana azy amin'ny ankapobeny dia nahafinaritra iny saison iny indrindra amin'ny nahabetsaka ireo favoris. nihabetsaka ny mpifaninana Niady be koa course par classe. mahafinaritra! Ny tena lesoka angamba dia teo amin'ny grille sy ny parcours. Hafahafa be ihany ny mahita an'ilay spéciale hoe anapahana 300 mètres (sady izay efa ao anaty rallye vao fantatra) na ilay spéciale nofoanana toy ny tamin'ny tour de Tana. Manjary ohatra ny tsy serieux izany le izy. Fa mino aho fa ho tsara lavitra noho ny 2007 ny 2008. Mazotoa daholo ary e!!! ( na ny mpijery na izao manomana compétition)
-
-
-
-
Lu sur moov.mg http://www.moov.mg/forums/read.php?85,1204417 Re: Centre de formation: INF Clairefontaine Par: le Roi Lion Date: 09 novembre 2007 - 17:15 I Andy RAKOTOMANGA dia neuveu-ako, zanak'i ny anabaviko izay mipetraka any Frantsa daholo. Marina fa dingana mafy ny miandry azy ary tsy mora satria ny poste tazonin'i Andy dia poste n°7 mitovy amindry ry Zidane ireny ka raha mandinika isika dia io poste io no tena be concurrents indrindra amin'ny baolina foot. Fa ny imasoan'ny ray amandreniny sy ny havany aloha izao dia ny hazaoany ny bacc fa ny fianarana no ambony indrindra fa ny tena olombelona fa tsy robot ka raha sanatriavina tapaka ao ny tongotra dia vita ny carrière, ny fianarana nefa tsy natao. Ny problème ho antsika malagasy dia ireny expa ireny tsy te hody aty satria na dia resaka karama fotsiny aza. Une fois manao match iray amin'ny equipe nationale malgache fotsiny ohatra i Andy dia tsy afaka ho selectionéna intsony amin'ny equipe nationale frantsay. Ny mba eritreritry ny ray amandreniny nefa dia ho tonga amin'izany tanjona izany. Izany akory tsy midika hoe tsy malagasy izay fa malagasy dans l'âme izy ary malagasy dans le coeur. Izaho indray dia miteny eto mba manararaotra kely hoe amin'ny herintaona isika mifankahita any amin'ny rallye fa hiverina hi-courir aho et espèrons le avec la participation du champion du monde 1994, Didier Auriol avec une SKODA OCTAVIA WRC. Bonne lecture et à bientôt Le Roi Lion
-
Il existe au moins un blog qui met en ligne des photos des rallyes malgaches d'avant 2000, ou vous pouvez voir des visas (1000 pistes) vos tapez <<gasy tia rallye>> dans google en tant que citroeniste vous avez peut être entendu que la maison mère et les presses spécialisées ont lancé depuis quelques années une grande recherche pour retrouver la traction 22 rosalie ("la" fantome) qui se trouverait à Madagascar?
-
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/sp071024.htm si l'on se refère à cet extrait de journal donc Laza a fait appel au préparateur de Hery be pour la fiabilisation de la... Mitsubishi. La question est : est-ce une collaboration ponctuelle ou un coup d'essai en vue d'une collaboration à long terme? Sinon manasa antsika handray anjara amin'ilay forum rally-live.com mba tsy ho le M-six irery no ho be resaka ao
-
salut ry zalahy (sy ry zavavy) somary niditra kely tao amin'ny forum rally-live.com ho dia nanisy topic Madagascar tao aho fa tena misy enthosiaste be ry zalahy amin'ilay parc aty amintsika, et d'un coté tsy ampy info koa ry zalahy fahitako hoe azo iresahana tsara ny rallye eto amin'ny tanàna ihany ao
-
lu sur les nouvelles Didier Auriol sur l'échiquier des championnats nationaux de rallye 2008 La saison 2008 sera enrobée de velours pour le rallye malgache. Une panoplie de pilotes étrangers et pas n'importe lesquels seront engagés aux championnats de Madagascar. Didier Auriol, Patrick Emontspool, Pierrot Partal et Jinuis seront au rendez-vous. Le championnat de Madagascar 2008 ne ressemble pas aux précédents. Et tous les férus ont déjà hâte d'y être car le pilote français, Didier Auriol étoffé de palmarès dont un titre de champion du Monde en 1994 signera sa présence sur l'échiquier du championnat de Madagascar. Ce dernier a déjà assisté à plusieurs manches du championnat national et a reconnu que le rallye malgache a du potentiel, malgré les moyens à disposition. Le temps est donc venu pour Didier Auriol de sortir les combinaisons et gants d'armoire. Didier Auriol n'est pas le seul à être dans la mêlée car d'autres concurrents étrangers vont également tenir la dragée haute aux pilotes nationaux. Patrick Emontspool, champion de Madagascar 2005 et d'Afrique 2006 sera de retour, un autre Belge, Jinuis qui a déjà fait ses premiers pas lors du rallye Motul, 7e tour de Tana sera aussi de la bataille et un quatrième gros bras, le Réunionnais Pierrot Partal a fait savoir dans un magazine son envie de concourir à nouveau dans le pays. Avec ce contingent de pilotes étrangers, ceux du pays ont intérêt à défendre leur pré carré. Au niveau national, les inconditionnels de sport automobile attendent avec impatience le retour de Jean-Yves Ranarivelo, alias Joda et de Faly Andrianafetra surnommé le roi Lion. Si ces derniers figuraient sur la liste des partants de la saison 2008, le sommet national serait marqué d'une pierre blanche et toutes les manches à disputer seront de toute beauté. A ce sujet, la fédération qui a opté maintenant pour une course de qualité après avoir atteint quantitativement son objectif, envisage d'organiser plus de manches à condition que l'obtention de l'autorisation ne pose plus problème comme cela été le cas tout au long de cette saison. “Si tout va pour le mieux, la première manche de la saison 2008 se disputera en mars”, a déclaré Jimmy Rakotofiringa, président de la fédération.
-
-
-
-
-
Merci amin'ilay toraka ao amin'ilay sujet DVD ao amin'ny rallygasy. fanapiana kely fotsiny ange ny ahy e! izaho ary no tokony hitoraka amin'ilay finiavana be dia be eo amin'ny ekipa rallygasy rehetra hizara ilay revy. Fa dia manainga antsika rehetra hijery an'ilay DVD, dia hanipy izay soson-kevitra hanatsarana azy hatrany hatrany.
-
-
Fa tsy hoe bête noire an'i Laza ve ilay spéciales Ambohimizana sy Ampangabe? dia izay no tsy anaovana azy toa mi abandonne foana mantsy lery rehefa mankany Ilay mifoha maraina ange vita foana io e! fahafirin'ny manenjika spéciale tany antsirabe vatofotsy amin'ny 4 maraina taloha io? D'un coté aloha, maivamaivana ho an'ny préparation an'ny ékipazy tsirairay avy amin'izay. Fa izany hoe tsy dia mahita spéciale hafa mihitsy antaramanana izao efa 3 fois tamin'ity. Fa milay foana io e!!!!
-
Ny 26 - 27 - 28 Okotbra 2007 izao no hanatanterahana ny rallye Tour de Tanà 2007 karakarain'ny Asa Tanà 3 izay hisalotra ny anaran Rallye Motul. 375 km ny halaviran-dalana amin'izany. Eo amin'ny tany malalaka Sicam Anosizato ny toeram-piainagan sy fahatongavana. Ho famporisihina ho an'ny Mpanamory tanora dia ny antsasaky ny saram-isoratana anarana ihany no alohan'izy ireo. Hisy ny prime ho an'izay manamontsana ny zava-bita tsara indrindra isaky ny spéciale (famporisihna handeha mafimafy kokoa io!!!! Isika moa efa saika hanao comparaison ihany tamin'ny rallye Total teto amin'ity forum ity fa tsy araka fa be kandra e!!!!) Mazava ho azy fa handray anjara i Laza miaraka amin'ny Mitsubishi amin'ny maha-tompontrano azy. fa ny tena ady dia nyfiaidina any anaran'ny vice champion eo amin'ny Michael Rabesaotra sy Gerard Louvel. Ny eo amin'ny M11 koa mbola iadivana be.
-
-
voici donc quelques temps réalisés pour ces spéciales Rallye Total : AMBATOMANGA (SS6 et SS13) et Sambaina (SS3 et SS9) Rallye Dzama ambatomanga (SS5) 1. Laza....................0:10:03 (record pour cette année 2007) 2. Gerard.................0:10:38 3. Mathieu................0:10:47 4. Mickael................0:10:53 7. Terrinen..............0:11:34 8. Rakotondrabesa...0:11:36 9. Madame...............0:11:51 ambatomanga (SS8) 1. Mathieu...............0:10:43 2. Laza....................0:10:53 3. Gerard.................0:10:54 4. Mickael................0:11:04 7. Rakotondrabesa....0:11:51 10. Madame..............0:12:54 ambatomanga (SS11) 1. Mathieu................0:10:19 2. Mickael................0:10:34 3. Cri......................0:10:40 4. Laza....................0:10:42 6. Madame...............0:11:09 7. Rakotondrabesa....0:11:30 13. Gerard...............0:12:34 16. Gerard................0:07:45 C'est une longue spéciale et plutôt technique où l'on peu creuser un écart conséquent. Dans deux passages sur trois, Mathieu a dominé Gerard et Mickael. Sans problème technique, Gerard surclasse Mickael, il est même parvenu à faire mieux que Mathieu au cours d'un passage A confirmer lors de ce Rallye Total Bon rallye à toutes et à tous
-
parmi les spéciales de ce rallye Total 2 ont été déjà emprunté au cours de cette saison lors des précédent rallye Il s'agit des speciales de - CEG Carion (et Antsahamaina en sens inverse) de 9,40 déjà parcourue lors du rallye Dzama (Carion 9,00 km) - Ambatomanga (et Tsarahonenana en sens inverse) de 13,5 déjà parcourue lors du rallye Dzama (Ambatomanga 13,2 km) il est à noter que pour un parcours identique il y a un ecart entre les kilometrages de ces 2 rallyes voici donc quelques temps réalisés pour ces spéciales Rallye Total : Carion (SS7 et SS14) et Antsahamaina (SS2 et SS8) Rallye Dzama Carion (SS4) 1. Laza....................0:06:12 (record pour cette année 2007) 2. Cri......................0:06:29 3. Mathieu................0:06:34 4. Gerard.................0:06:39 5. Mickael................0:06:40 7. Hery be................0:06:47 9. Nashemy.............0:06:52 13. Madame.............0:07:03 14. Rakotondrabesa..0:07:05 Carion (SS7) 1. Mathieu...............0:06:27 2. Laza....................0:06:29 3. Cri......................0:06:33 4. Gerard.................0:06:39 5. Mickael.................0:06:39 8. Madame...............0:07:08 7. Rakotondrabesa....0:07:11 Carion (SS10) 1. Laza....................0:06:18 2. Cri......................0:06:24 3. Mathieu................0:06:29 4. Mickael................0:06:30 5. Madame...............0:06:42 7. Rakotondrabesa....0:06:59 16. Gerard................0:07:45 Dans tous les cas Mathieu a toujours dévancé Gérard et Mickael réalisant 2 fois 6 min 39 Gerard a dévancé Michael dans le SS4 et ils ont fait jeu égal dans le SS7. Michael a dévancé Gerard (victime d'un problème) dans le SS10
-
statistika vitsivitsy momba ny rallye total Parcours Total...............388,20 kms Spéciales.........146,80 kms Participants nombre 33 Par Groupe N4...................02 M12.................07 M11.................16 (75%) M10.................05 N2...................01 M9...................02 Par marque Peugeot...........11 dont 205.....08 (21%) VW..................07 dont golf.....06 Citroen............06 subaru.............05 Toyota.............02 BMW................01 Renault............01 4 roues motrices....07 propulsion..............03
-
Mathieu.............330 Gerard..............280 Mickael..............210 Laza..................100 Terrinen..............90 teillet..................80 Rakotondrabesa...80 Hery be...............60 Cri......................60 Tiana...................60 Nashemy..............50 Araka ny hita eto dia tena mbola iadivana tanteraka ny championnat eo amin'ny pilote satria isa 120 no manasaraka ny voalohany sy ny fahatelo mialoha ireo manche roa farany amin'ny saison. Mihena ny vintana handrombahana ny titre ho an'izay miala an-daharana na ratsy toerana eto amin'ity Rallye Total ity. Mety hanakorontaana ny karatra koa ireo pilote tsy mikendry ny titre fa milalao fotsiny nefa mety hahavita zavatra be toa an'i Terrinen izay efa hita miha ao hatrany, i Hery be, eny fa na ireo 2 roues motrices toa an-dry Nashemy Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ny hoe raha mitarika i Mathieu eo amin'ny pilote dia mitovy kosa ny isa azon'i Teddy sy i Eric ho an'ny co pilote (280 avy) Eo amin'ny isan-tsokajy indray (kajikajy tsotsotra ihany ireo satria tsy ananana ny tarehimarika ofisialy angatahina an-dry zalahy webmaistre ny mety hisian'izany eo amin'ny site rallygasy.tk sy mrallye.tk) N4 Mazava ny titre ho an'i Mathieu (400) manoloana an'i Terrinen (160) M12 1. Mickael................260 2. Rakotondrabesa...190 3. Hery Be...............180 4. Madame..............150 5. Patty...................120 6. Laza....................100 7. Cri........................80 M11 (ato no tena miady be) 1. Nashemy.............210 2. Eddy...................170 3. Zozo Be..............150 4. Jacky..................120 5. Rila.....................100 6. Tiana...................100 7. Dahery..................90 8. Harivony................60 9. Davonjy.................60 10 Yves.....................50 N3 Mazava ny titre ho an'i Teillet (200) izay niady irery teo amin'io kilasy io M10 (efa mazavazava ny lalana hoa n 'i Gerard) 1. Gerard.................400 2. Gui gui bone.........220 3. Zab.....................170 4. Irina....................100 5. Mickael..................80 6. Rado.....................60 5. Solo......................50 N2 Mazava ny titre ho an'i Hajia (300) izay niady irery teo amin'io kilasy io M9 1. Bainina..................200 2. Beta......................180 3. Legah....................100 4. Tojo........................80
-
Fa iza avy ry zalahy no handray anjara amin'ity? hitako tamin'ny wwek end teo aloha izao (mandehandeha eny amin'ny arabe eny): - i Dani sy ny Clio (tena miketrika ny ahahtonga amin'izay angamab ry zalahy amin'ity saison ity - toyota Celica 4848 Tu (ilay fitondran'i bibi sy Yachine taloha) manaoa couleur n'ny Gulf izay ilay izy dia notakonana ny anarana tsy haiko ny hitondra azy