Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    tsy dia hoe ntaolo be akory fa mba nahita kely ny teny aloha sady ny ankehitriny koe efa iaraha-mahita fa miresaka an'i rabronz nareo : i Pick sy rabronz tadidiko nitondra 304 décapotable izay (ohatran'ny buggy) Vam hafa mihitsy koa no netin'i Jean Marc Razanamasy tamin'ny rallye super sprint : mazda 4 x 4 B 2200. tamin'io Rallye io koa nisy 4L Fa raha hoe moto ry Razafy no kadada taloha dia ry Billy kely tamin'ny moto kely (Yamaha Yz 80)
  2. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    marina fa ny fiara no maha rallye ny rallye sady nanana ny nampiavaka azy ny antsika teto gasikara raha tsy hiteny afa-tsy ny dauphine na ny austin an'i Benaivo efa nisy koa izany citroen Traction soalaza izany tamin'ny 1990. teo koa ny 404 an'i Zazah. fa tsy azo sarahina amin'izany koa ny pilote. Samy nanoratra ny tantaran'ny rallye teto daholo na ny kalaza na izay nandray anjara indray mandeha fotsiny. (misaotra zalahy a!) Fa ho ahy ny ekipazy isan'ny nanamarika ny tao anatin'ny 20 taona mahery dia i Maurice be sy Alcazar (nalaza izany a!) ry zalahy rahateo isan'ny nitondra fiara raitra (R30, R 15 turbo) saingy raha ny fahatadidiako toa tsy mbola nahazo rallye niaraka izy roalahy na dia favori hatrany aza isaky ny rallye (ry zalahy koa tsy mitsitsy mihitsy a). i Maurice be no efa nahazo ny rallye papmad tamin'ny R5 Gt turbo dia i Alcazar efa nahazo rallye iray niaraka tamin'i Joda tamin'ny 1990 angamba izy izay BMW 325 ix ( io no BM 325 voalohany nanao rallye teto). Mazava ho azy fa eo koa i Joda. Toa tamin'ny nitondra Opel ilay ry vao nantsoina hoe Joda fa taloha tamin'ny 504 toa mbola hoe Ranarivelo, Ekipazy faheno foana ny hoe Jodda sy Freddy na joda sy teillet. Dia eo koa ry besalahy (Frères Rakotondrabesa) ny rallye koa mantsy matetika revina mpirahalahy toa an-dry Rabetsaroana (nitondra Ax voalohany) ry razakaboana mirahalahy (nitondra 305 volaohany fa afaka nifampitana tamin'ny vam mtanjaka an'ny reunionnais tamin'ny fotoan'androny) frères razakandrandria (nitondra peugeot 505 voalohany) nisy koa ry frères tahirisoa (nanana ekipazy 3 isaky ny rallye tamin'ny fotoanany) Ny ekipazy vehivavy indray dia nisy an-dry Madame Rafala, dia ry mimi sy YoYo, dia ry Voahangy sy Mme terrinen taty aoriana Ny avy any Toamasina koa no nisy ekipazy nalaza Gerard sy Raminahy (Simca 1100, fiara notapahina chassis genre 540 voalohany) dia ry Rabenjamina sy Jackson (Peugeot 204) dia i James sy Gray taty aoriana (peugeot 205) nisy koa ny avy any Mahajanga raha teo amin'ny fivoaran'ny parc indray dia ry Danielson Haja no isan'ny namoaka fiara vaovao volaohany hatrany (Lancia, R5 gt Turbo, R21 quadra) Ny nitondra 205 voalohany no tsy tadidiko fa nalaza ry Eric Alliot sy Eric Cochaux ary i Payen (toa i Payen angamba) Nisy koa ny 309 ravintsara an'i Riri sy dofa, ny hany 306 nandray anjara tamin'ny rallye an'i Thierry Barday. Izaho aloha ry zalahy hatramin'izay dia peugeot foana na dia hoe efa nivadika vam alemana aza tato ho ato fa amin'ny sport, na teto na tany ivelany, peugeot foana ny foko Fa ny peugeot 504 no Vam nalaza tamin'ny rallye malagasy : ankoatra ny 540 sy 5423 dia nisy an'i tonnerre (an'i Rapa) sy 2261 (an'i Herve vazaha), Rafaly be (roi Lion) koa ange cinq's no nanombohany. fa ny cinq's nilay teto dia ilay an'i nanoo (V6). Mazava ho azy i Davonjy
  3. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    anecdote iray (tsy hitako aloha fa nivoaka gazety!!!) fandraisana anjara voalohany an'ny subaru Impreza teto Madagasikara. zoma amin'ny 2 ny depart saingy zoma maraina vao dédouanée ny subaru an'i dethier dia maraina atamin'ny valo sasany vao niala tany Toamasina. 3 h 45 no nanaovan'ilay ry Tamatave - Tana (taibe izany raha sur route ouverte ). 45 minute avant départ vao natao visite ny fiara. ni abandonne 2 ème étape
  4. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    ny celica nanao rally teto voalohany dia tsy i 1205 (ilay an'i erick belazao any amin'i Gino izao) fa ilay an'i Ranary (bouliste) fa toa indray mandeha nanao ihany ilay izy tany amin'ny fin 80 tany ilay ry io aloha nampanao vam milay be tany amin'ny 1986 tany aza ilay ry nilako mercedes
  5. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    NY rallye hitako voalohany dia ny rallye Spaga 1984 niaraka ny moto sy ny fiara. ilay rallye nahafaty an'i paul ramart hitako fa tsy mbola kopy an'ilay atao hoe rallye aho tamin'izany. Ny combat milay indrindra ho ahy dia ny Rallye de l'amitié 1985, ny départ sy ny arrivée teo amin'ny solimotel no hitako fa arako tamin'ny antsipiriany ny fivoaran'ny rallye satria manaraka isaky ny étape ny avy ao amin'ny RNM (taloha mandeha direct ny rallye avy any anaty étape tonga hatrany ihosy sy tulear mihitsy ry zalahy, nilay tamin'izany, misaotra an-dry naina rabearivony sy ry ruffin ary ry daniel andriamaro e!) : bobaka be ny réunionnais tonga taty niaraka tamin'ny Vam mazana be (opel ascona, opel manta , toyota corolla, etc...) i Joda niaraka tamin'i ricqbourg (opel ascona) i danielson nitondra Alpine fa iva loatra dia tsy lasa lavitra. fa ny gasy afaka nifampitana tamin'ny reunionnais dia i alcazar sy maurice be (R30) ary efa nitarika mihitsy saingy tapaka train avant tamin'ny étape farany teo ambatolampy
  6. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    ilay escort cosworth nanao course de cote tany isorana Fianarantsoa daia nivadika tany fa potika tanteraka... an-dry terrinen ilay izy : bomba be loatra angamba ka tsy voafehin'i nedala. Fa ny souvenir milay koa dia ny rallye des pistes sy ny grand rallye tamin'ny taona 80 sy fiandohan'ny taona 90 (ary efa antitra ihany aho izany kle) rallye iray isantaona no nisy tamin'izany (manana tombony ange ry zalahy isika ami'nizao mahita rallye dimy isantaona e) ny GRM (grand rallye de Madagascar) 86 sa 87 moa izy izay 5.000 km eo ho eo (Tana - Mahajanga - Antsiranana - Toliara - Tana) tamin'izany ny r18 an'i doff sy Karl no nalaza, dia ry Mamibe tamin'ny R12 gordini, dia joda angamba toa 504 (niaraka tamin-drafala) Dia nisy koa ny rallye des piste 85 sa 86 sa 87 tsy tadidiko nandray anjara ny karenjy (équipage officiel) lasany ny étape voalohany (na nisy nilaza aza hoe namboamboarin'ny fitandrana revolisionera ny résultat) dia nivadika tamin'ny 2ème étape. fiara 4 no tonga farany. Nandalo tany soavinandrina ny rallye tamin'ny 2 maraina ny départ teny andranomena fa niari-tory mihitsy ny bandy teny antanana teny Fenoarivo hijery rallye (tsy nisy speciale izany taloha fa temps imparti no omena, moyenne ambony be, dia mahazo penalisation izay tsy mahatratra) nefa fiara 4 fotsiny no hita : anisan'izany Danielson (504pick up) dia Hery sy pianina (DS 21) GRM 87 na 88 nandalo tany mananjary. Natory tao antsirabe. Efa nahazo avance be i Joda nitondra opel ASCONA (isan'ny Vam bomba tamin'izany) dia nanao fanahy iniana tara 30 minutes izy tamin'ny départ tao antsirabe (hoe tsy tafafoha maraina hono)
  7. milay iny ka Milay noho ilay tamin'ny NOs tamin'ny MBS Ny fahitako azy, mba mijery Dandresy ihany aho, fa ry zalahy MBS tsy manao couverture na sports ela be izany. tonga fotsiny maka sary kely dia iny no commenter na sy aniapzana ny resultat
  8. emsics1

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    marina izany e enfin ilay ry no 4 ème champion de madaraha tsy diso indray aho taorian'i nonot sy belazao ary gino fa i gino koa aza vao nitondra ny golf kay dia efa champion
  9. emsics1

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Izaho aloha mihevitra fa tsy mbola ho champion de mada ihany i Faly amin'ity amin'ilay daba vaovao e! Jereo tsara fa ny Golf an'i Joda tsy champion de Mada mihitsy. Rehefa gino indray no nitondra azy 2 taona vao champion! ny clio 4 taona taty aoriana vao champion! Louvel 3 taona! i zo irery ihany no nanao saison iray tamin'ny Nissan dia champion hay dia mamy kely koa! fa ny an-dry zalahy ny vam tena efa fiable be tamin'ny nahazoany azy. enfin miankina amin'ny niveau de fiabilité an'ilay vam io fa raha ohatra an'ilay 206 aloha kely finoana aho. Ary mety ho inona ny vam matanjaka ketrehin'i Louvel? dia ho xsara T4 ve? milay kosa raha izay a
  10. Le avy eo alakamisy Fenoarivo mankany ampangabe iny ry zalahy milay ihany sady vao indray mandeha no nanaovana. izany hoe somary be ligne droite le izy no tsy dia technique loatra fa mba mandalo any amin'ny tanindrazanay e e! Misy maire vistivitsy fantaro ihany any fa ry zareo mazoto bne mihitsy amin'ilay izy. Ilay autorisation an'ny communemantsy no olana amin'ny speciale matetika. Fa eo koa ilay hoe tsy maintsy misy issue ilay specilae fa raha tsy izay lasa aller retour dia voatery atao alahady ilay izy nefa ilay alahady fe tsy dia misy combat intsony. eny Mahitsy sy manodidina koa misy piste milay ihany
  11. milay tokoa ilay 205 fotsifotsy. cousin an'i Matthieu hono ilay ry iny. Fa i Rila koa ry zalahy manao rehefa manao nomero 0 tsy haiko hoe amin'ilay tsy misy pression amin'ny compétition ve? Milay mihitsy ilay direct sur MBS (tena tsy ao anatin'ilay sport tkoa aloha i Serge e!!!)Ny tenanay koa naka video kely ihany ny alahady fa VHS no nakako azy dia mbola hanao capture rehefa vita dia atsipy eo ihany e tamin'ilay special vontovorona alahady aloha henoko ihany hoe efa nanosika ihany i Cri e fa heno koa hoe ambany ny reglage n'ny puissance fa mety koa hoe izay angamba no mety amin'ilay vam satria izao en 2 participation mbola tsy ni abandonne ilay ry tonga saina ihany anagmba i hery be mahita an'ireny fa hita eo izay vam hoentin'ilay ry amin'ny herintaona...
  12. ka ilay gestion de puissance mihitsy no olana tamin'ny hery be tamin'i ny fiara iny satria raha vao akarina ny puissance hoe 0.5 ohatra dia tsy maharaka ny boite sy ny moteur mety ho voan'i laza amin'izay i joda à la regulière angamba ny combat 504 izaho tsy miala amin'ilay mavomavo
  13. efa mba misy manana grille horaire ve? mba ahafahana mandamina ny prg ary manao ahoana ny vahiny mety ho avy? misaotra e vita ihany ve ilay subaru an'i Joda?
  14. ahoana ry zalahy (sy ry zavavy) ny tsaho sy ny vaovao (marina sy tsy marina) mandeha? daia ahoana ny pronostic?
  15. ahoana tokotrany ny amin'ireo vahiny e? enfin ny combta eto amin'ny tanana koa efa milay e efa mihatsara ny prépa an'i laza sady toa hisy motivation kokoa amin'ity hon fa hisy challenge 205 sy golf ary propuls
  16. raikitra izany ny rallye ASA tana 3 e! (tsy aleo sokafana ilay topic ra dadah? lavalava ihany ilay izy a (+ de 400 kms) 45 concurrents no andrasana (ahoana ilay momba ny vahiny ra dadah?) mba misy vontovorona amin'ity prologue angamba ilay eoma dia alahady efa tsy hoe ela angamba ny grille a!?
  17. emsics1

    Projet pour rallier à Mada

    salut checkpoint je suis passionné de rallye comme toi mais je n'ai pas encoer vécu cette passion à l'interieur d'une voiture de rallye. alors quand tu viendras courir à Mada si tu n'as pas de copilote tu peux me contacter? merci d'avance
  18. emsics1

    Programme 2006

    Fa inona ra dadah le demo maninn tsy asaina manao nomero ''0'' izy dia mba hitan'ny kil?
  19. emsics1

    Emontspool champion d'Afrique..

    manantena ny handray anjara amin'ny rallye farany amin'ity saison ity i emontspool raha ny voalazan'ny les nouvelles
  20. emsics1

    Rallye de Chypre 2006

    Pour vaincre Loeb, Gronholm doit être en totale confiance comme en 2000 lors de la saison de son 1er sacre. en ce temps là il n'a commis d'erreur que lors de la dernière manche du championnat.
  21. hono ho' aho ry zareo isika miresaka plateau ity. tamin'ny début de saison ity aho tao naheno hoe ho avy aty ilay kenyan azar anwar (mitsubishi) sa tsy ho avy indray ilay iry. Fa i auriol koa moa izany ve mitsangatsangana fotsiny le rehefa tonga aty ireny? mety milay raha mba mahta an'ilay ry manao numéro 0 ah
  22. emsics1

    piste hanaovana ES hafa!!

    sady rehefa iverimberenana foana ny speciale iray dia lasa ohatra ny mitovy amin'ny mitondra amin'ny circuit ihany satria ny eo ihany ny eo. Izay no remarque an'ny pilote moba ny costa brava (espagne) sy san remoteo aloha
  23. emsics1

    Rallye malgache & Télés

    okay ary e!!! ka tsy tsara asiana seance de travail kely ve sady ifandonambera kely ijerena izay efa misy sy azo atao e!!! sa ahoana e!
  24. emsics1

    Rallye malgache & Télés

    Ka ahona ry zalahy velezina ve ny vy dieny mafana ? Izaho mety mahita plage horaire amin’ny station TV iray isan’ny mba be mpijery ihany. Ary misy maison de production niara-niasa taminay taloha bandy azo resahina tsara (sady mpanao rallye taloha ihany koa ilay ry). Fa izaho aloha teo no niala (na dia tsy sport auto ary no nataoko) fa henjana beio ry zalahy (raha tsy hiteny afa-tsy ny fotoana hanaovana reportage fotsiny) raha hoe hiketrika zavatra tsara. Fa rehefa hainao hoe no mijery ny feeling n’ny passionné amin’ny taranja ataonao dia manampy anao ho’azy ny olona sy ny zavatra rehetra ary tonga ho azy ny spons. Izao no angamba azo atao : indray mandeha isam-bolana ilay izy no atao ka amin’ny fotoana misy rallye dia résumé no atao miaraka amin’izay reportage manodidina ny rallye, ny sensibilisation rehetra. Amin’ny volana tsy misy rallye dia mba mampahafantatra ny équipage sy ny fiara misy eto amin’ny tanana. Betsaka ny azo atao fa henjana ho’ha ilay izy aloha e. Azo heverina koa ny hanaovana emission speciale présentation n’y rallye amin’ny semaine mialoha ny rallye. Fa io ny vola no hozatry ny ady. Mila mitady spons izany, ary atao matotra tsara ny présentation ny dossier fa ny référence isika manana.
  25. emsics1

    piste hanaovana ES hafa!!

    Le izy koa misy travaux de communication kely adinon’ny fédération nifandimby tao ho ato Ohatra ny adino hoe olona any ambanivohitra ange ireny olona ireny ka mila rassurer hatrany ary matetiteika. Na ny présence an’ilay membre an’ny fédération mankany ary dia efa manova zavatra toy izay hoe taratasy no alefa any dia izay. Izay ho’ah le tsara ianarana tamin’ny prezida Ntsoa : tonga dia mialoha ny rallye dia efa mitondra bull any manatsara ny lalana sady mba manazava ny mahatsara ny fandalovan’ny rallye eo amin’ny tanana hoe ny sarety aza ange no manimba lalana kokoa, ohatra izany koa izao toa tsy nisy intsony ilay fampahafantarana ny rallye gasy any andafy toy ny fampahafantarana ny RIM tamin’ny faramparan’ny taona 90 Ny zanaka am-pielezana any amin’ilay tanana koa mila hetsiketsehina.
×
×
  • Créer...