Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    WRC/// SARDAIGNE

    mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
  2. Christophe B+

    WRC/// SARDAIGNE

    tu sera ma prochaine cible! felicitations letsy a! asio foana!
  3. zay tsy anao tonga soa e! sokirin lery ny serrure, vakian lery ny varavarana, sokafany ny Frigo dia hoaniny daholo ny kaly ao, dia zay lery vao mba mody manao hoe AODY O!!!! AIZA IZAY OLONA O!!!
  4. Pour ma part c'est dans ce forum que j'ai connu RBR. tamin ny voalohany je n'aimais que le rallye réel et le run. tato am ty forum ty aho niresaka rallye tam ry Marcus / Bibil/ sy Poeticturbo no tena naleha tato! dia avy eo nanomboka nisy niresaka momba ilay RBR. je zapais tous ce qui était RBR. dia aforce mahita an ilay lien ana patch mipetraka tato dia, j'ai téléchargé le patch croyant qu c'etait l'install du jeu... j'installe puis BONG!!! une fois encore je réinstale et re BONG.... puis je laisse tomber... Apres ni crash sy DD ko dia very dodoly ny sary tao dia nangataka tam forumiste tato hoe mba andefaso sarinay izay manana... puis un certain Soafahana (ancien poulet au Cross Car) m'a invité a venir lors d'une session au net access.. et c'est là que j'ai vu ce que RBR était vraiment. dia gaga be nahita ilay G25 hoe loza inty zavatra inty sady gaga ihany nahita an i Maximumattack, Fond_de_6 et Nirina58 nitondra an ilay izy... Dia apres isaky ny misy session miaraka dia tonga aho... miady gisitra foana izay sy Passepartojo dia natoron i Tsi2 config na PC dia namboarina ilay tao am tanana dia nolalaovina tam manette PS dia de fil en aiguille dia lasa miondana am ty session du soir lava tsisy farany ty! soit session publique soit manao Skin minuit foana vao à qui la faute.... a vous tous .... vous etes tous résponsables de mon insomnie
  5. nouvelle semaine !! nouvelles sessions!!! A vos marques.... prets ... ah il faut que je recharge de crédit bientot!
  6. Christophe B+

    Stekam

    tonga soa letsy Grand mamely be a! Assio assio saina gasy bedia be any aloha any fa zay mi assurer an lé ampovoany ao e! (classement io an!)
  7. Christophe B+

    Sardegna 2009

    il ne faut pas juste imiter ce que font les autres!!!! seuls les scandinaves maitrisent cette tactique alors !!! AMATEURS ABSTENEZ VOUS
  8. Christophe B+

    WRC/// SARDAIGNE

    rallye terminé sans conviction e! KKK sy picnic foana tao! tena ilaina ilay reco e! mais bon!!! a la prochaine ndray e!
  9. J'ai joué au RBR sur PS2 avec un volant Chintok mais.... :noi: donc au PC, au tout début j'ai débuté avec le clavier que je prenais en main comme une manette, c'était pas évident, donc je me suis acheté un adapteur Manette PS/USB mais apres avoir gouté au gout du G25 de Nirina58/ Soafahana, je m'en suis procuré un et maintenant c'est lui qui hante mes nuits
  10. Combien d'entre nous joue avec un volant ou une manette ou au clavier!
  11. Christophe B+

    MRC RALLYE DZAMA

    ny anay moa izany dia hanandrana izay vita amin ty minivan GrA anay ty enga anié ilay road book mivoaka tsy hisy Bad condition na fog fa mijaly be ilay 2RM
  12. Christophe B+

    Insciption Rallye DZAMA

    Ari_Vata9 N°213 Suzuki Ignis A6 ACCT
  13. mbola capot tao am sidex rangaha io a! jereo ny lokony fa tsy mitovy am lokon ny vatany! (sidex lou sa tahirisoa e?)
  14. Hajax d'Amsterdam zany an! tonga sou ianao ry ilay mirilllllllllllllllllll beuhhh!! marina mintsy io tenin Dude io hoe efa ela izahay no nifanotany hoe iza ilay hajax ka Tonga soa e! mazotoa mitafa sy milalao
  15. Tonga soa ianao riry a! ilay nitondra 309 GTI 16 taloha ve izany??? Milay e! mazotoa mandray anjara ato am Faux Rhum e! Ny RBR moa izany dia presque isan-kalina vers 21h30 heure malagasy misy session publique manalazy foana ka tongava e!
  16. Christophe B+

    LOGOTHEQUE

    logo ACCT: Team so6 version II (mba alefaso lé version 1 izay manana) Pacom:
  17. aleo tsy hiditra ny 2eme pseudo fa manimba ny classement an lé pilote officiel e! nenay zao i Titof dia ES farany ihany no nataony mba hijerena classement final fotsiny ary mba tsy hanimba ny classement an ny sasany!
  18. inty ny sary azonay tam rallye jovenna ary o! Suzuki Ignis A6 Team So6 ACCT
  19. Christophe B+

    LOGOTHEQUE

    voici un lien pour les logos internationaux en format Vectorisé (Adobe illustrator) http://www.webchantier.com/index_fr.html http://www.lalogotheque.com/fr/logotheque_alpha.php?rechtxt=S&vignette=Saab4%20Scania&pageNum_rs_logo=0&clic=%27OK%27
  20. Suzuki Ignis A6 ACCT c'est ma voiture!!! une photo lors du rallye jovenna. merci au photographe
  21. rallye terminé Pour Ari_Vata9! somary diso ketrika kely fa nandritra ny reco dia efa nanoman tena hitondra Mitsu evo 6.5 fa tsy raikitra ny tany am spons dia nivadika suzuki donc niova daholo ny donne nefa tsy nahavita prise en main intsony pour des raisons de wawawa Es 1 aloha nadeha moramora fa tsy tonga dia ni attaque be hoe ijery ny adversaire direct , tonga dia nasian i Iamkosmis 12 sec be izao 130 eme place après j'ai commencé a attaqué pour essayer de remonter et j'ai plus regardé le resultat par ES pour éviter la pression mais au retour de vontovorona tam lé orambe iny tonga dia tsy tafiditra an ilay pont dans G3 fa tary ambany tary. plouffff... vaky moteur dia abandon. l'espoir de remporter la catégorie 2RM s'est envolé... dia tsy niraharaha fa dia nanao repéchage ihany aloha dia nihezaka ny nanisinisy kely ndray pour ne pas etre trop largué dia nanao picnic tany anaty ambany talu indray tamin 'ilay zavona be tao ihazolava, niantso spectateurs hanampy ivoaka tao.... 30 sec mahery no very. nanisy foana anefa fa tsy kivy. nahafinaritra be ilay gorisagorisa tao antanifotsy aller-retour. Observation du jury: Peut mieux faire. fa hatreto aloha faly fa premier amin'ny 2RM malagasy et à 3Mn et queques derrière "Bretal" mais bon!... WAWAWA KELY pour mes POULETS Big bang : maintenant c'est claire hein! je t'ai mis hein! [size=28] subaru N12[size/] vs [size=8] suzuki Ignis[size/] Hentsolberg : je t'ai mis aussi, eh oui meme avec ta grosse Evo 8 : je cite tes propos : "jamais plus je ne serai derrière Ari_Vata9" Damix: hey man! regarde dans ton retro! il y a une petite que te fait des appels de phare Irina: aleoko tsy miteny fa sao hitantara excuse eo indray ela hoe bug e!!! maty calulateur e!!! refa resy dia resy a! Iamkosmis: tu m'as donné du fil a retordre fa tratrako ihany ela nefa hihihihi >>> Za kosa klou dia efa niteny an lisany depuis le debut ry fa petit joueur ny tenako fa raha misy any arinako kosa ialay isany dia wawawa be za a! Revy sy vazivazy daholo ry zalahy izany rehetra izany mba anasiana ambiance fa nahafinaritra iny rallye iny a! am zao lera izao aloha dia vazaha no Premier aton 1-Arno f : 59:56:22 2-rallyeDam22 60:03:09 3- luigi alias Fablide National : 60:38:12 MAHAFINARITRA RY ZALAHY A! VIVEMENT LA PROCHAINE MANCHE
  22. Christophe B+

    mann

    Tonga soa koa zany i zandry kely Petit Nerone sa moa neronet zany??? Tonga soa aman a! Rendez-Vous sur la piste de Jovenna e!
  23. Christophe B+

    rhf

    Tonga soa ato am tanana ary e! mazotoa mihosom-bovoka am RBR sy ato amin'ny forum e!
  24. Tonga soa e! tena efa ela mintsy aho no nanotany tena hoe iza ilay Nomenabryan mazotoa mandray anjara eto e! et RDV dans Jovenna
×
×
  • Créer...