Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Team So6 en deuil

Messages recommandés

Hathor nous a quitté pour un monde meilleur ..repose en paix baina

dadah : admin

Mino aho fa hitovy hevitra daholo isika fa samy hiara hory amin'ny fianakaviany sy hirary fiononana feno ho azy ireo;
Mandria ampiadanana letss


Fa miangavy antsika rehetra aho mba ho izay ihany no atao; fa tsy hanisy resaka politika mihitsy; tsy toerana tokony hisy izany eto; ary tsy fotoana hiresahana izany koa izao.

Am-pitiavana tanteraka


dadah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bandygasy sy ny Madacox dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakavian'i hathor.

Andriamanitry ny fiadanana anie hanome fiononana ho an'ny fianakaviany.

Mandria ampiadanana ry rahalahy !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R.I.P lesy Hathor!!! Crying or Very sad

Ny ekipan'ny Rallygasy dia mirary fiononana feno ho any fianakaviana sy akaiky azy rehetra Neutral

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena tsita tsony ze ho tenenina é.....mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Repose en paix

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mandry ampiadanana lesy baina ah!
Miara hory am fianakavin'lah lesy ny equipe rehetra ah!
Tsy adinonay lesy ny zavatra rehetra vitan'lah fa mipetraka ho tantara an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mandria ampiadanana lesy bandy akama dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.

Tsy adino mandrakizay ny fiarahana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo (focus?)
Mandria am-piadanana hathor!
Ny vatako no tsy eto aminareo fa ny fanahiko hibitsika anareo ihany (Ny Ombalahibemaso).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha avy niresaka tamin'i Focus aho dia tsy manisy probleme amin'ny hanaovantsika chemise ny fianakaviana, toy izany koa amin'ny filanjana fa mbola organisena fotsn ny ftona.
Raha ny tapaka moa dia amin'ny alarobia ny fandevenana ka amin'ny 11 ora no miala ao an trano.
Any Mahitsy daholo ny fiangonana sy ny fasana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
taorian'ny dinidinika dia tapaka fa miala eo amin'ny fiangonana isika no milanja satria lavidavitra le toerana ka afaka mifandimby tsara

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Repose en paix leitsy an! Tsy hita izay ho tenenina e!
Condoléances à la famille, aux amis et au Team SO6.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra betsaka ny bandy rehetra eto @ Mraaly @ fampaherezana. Misaotra ny so6 rehetra ihany koa.

@Alarobia @ 11h30 no miala aty Anjanahary ny razana hamonjy any Mahitsy. Ny fiara hiombonana dia misy fa mila misoratra anarana: 15.000 fmg aller/retour ny saran-dalana.

Ny lalana dia 3km de route secondaire fa sinon le reste Route Nationale. Lay lalana secondaire tsy ratsy be,fa tsy voasafidy ho atao ss ihany koa anefa........ Neutral

Nifampiresaka t@raiamandreninay aho dia hoy izy hoe tsy olana mihitsy ny bandy manao ny chemise so6 Ho voninahitra ho ahy sy ho an'i Hathor raha afaka milanja an'lery lisany avy ao am-piangonana makany @fasana. Tsy tena alavitra akory ny fasana....100m maxi... Neutral lisany indray no mifandamina zany hoe isaky ny firy pas no mifandimby lisany... lol!

Misaotra mialoha ireo izay ho avy, ireo izay tsy ho afaka dia tsy ho omentsiny mihitsy, samy mahalala fa @ fotoana fiasana io fotoana io ka tsy ifanomezan-tsiny zalah

Mankasitraka an'lisany ry zalah fa manana rahalahy tokoa manana an'lisany.

p.s: raha misy mieritreritra ny andeha ilay fiara iombonana dia Nerone antsoina hametraka ny anarana. ok,zalahy a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Saika anontany ny so6 hoe misy mahafantatra an'i Jeannot Ramambazafy de madagate.com ve lisany?????????

Nahita ny sary tao aho dia mangataka "gentiment" ny analana ny sarin'ny rahalahiko tao @ site. Cela est mon droit de le demader, et la je l'exige. Par etique professionnel en tant que journaliste, il lui est moralement interdit de publier des photos de collegues blesses, qui plus est en train d'agoniser et de mourir.

Par ailleurs, il n'a pas le consentement de la famille pour la publication des photos en large diffusions (en prenant en gros plan mon frere, il a commis son erreur)

Faites lui savoir que des poursuites judiciaires pourraient s'en suivre s'il y a reticence de sa part. Je n'accepetrai d'aucune personne d'utiliser la mort de mon frere pour faire monter sa cote de publicite (qu'il soit 'journaliste-webmaster", ou qu'il soit ex-maire ou qu'il soit president)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Repose en paix lesy e!
ary mirary fihonona tanteraka ho an'ny fianakaviana rehetra
ny calendrier 2009 MADACOX dia atolotray ho azy!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

petit récap our ceux qui seront en core sur le forum :
ce mercredi, RDV à anjananhary direct chez Hathor et Focus à 10h30. Manao chemise izany. Ny so6 mandé mandevina dia misy 16 ny isany, ny ambony izay tsy afaka kosa mba ho tonga eny hamoka azy.
Ny fitanterana dia efa misy fiara 2 (tsi² et Prez) fa mbolamila fiara 2 hafa vô omby daholo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
Saika anontany ny so6 hoe misy mahafantatra an'i Jeannot Ramambazafy de madagate.com ve lisany?????????

Nahita ny sary tao aho dia mangataka "gentiment" ny analana ny sarin'ny rahalahiko tao @ site. Cela est mon droit de le demader, et la je l'exige. Par etique professionnel en tant que journaliste, il lui est moralement interdit de publier des photos de collegues blesses, qui plus est en train d'agoniser et de mourir.

Par ailleurs, il n'a pas le consentement de la famille pour la publication des photos en large diffusions (en prenant en gros plan mon frere, il a commis son erreur)

Faites lui savoir que des poursuites judiciaires pourraient s'en suivre s'il y a reticence de sa part. Je n'accepetrai d'aucune personne d'utiliser la mort de mon frere pour faire monter sa cote de publicite (qu'il soit 'journaliste-webmaster", ou qu'il soit ex-maire ou qu'il soit president)


Vraiment scandaleux Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Saika bo anontany oé aona ny plan so6 @ fandévenana ooo azafady QuestionQuestion
Iza avy no andé d misy vam v QuestionQuestion
Azafady

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena miala tsiny bdb ry zalah fa tena tsy afaka mintsy aho anio a !!.. tena miala tsiny fa tsy azoko ialana mintsy !!...mazotoa daholo so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Miala tsiny fa izao ndray fa vao tafaverina eto @ forum nohon'ny antony maro samy hafa. Dia miara ory tanteraka @ fianakavian'ny Namana izay lasa...
Ary miala tsiny indrindra fa tsy nahare ny momba ity resaka ity raha tsy vao haingana kely.

Mampahery ny fianakaviana.

Jao879

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...