Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Bibs11

Membres
  • Compteur de contenus

    49
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Bibs11

    MRC 2012

    Misy fiovana kely ry zalah ny @ programme Moto a! Noho ny fandalovan'ny cyclone Giovanna teo dia nandray fepetra ny organisateur 4H Honda hanembotra ny Course noho ny fangatahan'ny Ben'ny Tanànan'ny Ambatolampy Tsimahafontsy (hitsinjovana ny digue sy ny tanimboly rehetra manodidina ny tracé). Fanapahakevitra tsara io. Ary nampanantena ny mpikarakara fa hisy ny 4H Honda fa hihemotra @ daty manaraka (izay mbola tsy voatondro). Izany hoe mety miampy izany ny isan'ny hazakazaka moto @ ity taona ity. Ny tsara tsindriana nefa dia ity: na dia eo aza ny fanemorana ny hazakazaka 4H Honda, dia nanapakevitra ny mpankafy Moto izay mivondrona ao anatin'ny UMM (Union des Motards de Madagascar) ny hikarakara course 4H ihany @ io datin'ny 19 Febroary ka any @ By-Pass Iavoloha (toerana misy ny tokontanin'ny Husqvarna) no hanaovana izany. Tsisy miova ny fitsipi-dalao: hazakazaka adin'ny 4 ora, mpanamory 1 na 2 (miaraka @ moto iray na roa)...Ny anaran'ny course fotsiny no miova. Araka ny vaovao azo moa dia maro ireo mpihazakazaka avy atsy @ nosy rahavavy no tonga handray anjara @ ity fanokafana ny "taompilalaovana 2012" ity.
  2. Bibs11

    Parc Madagascar 2012

    mba misy soratra oe "prodrive" kosa eo anoloan'ilay fiara e, za sûr fa tsy nataotao teo fotsiny io; ary za sûr fa tsy mpikôtl ilay mpivarotra fiara satria mila miaro ny "notoriété" sy "image"-ny koa ry lerony
  3. Bibs11

    Parc Madagascar 2012

    Milay beuuuuuuuu!!!!! Natao essai tany anaty Echappement io daba io tsy tadidiko hoe ohaviana, t@ zany le izy mbola fotsifotsy be
  4. Bibs11

    Parc Madagascar 2012

    Tsy mahita ilay sary zahay ô, indrindra fa rehefa Kikoolin no mandefa afaka atao fichier hafa ve ô?
  5. Bibs11

    MRC 2012

    K'aiza daholo e! dia tratry ny taona 2012 ho feno fihetsiketsehana ara spaoro mekanika tokoa anie ity taona ity. Milay kosa aloha raha misy S2000 zany eto, ary milay koa raha miverina ny 206MRC dia enga anie ka ho fiable ihany koa ny SEAT Ibiza M2000 (moa izany? ) amzay toundé ny saison. Irariana koa ny hanaovan'ny pilote tsirairay saison feno. Pour une fois mba hoe reunis daholo ny pilote rehetra ( Joda, Falibe, Mamy Kely, Laza, Mathieu, Zo, Gino, Hery Be, Kopela, Mo, Boom, Tax, Irina...) pendant une saison (le championnat aurait de la gueule non?) Ny irariana koa dia mba ho classé amzay ny ekipazy gasy @ ARC.
  6. Bibs11

    WRC 2012

    Raha ny fahenoko azy aloha dia izao no fandehany @ 2012: Ford: S.Ogier Jean Marie latvala Citroen S.Loeb M.Hirvonen Ny ambiny tsy haiko
  7. K'aiza daholo indray e Ny vokatra moa dia toy izao: nanao manche qualif i Jao ny Asabotsy hariva dia il a terminé 19ème à 15 secondes du dernier qualifié (c'est-à dire le 18ème) .Nisy pool roa satria maro ireo mpandray anjara (tsy latsaky 60 teo ho eo) ka ny 18 isaky ny pool no mi-acceder direct @ manches Nanao ny LCQ (last chance qualifying na manche de repêchage) lery avy eo dia tsy tafa ihany koa. Ny commentaire an'ny dadany aloha dia hoe: tena avo dia avo ny niveau mondial, mbola mila mikotrana be mihitsy ny malagasy. Experience tsara hoantsika ny natao satria nahitana hoe ahoana ny niveau antsika par rapport @ hafa. Pour info, ity misy resultat kely: 1-Savatgy (USA) / 2- Seewer (SUISSE) / 3- Alldredge (USA) Enga anie ka mba hitohy ny kotrana sy ny ezaka, dia izy telo lahy @ sary ireo indray no ho handray anjara any Bulgarie @ herintaona ary enga anie ka hanao tsaratsara kokoa.
  8. Salama daholo zalah a! Sujet hafa kely ity ry zalah a! Ekena fa mbola variana @ Rallye Boina daholo ny kôfa sy ny kala. Tiako hifampizarana @ lisany eto fotsiny fa nandeha soamantsara ny fanomanantenan'i Jao any ampita, ary vao avy nanao ny visite technique lery teo. Ary efa vonona hiatrika ny fifaninana @ alahady. Après ny rallye zany dia mba manandrana ny niveau any ivelany ny moto e
  9. Bibs11

    calendrier

    Ankoatran'ny hoe mi-tenir la distance, dia mandresy koa isaky ny manche izay hanaovana
  10. Bibs11

    calendrier

    Zaho dray nahéno oé nitsouraka bé ny vente -ny TMR depuis 2ans... (à suivre) D mety possible anisan'zay kou mety antony ray nap-dézisst an zalah an Raha io filaza hoe "restriction budgetaire" io dia toa tsy misy idiran'ny hoe "nitsouraka ny vente-n'ny TMR" mety nanana imperatif hafa ry lerony. L'essentiel c'est qu'ils arrivent à trouver une bonne monture capable de tenir la distance pour les manches africaines. Dia hoy ilay kôfbay mpanao baolina ao @ CDR izay tamin'lerony hoe: "A FOND LA CAISSE"!!!
  11. Bibs11

    calendrier

    Bibs, est-ce que j'ai ta permission d'utiliser ce document? Tsy misy olana
  12. Bibs11

    calendrier

    Ity ve zany mety klé? (amin'ilay UPDATE)? Natao à partir rumeur-infos/intox izy ity ka aza omena tsiny raha misy diso e VOITURES MALGACHE SUSCEPTIBLES PARTICIPER MANCHE MRC/ARC (Madagascar) Voiture modele grp Classe pilote RMQ 1 Mitsubishi evo IX N 4 Laza 2 Mitsubishi evo IX N 4 Mathieu 3 Mitsubishi evo X N 4 Irina 4 Mitsubishi evo VIII N 4 Cri 5 Subaru GC8 N 4 ? ex-Guiguibonne 6 Subaru GC8 N 4 ? For rent Titi 7 Subaru GC8 N 4 Ndrianja ex-RILA 8 Subaru N8 N 4 Freddy ARC RITM 9 Subaru N10 N 4 ? Sang LL? a confirmer 10 Subaru N12 N 4 Titi 11 Subaru N12 N 4 Kopela 12 Subaru N12 N 4 Hery Be 13 Subaru N12 N 4 ? ex-Sisi 14 Subaru N15 N 4 Sisi 15 Subaru N15 N 4 Joda ARC RITM 16 Subaru N15 N 4 ? a confirmer? 17 Renault Clio N 3 Tax 18 Renault Clio N 3 Herizo ex-Gou 19 Honda Civic R 3 Mamisoa 20 Citroen DS3 R 3 Toavina? a confirmer? 21 Peugeot 106 A 6 Bibi RAZEN? a confirmer? 22 Mitsubishi evo VI M 12 Ntsoa 23 Subaru GC8 M 12 Mickael 24 Subaru GC8 M 12 Nashemi 25 Subaru GC8 M 12 Mamikely 26 Subaru GC8 M 12 ? For rent Fidi 27 Subaru GC8 M 12 ? ALUBAT 28 Subaru GC8 M 12 Luc 29 Subaru N8 M 12 Olivier? 30 Nissan Sunny M 12 Dani 31 Nissan Sunny M 12 Nioto 32 Toyota Celica ST 205 M 12 33 Toyota Celica ST 165 M 12 34 Peugeot 206 MRC M 12 Le roi Lion? 35 Citroen Saxo T4 M 10 36 Peugeot 504 v6 M 12 Fidy anjeva 37 Peugeot 504 M 11 Marc 38 Peugeot 504 "540" M 11 Nicki 39 Peugeot 505 M 11 Bobo Jr 40 Peugeot 205 M 11 Ryan 41 Peugeot 205 M 11 Team Berthin 42 Peugeot 205 M 11 ex-NIOTO 43 Renault Clio M 11 Fidi 44 Renault Clio M 11 Tovonen 45 Renault Clio M 11 Robbi 46 VW Golf 2 M 11 ex-DOM 47 VW Golf 2 M 11 Rado ACCT 48 VW POLO TDI M 11 Voahangy? 49 VW Golf 4 M 11 Dom 50 Citroen AX 5 * M 11 ? Monture Anders 51 Renault 5 GTT M 11 Honda Be 52 Opel Astra M 11 ? 53 Peugeot 205 kit car M 10 ex Sang LL/ Zzm 54 Peugeot 106 M 10 Liva Kely? ex Olivier 55 Peugeot 106 M 10 ? team so6? 56 Peugeot 204 M 10 Bera 57 Citroen SAXIS M 10 ? 58 Citroen Saxo M 10 ? ex- Gr N Njafan? 59 Citroen Visa M 9 Mme Patty 60 Citroen Ax M 9 ? ex-Texinho 61 Citroen Ax M 9 ? ex-Sandrine/marc 62 Peugeot 205Tigre M 9 ? 63 Peugeot 205 GAMI M 9 LEGAH 64 Peugeot 106 M 9 Carlos/Do
  13. Bibs11

    calendrier

    Za koa efa naheno io resaka io an!!! Evo 5 ilay izy hono! fanontaniana ity ry zalah, hanao rallye ihany ve Jaona Elite sa tsia? Raha hanao lery dia inona ihany no ho fiarany?
  14. Bibs11

    calendrier

    Ny zavatra tsara dia hoe: Mbola tsy fantatra iza no champion d'afrique fa aty no iadivana azy --> betsaka ry lerony no hoavy, amzay tena manana reference tsara isika gasy.
  15. Bibs11

    calendrier

    Resaka hafa ity zalah fa mbola ao anatin'ny calendrier ihany. Asio recap kely hoe Iza sur quoi donc @ ity saison ity? Oh: Mathieu --> Evo9 Irina/Berthin --> Evo X sns.... Dia asiana "transfert" ihany koa,hita t@ sabotsy zao: Mickael TMF --> ASACM STEFFI .... --> ASACM (ohatran'ny mercato @ bôl zalah )
×
×
  • Créer...