Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bolida

Membres
  • Compteur de contenus

    19
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. bolida

    RALLYE TASAMM #3#

    io ve zalahy tonga d'efa le rallye tasamm sa akory !
  2. aiza letsy ry zalahy no tsy ho voky vao mijeryany jojox de efa bon apple
  3. bolida

    Remise MRC Virtuel 2009: Rallye Dzama Sport

    o ry zalahy de fisaorana t@ fandraisana t@ zoma fa dia tena nilay eh izay vao mba nanotrona na de tsy fantatrolona aza hoe iny ra bolida fa i thomas koa mahay zavatra na dia mody fanina izany aza , fa mahay mikarakarako aloha elah ra prezy ah manaiky mihitsy hatr@ ireo prezida hafa nanotrona teo de mbo mangataka ny photo ry focus fa mety maromaro ihany le izy teo iny eh ! fa i hentsolberg de tssy miova tjr avec copilote na de mbola teo aza ny copilote taloha ! sur eh de mankalaza de miandry ny invitation manaraka indray 26 moa izy teo ! de misaotra any ilay bandy kely nanatono saucice fa de sady voky no afaka adidy afro:
  4. bolida

    Poulet attitude!

    henonay ilay izy fa noho ny fitadiavana de tsy tonga ny akama eh fa ho avy hanotrona raha vao eto antoerana merci papale dia aza adino ny volley tazanay indray io volley beach eny @ by pass io fa dia makasitraka eh !
  5. bolida

    Courses de côte et slalom à Mada

    mbola bandy kely izahay t@ izany rallye tany tamatave dia nanao liaison nanoo sy tovo ,souvenir rallye fa asa izay najo azy mitsam fa any anaty wc an'olona no hita alina ilay liaison ! 504 ny daba izay mahatadidy
  6. bolida

    Presentation des voeux Team So6

    tratry ny taona daholo eh ! tena tonga saina mihintsy aho nisy akama niresaka membre ao @ team io an nitantara an'izany fety tany@ ry soaf izany fa @@ taona ity angamba mbo hi presenter tena @izay dia mbo inviter le ! toa nilay be hozizy lery
  7. bolida

    Championnat d'afrique!!!!!

    tena marina rangahy ny anareo rehtra fa tsy adala ny taolo nanao hoe ,NY ERIKERIKA MAHATONDRADRANO AH ny aty dia partisant à izay hanampy ani lery eh ! omeo top fotsiny zay dia mbo manao izay vitanay ko a na dia kely aza !
  8. bolida

    Championnat d'afrique!!!!!

    tena marina kosa ry zalahy fa azo atao mihitsy anie ny manampy ny pilote ntsika eh mbo atao ohatra ireny mpanao baolina ireny eh akeo faho hita eo
  9. bolida

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    dia tena makasitraka ry zalahy ah fatena milay ah , dia arabaina aloha nareo telo eh ! fa i maximumattak koa izany tena henjana marina eh ! dia mois de inona no manomboka ny saison 2009 mbo hanandramany akama eh ?
  10. salut daholo ry zalahy dia arabaina fa nahavita tsara ny zavatra natao eh ! dia tena nalaza ry zalahy zany vatanen nihira zany ah ! toa mahay mihira be hono lery ny tenanay moa mbola nisy adidy ny asabotsy fa ny alahady no teny dia mahafinaritra eh : tohizo fa l milay eh dia ahoana ndray ny @ sabotsy moa ! mety mbo ahita andra vatanen mivazo zany ny akama an !
  11. bolida

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    inona indray ity team mignon ity eh ! ary ry zalahy mahita soratana mihintsy ah ! enao ve ra fond -d - 6 hilalao @ lahady sa ahoana ? MANATENA SPECTACLE kely ny mpijery eh !
  12. bolida

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    mbola hiaopna ihany isika rehetra fa aleo aloha discret kely ny akama eh mbola mi trave @ ps 2 aloha izay vao mihaona @ nareo efa enjana koh , mitsiriritra fotsiny mijery ny ataonareo , arabaina aloha t@ spons marobe eh ! eny @ alahady dia kitihiko ra soaf
  13. bolida

    ANDREW

    dia arabaina ry zalahy fa efa tena matanjaka mihitsy izany koh tena vaovao mahafinaritra kosa ilay nataony sogea satom , ary mbo special an maromaroa ny mpanohana eh , merci koa ho andri club amaa , dia manatena ny mpanatanteraka eh !
  14. bolida

    Cross Kart So6 edition

    manao ahoana ny prep ao ry zalahy ah !
×
×
  • Créer...