Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

H RAS

Membres
  • Compteur de contenus

    234
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par H RAS

  1. efa nalefako mail any ny sary o!
  2. A vendre, échappement SEBRING / Diam = 115 Contact : 032 67 090 99
  3. H RAS

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Salut daholo indray an, Miala tsiny ry zalahy fa otrany mitsofoka anelanelan-dresaka beu fa mba mi-informer fotsiny za hoe mety hiverina hilalao tsikelikely indray @ ty taona ity fa haleo alou zany ho libérale atreto satria aléatoire beu mety tsy hahatratra stable ny semaine akory dé manjary mi-pénaliser ny team. Io kou no antony isany nahatonga anahako tsy ni-confirmer ny team tao @ rallyesim. Rehefa zatra tsara indray miverina raha mety. Zay fa dé merci ary bon rallye daholo lisany e. Haja
  4. H RAS

    CONGRATULATIONS LALAINA ET IRINAHAJA

    Arahabaina zany Irina dia maroaroa taiza e!
  5. H RAS

    Nos condoléances à Sofikov!

    Mirary fiononana hoan'ny fianakaviana manontolo.
  6. H RAS

    Bonne année 2013

    Bonne et heureuse année 2013 à tous et à toutes.
  7. H RAS

    saison 2013

    Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka tratry ny taona vaovao e! Mirary soa, samy ho tahian'Andriamanitra, hamakivaky an'ity taona 2013 ity ampahasalamana daholo e!
  8. H RAS

    saison 2013

    Salut daholo e! Miala tsiny alou ry zalahy fa tsy dé tena manketo matetika tsony an. Pour ma part mety ho saison blanche ny 2013, par conséquent tsy haiko izay mesure raisin'ny Team satria na ho présent aza ny tenanay dé ho aléatoire beu donc au niveau des points zany misy manque à gagner pour le Team.
  9. Nga tsy misy parcours @ ty toa tsy mbola nivoka ?! Merci!
  10. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Salut daholo indray e, Comme discuter la dernière fois zany dia efa voaloha t@ samedi teo ny solde ny inscription VMRC au nom de Hras et Herjo.
  11. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Ok voaray fa merci @ fanazavana, ny départ alou zany tsy olana fa alamiko arak'izay fahitako azy eo fa pour ne pas pénaliser l'équipe dia ho alohako ihany zany ny solde ny inscription.
  12. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Slt daholo an, Mba misy fanontaniana kely e, misy fiantraikany financièrement hoan'ny team ve raha ohatra ka mi désiste @ championnat VMRC? Ny 1ère partie mou zany iny efa tsy resahina intsony fa ny solde no resahiko. Otrany tsy tena manam-potoana loatra manko ny bandy fa rehefa disponible dé miverina ihany raha mazoto.
  13. Arahabaina zany Hentsrana dé ho arahan-jazalahy sy zazavavy e!
  14. H RAS

    TEAM RPR 2012

    Slt Henstrana, Mety lesy fa tsy koi.
  15. H RAS

    RPR SALOON

    Salut salut, Ty mou zany lé commande t@ herintaona pour des Polos fa tsy raikitra? Ary so dé tokony tsy hitovy ny prix entre Chemise Adulte et Enfant??? Ny commandeko zany alou dé 1 XL au lieu de 2 suivant lé recap io. Merci!
  16. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    OK merci lesy Hajax a!
  17. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    OK, merci @ fanazavana ry zalahy a!
  18. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Saika mbo anontany kely ry zalahy hoe ahoana ny fandehan'lé cotisation / Raallyesim. Otran'ny mbola tsy membre manko ny tenanay rehefa mi-connecte ao sa za no tsy mahay mijery. Merci!
  19. H RAS

    PORTUGAL

    Tsy mety tapitra lé série noir ato e ! Retour bureau tao SS II tonga dé compte à rebours ny ES suivant (headbang) Novitaina hatramin'ny farany fotsiny sisa ny L1 dé tsy sahy nanohy avy eo fa sao dé mandany $ fotsiny. Sa ahoana no tokony hatao rehefa cas otran'ireny Mr Le Manager??? Heureusement ny rallye stable (Fce cup) mba niditra arrivé na dé nisy retour bureau ndray aza. Seulement t@ io nahazo restart code. Bravo à tt les équipages RPRT alou fa mbo tsara en général ny resultat @ ty.
  20. H RAS

    TEAM RPR 2012

    Tsy azoko tsony zany lé principe satria za aza DNF dé mbola contrôler ihany!!! So dé afaka omena ny ES nanaovana coupe hoe ra Hents mbo jerena.
  21. H RAS

    makaray

    Tongasoa ny mpiondana sub e
  22. H RAS

    PORTUGAL

    PS : HRAS : Aon ian matosnla, f afak mandray depart v sinon omena band ny login anla d aleo entinzalà fa manjar perte b tsik[/quote] Efa milamindamina ratsy alou ny matos, dé efa nandray départ aza fa 0 points t@ iny semaine iny fa tratran'ny coupure de courant en plein ES.
  23. Tonga soa e Dé mbo partager la passion des Japs zany an
×
×
  • Créer...