Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

makaray

Membres
  • Compteur de contenus

    12
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. asio fa maxi effet immédiat ! vidin'segôndra hainao ihany!
  2. makaray

    nation cup 2012

    miteny ato izany raha oe hanao?
  3. slt afaka iray volana eo izany dia hilalao vovoka isika, hirefodrefotra indray ny tafondro, sy "basy maro vava"...lé bang io! resaka bang ihany , fa iza izany no mba top 3 am préparation sy set up boitier eto am tanàna. misokatra ny sehatra de posibl v ohatra oe mitovy daholo ny réglage ny vam rehetra nokitihin'i mr préparateur x, styl "copie coller" e!
  4. makaray

    MRC 2012

    ok men!enjana lé nôty, miresaka ny experience! , ra pilo koa okay tsara, hendry tsara
  5. makaray

    nation cup 2012

    kaiza daholo, ôtran mbola nahita aho tao am rallygasy fa mbola mitady "pilo" hanao miaramila amin'io nation cup io? aôna ny fika itsofohana ao ra mba "hiplonge"!
  6. alefaso milamina ny rbr fa tonga 1:54 ihany io !!tamzà nanomboka rbr, tam playstation 2 manette, efa nahazo fiiiiiiiiii! fa hafa mits ny volant na d sinoa. régléna tsara ny bang d ao tsara siora
  7. tsy aleo v makaray "vraky"?
  8. bienvenu, quelques rallyes "terre" à Madà s'imposent!
  9. salama daholo isika ato am Mrallye! makaray no anarako, euh, makafia tanteraka raha vao resaka sub gc8. Tadidiko tamin'ny taona 92 tany angamba no nahenoiko, ny feon'ny flat4 subaru voalohany, legacy izy tamin'izany, tour de corse (K7 vhs sendra nojerena tany amin'ny bandy akama), hita tamin'izany koa ny clio williams Diac. Tsy afaka tato amin'ny saiko intsony io feo "sub" (première géneration) io. Dia mitohy ny tantara hatramin'izao... siora!
×
×
  • Créer...