-
Compteur de contenus
234 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par H RAS
-
-
-
Salut daholo indray an, Miala tsiny ry zalahy fa otrany mitsofoka anelanelan-dresaka beu fa mba mi-informer fotsiny za hoe mety hiverina hilalao tsikelikely indray @ ty taona ity fa haleo alou zany ho libérale atreto satria aléatoire beu mety tsy hahatratra stable ny semaine akory dé manjary mi-pénaliser ny team. Io kou no antony isany nahatonga anahako tsy ni-confirmer ny team tao @ rallyesim. Rehefa zatra tsara indray miverina raha mety. Zay fa dé merci ary bon rallye daholo lisany e. Haja
-
-
-
-
-
Salut daholo e! Miala tsiny alou ry zalahy fa tsy dé tena manketo matetika tsony an. Pour ma part mety ho saison blanche ny 2013, par conséquent tsy haiko izay mesure raisin'ny Team satria na ho présent aza ny tenanay dé ho aléatoire beu donc au niveau des points zany misy manque à gagner pour le Team.
-
-
-
Slt daholo an, Mba misy fanontaniana kely e, misy fiantraikany financièrement hoan'ny team ve raha ohatra ka mi désiste @ championnat VMRC? Ny 1ère partie mou zany iny efa tsy resahina intsony fa ny solde no resahiko. Otrany tsy tena manam-potoana loatra manko ny bandy fa rehefa disponible dé miverina ihany raha mazoto.
-
-
-
-
-
-
-
Tsy mety tapitra lé série noir ato e ! Retour bureau tao SS II tonga dé compte à rebours ny ES suivant (headbang) Novitaina hatramin'ny farany fotsiny sisa ny L1 dé tsy sahy nanohy avy eo fa sao dé mandany $ fotsiny. Sa ahoana no tokony hatao rehefa cas otran'ireny Mr Le Manager??? Heureusement ny rallye stable (Fce cup) mba niditra arrivé na dé nisy retour bureau ndray aza. Seulement t@ io nahazo restart code. Bravo à tt les équipages RPRT alou fa mbo tsara en général ny resultat @ ty.
-
-
-
-
-
Présentation T-jet060
H RAS a répondu à un(e) sujet de T-jet0601 dans Présentation des nouveaux membres