Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Raddoo

  1. Raddoo

    Recrutement Ecurie Team So6 2011

    Raikitra zany ny 2011 eee errorist 4488
  2. Raddoo

    resultats WRC virtuel 2010

    Marina aloha fa tsy isan'andro... fa isan-taona eee, Milay ry zalah fa
  3. +1 Mila mihetsika ry zalah fa tena ilaina 'lay fanampiana. Pour info, eo amin'ny 60 à 70 eo fotsiny ny membren'ny association (tsy misy anarana gasy :-|), izany hoe ny manao adidy nefa bobaka ihany ny mpilalao mavitrika ao. Tsy omena tsiny izay tsy afaka manome fa raha afaka kosa dia aleo manome na 5eu ftsn az'ee. zah manokana aloha nanome roapolo érao
  4. fa aiza ilay manao uninstall amin'ny RSRBR 2010 ankaotran'ny format C: mazava ho azy!! Panneau de Configuration :-)
  5. Aôna elah 207 ty tam vôlohany nefa hoe 205 WC (william clio a) ?? Mazoto ihany za rah tarmac fa le gravel tena Za présent isaky ny hariva ao am public ao fa any am session hafa (possible hi creer 1 ao za dia N4 + SS Hill Climb reny ;-))
  6. Présent avec la 205 (c'est un choix du coeur ) Aleo mitafa eto am piso eto ze afaka rahariv'eee Tena monamonaina be ny tenanay @le 2RM fa mazotoa ry zalah!!!
  7. Mazava ho azy fa raha tsy ao anatin'ny RSRBR2011 en début de saison le fiara, dia tsy ho ao anatin'ny règlement 'ny championnat koa angamba (règlement / liste des packs/voitures azo entina isaky ny championnat) Fa tsy haiko raha mety miova eny ampivoan'ny saison ve ny règlement sa tsia??
  8. haha, hay nisy niandry ny evo dix sns tao... Mais la evo X sort en individual car alors Raha tsy tafiditra amin'ny RSRBR2011 io dia possible am update 01 na 02 ... indray izany ko (na koa milalao GT5 fa ao zao sûr fa misy an iofiara io ) Pour info, isaky ny 30 à 45 jours eo ny fivoahan'ny update tam rsrbr2010.
  9. @ faran'herinandro noho mivoaka io !!! Mbola précis kokoa, amin'ny lahady 19 Déc 2010 à 12h00
  10. Mirary fiononana sy faherezana ho an'ny fianakaviany sy ny manodidina azy
  11. haha, hay nisy niandry ny evo dix sns tao... Efa tena kandra be ry zalah ny an'ny equipe rallyesim ... fa angamba kosa tsy hoe "reo fotsiny ve?" Azafady raBigbang rah somary direct an!!
  12. RSRBR2011 - Cumul de tous les updates de RSRBR version 2010 - Changement du splashscreen - Changement de l'image de l'index de RSCenter - Changement des écrans de chargement - Relooking des pages du Live - Optimisation du code des pages du Live - Changement des physics pour les voitures suivantes : NE PAS UTILISER VOS SETUPS DE 2010 AVEC CES VOITURES EN CHAMPIONNAT POUR 2011 - Ajout de nouvelles voitures : Skoda Fabia S2000 Evo2 pack N4_S2000_2 Ford Fiesta WRC 2011 pack A8W-11 MG Metro 6r4 pack Group_B (toute blanche, c'est normal ) Nouveau Groupe H avec : BMW M3 E30 Gr.H, Ford Escort MK5 Gr.H, Volvo 242LE Lada Kalina pack R2 Ford Escort MK2 packs VHC_1, Group_H et F2000_14_2 - Correction boite auto de la Ford Focus WRC 99 - Ajout de la version de test de la spéciale Peklo - Suppression des packs A7S_1, A7S_2 et Trophy. (A7S remplacés par les N4_S2000 dans les championnats)
  13. Raddoo

    V-MRC SAISON 2011

    Tsetsatsetsa kely, aza adino ry zalah ny manome ny lisitry ny nandray anjara (pseudo forum rallyesim) amin'ny cotisation amin'izay lasa membre daholo, sady hita any amin'ny profil forum rallyesim hoe "nahavita adidy"
  14. Raddoo

    EVO X

    Amiko tsy ratsy le 2RM raha vao manomboka saingy mankaleo be rehefa le spécial lava be reny, indrindra fa raha "bad condition", tsy mahazo tsirony mihintsy , fa raha tarmac tonga dia ao tsara aloh'ee. Raha le N14 Sub ndray, le URT tsy an-jaza le mitolona azy raha mila regularité fa aleoko aloha Prodrive - milamina dia misesy ;-) A3, S2000, Evo X mbola vô teraka dia mety hisy surpriz party
  15. Tongava maro fa elaela tsy nisy session pub ee
  16. Une 'tite mise à jour du post (du forum) ;-).. mais aussi la dernière chez les dernières modifications du cockpit (3*22" + matrox tripleHead Digital bonne occaz leboncoin daholo )
  17. Raddoo

    V-MRC SAISON 2011

    Efa mihidy ve izany ny birao?!? Za manokana aloha efa nifidy ny TSIA fa raha tena jerena mety ho tsara ihany le atao dégât réel, tena manova zavatra bdb miitsy saingy aleo ijanona ho lalao ihany ity raharahy ity eee Betsaka angamba ny mahazo fafiny rehefa milalao na dia tsy eny ambonin'ny tableau aza Pour le fun dia misy session public tsy mila mot de passe ao rahariva "Rallye Live 161110 realis" anandramana 'lay realistic.
  18. Raddoo

    V-MRC SAISON 2011

    Ohatran'ny mbola tsy mihidy ny biraom-pifidianana dia mbola afaka mifidy ENY na TSIA izany
  19. M.n.R << tena sahirana za tatoato dia tsy hita2 fa zany hoe ao ambadimbadik'ao ihany ka. 'Ty ary misy sary kely e No comment :-P
  20. .. ny mety koa tonga dia disjoncteur
  21. Ahoana ny fahitan'ny be sy ny maro an'io fiara tsy nampoizina io? Nanandrana 'za fa tena hafa mihintsy 'le izy, tsy mitovy amin'ny C4 2009, izay tsy dia tiako loatra ... eny e, tsy ho an'ny bandy tsy mahafehy tsara le hafainganam-pandeha moa zany e, fa le 2010 na ny tableau de bord fotsiny aza dia efa tsy "map"-te hiala ao anatiny (logo citroên vao2 sns), le skin 2010 tonga dia Réglage par défaut daholo no nanandramako fa tena mora entina, suspension indrindra2 milay noho ny focus... Tsara ka. NB: rahariva 18/10/2010 misy session public manala azy am 20h
  22. Ho an'izay efa afaka milalao le update07. C4 2010 for fun
  23. UPDATE 07 FOR RSRBR 2010 Nouveautés apportées par cet update : - Mitsubishi Lancer WRC05 (par kazhol Design) - C4 WRC 2010 (par Garyson. Réservée pour RSRBR) - Modification de la 3D de la BMW M3 E30 par Flat-twin Mazotoa daholo e
  24. Raddoo

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    kay kay kay !!! mety ho mode tarmac zany retour !!!! Tsy maintsy ho 'zay angamba ny fandehan'io tantara io kooo Fa zay matoky ny Dream Team... farafaha ratsiny misy ny "reconnaissance INTERNATIONNALE" e .... rbr io annn Asio ry zalah
  25. FAut installer le dernier DirectX dispo sur le site de MICROSOFT. Il pèse 96 Mo si je me rappelle bien. Ensuite ça marchera. ok, ho andamana indray io DX ao @ siten'i microsoft io, thx! Za koa tratran io pbm io, na dia efa a jour axa ny directX, izay nalaiko tao am site officiel n micro$. Ny nanome litika avy eo tsisy nety nandeha daholo zay jeux alefa (rsrbr) voatery nanao install vavao tateraka, lany tamin'io ny tapak andro Donc demo wrc 2010--->> à la poubelle (en attendant la version complète)
×
×
  • Créer...