Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Raddoo

  1. Zay ko nitsaingoka tamin'io eee Tonga soa e!!
  2. Bottines reo ka fa za tsy alèz mitsy vao tsisy bakraro an 'le bakraro anie efa ohatran tradition miitsy am le G25
  3. jereo ny demande d'ami ao am fb n'lah ;-)
  4. Tsy misy olana 'zany ry zalah fa passion dôly 'zany
  5. Raha ny hevitro aloha, idéale ilay inclinaison satria tsy misy effort be ny tongotra, sahady reglable ny alavirany. Ny maha réaliste aloha tsy haiko satria mbola tsy niiditra tam tena izy ny tenanay eee :-D Alefaso ny sary e
  6. raha jerena ilay support dia ohatran'ny mibahana be nefa tsy manelingelina ny tongotra mihitsy, satria zara raha mi-décolle ny talon (gauche na droite) na ny lohalika aza zara raha-miakatra. tena rigide be ilay vy nanaovan-dry zalah azy, indrindra 'lay supportn'ny pédale vy mafonja be (+ de 5kg ngamba io pièce io fotsiny) Raha ny finition na ny rigidité aloha tsy misy kianina le playseat, raha vy maivana mety efa nibingoka efa ela reo ngamba :-D http://www.macintom.com/wp/macintom-tests/montage-et-test-du-siege-baquet-playseats-evo-blanc/
  7. Hevitra tsara. Sahady mety samy manana ny aménagement na ny astuce-ny avy, dia mazava ho azy fa ireo zavatra ireo koa ny tsy mampitovy ny performancen' ny tsirairay :-| (clavier vs volant, momo vs g25 vs g27, fauteuil vs playseat ... ) na ny environnement maha à l'aise. Zarazarao le passion eee...
  8. Raddoo

    Boobarak

    kaiz kaiz raBooba !!! Tonga soa lesy... euuu samy tonga soa eto moa zany ny tena M e. Ary elah bandy koboko ann ;-) iza ary? iza ary?
  9. Raddoo

    Dream Team au 4ème Rallye FMMSAM

    Thx Fafacop ;-) Voilà au moins des pseudos sur les chicken's têtes
  10. Raddoo

    Dream Team au 4ème Rallye FMMSAM

    Azo asiana anarana ve ry 'zalah reo ho an izay tsy mahafantatra? (na dia misy araka kely ihany aza) Sinon, milay le survetement an
  11. Merci raBeels am le fanazavana. Ao @ passage d'épingles no toa mahavery fotoana raha ny eritreritro ... Mety ho marina aloha 'lay very 30s am joux verte, raha very 1s isaky ny freinage sy acceleration am épingle 'ray =>> 2s very * une bonne quinzaine d'épingle >>> +30s... sa ahoana?
  12. Misaotr'eee Tsara ilay izy ka, fa mila régulier be miintsy, sady ohatran le manao session public ny fianarana an 'io ... Milay ny fandraisana ato dia any am session any ndray zn manala azy e huhuhu, adinon lah kosa ny nanala le "t" e Ovaina ho 'success' ndray n pesudo reefa tsy manao error tsony
  13. Misaotra betsaka fa tonga soa tokoa ee!! Milay 'ty ry zalah fa aleo hitohy a Afatra ho an le bandy efa enjana reny; tokony tsy miari tory tsony lisany
  14. Miarahaba ny rehetra, Efa elaela ihany no nahita an'ity forum ity fa izao vao misoratra anarana, nitazatazana fotsiny hatram zay dia hiezaka iblabla kely ato am'zay ngamba. Solon'anarana: errorist, marihina fa tsy misy idiran n terrorist le izy eto fa any am le "error" ngamba no izy Mpankafy sport auto (mécanique) saingy any amin'ny lalao no mikitikitika, nanomboka rbr sy rfactor taona iray teo ho eo, taorian'ny niondanana colin mcrae, grid, dirt sns rehefa misy fotoana sy avelan'ny sasany (manontany tena ihany za hoe aôna ny guérran lisany am rafotsy, fa toa misy tsy miala mitsy session public, réco, championnat sns, sa ve célibat daholo le??) Isaorana betsaka ny association rallyesim sy ny mpikarakara mavitrika ao fa tena lafatra le rsrbr e. Ankoatr'izay dia any amin'ny SS any 'zany ôô Mazotoa daholo e.
×
×
  • Créer...