Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Raddoo

  1. Sali Tito, Tsy misy ifandraisany amin'ny "rbr contest" ito ka. Hatreto aloha dia session publique manal'azy isan kariva, ao amin'ny serveur public rallyesim, fa ho asiana classement tsotra2 atsy ho atsy. /championnat-live-f28/proposition-rlc-2010-rallye-live-championship-2010-t1333.htm ito aloha tsy azoko fa resaka hafa mihintsy e, nefa ohatran'ny mitovy. /rbr-richards-burns-rallye-f26/champ-live-gasy-t1362.htm Ohatran'ny hanahirana ihany raha hisy championnat live bobaka kooo
  2. Raddoo

    Neste Oil Rally Finland 2010

    Abandon de Mikko Hirvonen
  3. PenoMen signe les 4 scratchs sur 6 SS Soafahana prime pour la victoire et la régularité riryMaster euuuu...
  4. Ohatran'ny nafotaka ny combat-n'izy 5 mitsam tao ann!! r@loum ary sô sady mi- ihany?!? manala za lesy ;-)
  5. Raha izany, atreto aloha dia mety izany le proposition ato an ?? /championnat-live-f28/proposition-rlc-2010-rallye-live-championship-2010-t1333.htm
  6. Raha misy mazoto anao classement dia afaka atao 'le izy. Atreto aloha dia essai fotsiny 'le session isan kariva nahitako hoe adin'ny firy isan'andro ny fotoana lany @ fikarakarana le izy, betsaka ve n mpandray anjara isan kariva na week end sns... Famintinana: Kandra be ihany raha olona iray no mikarakara 'le izy (na dia session 1 isan 'andro aza), indrindra raha miampy classement sns.. Vahaolana: Azo atao in-2 isan kerinandro ihany angamba, amin'izay azo asiana classement tsara
  7. Dia ilay izy hoe Tarmac ve no tsy mahatonga ny bandy anao session sa ny vac? Na dia izany aza ve tsy aleo asiana tarmac fara fahakeliny 35% n RB isan kerinandro. Solution koa: atao "open" tsy asiana mot de passe ny session rehefa tarmac :-) PS: rahariva gravel !!!
  8. Vitsy loatra ny nandray fihaingana sady tsy nisy tonga hatramin'ny farany.
  9. VS Dia ahoana zany iamkosmis te hilalao taratara fa mbola manenjika ... eny am bord sns d r@loum hoe avancer-na!?! Aleo itohy amin'io lera io ihany aloha fa rehefa tena betsaka ny tsy tafa dia ovaina ny lera e :-), ezaho tratrarina ihany fa milay ny ambianssa ao ry zalah :-) Sady efa reo koa ny RB-ny 3 andro manaraka
  10. Za koa aloha tsy mazoto amin'izany racingonline zany intsony e. Tongava marina ry zalah, rehefa afaka, isan kariva ao amin'ny session publik amin'ny 20h15 tsy diso (mot de passe: mrallye)
  11. Rallye Live 280710 Tarmac - A8_2 - Cumul damage true Résultat # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 990 soafahana 20:12.13 +00:00.00 +00:00.00 2 979 Nari9 21:06.55 +00:54.42 +00:54.42 3 3577 PenoMen 23:16.87 +03:04.74 +02:10.32 4 2528 iamkosmis 24:44.32 +04:32.19 +01:27.45
  12. Rallye Live 270710 - A8W-99 - Cumul damage true Resultat # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 418 NORIZA 16:22.56 +00:00.00 +00:00.00 2 3577 PenoMen 16:36.90 +00:14.34 +00:14.34 3 3747 riry 16:57.51 +00:34.95 +00:20.61 4 2528 iamkosmis 18:40.88 +02:18.32 +01:43.37 5 5612 raloum 23:38.79 +07:16.23 +04:57.91
  13. Rallye Live 260710 A8W-06 - Tarmac - Cumul damage true *RB Rallye Live 240710 ajourné
  14. Vitsy loatra ny nandray fihaingana sady tsy nisy tonga hatramin'ny farany.
  15. Vitsy loatra ny nandray fihaingana sady vitsy no tonga hatramin'ny farany.
  16. Rallye Live 240710 A8W-06 - Tarmac - Cumul damage true
  17. Hay!! Itovizana ihany zany kooooo Any am aout any ndray fenointsik n session publik e
  18. ;-) Tandremo aza n error fa realistic le izy.
  19. Rallye Live 230710 - All Packs - Realistic - Cumul damage false Vitsy loatra ny nandray fihaingana sady vitsy no tonga hatramin'ny farany.
  20. Rallye Live 220710 bis A7_2 créée
  21. Niampy iray ny session rahariva ôô Rallye Live 210710 bis N4_2
  22. Tsy aleo afindra ato ;-): /championnat-live-f28/rallye-live-manal-azy-tous-les-jours-a-20h15-heure-rs-t1339.htm#27076
  23. Sali sali RiryMister, Hevitra aloha izay, sady azo atao, arakaraky ny mpanao RB (mi-créer an'ilay session) na tonga dia bridé-na am pack iray na manisy note eto amin'ny forum momban 'ny Fiara na Groupe. Bobaka zany session presque isaky ny hariva izany, noho izany azo atao daholo. Okay
  24. Résultats Rallye Live 200710 # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 3577 PenoMen 13:22.41 +00:00.00 +00:00.00 2 990 soafahana 13:24.82 +00:02.41 +00:02.41 3 979 Nari9 19:14.65 +05:52.24 +05:49.83 4 4488 errorist 30:40.00 +17:17.59 +11:25.35
×
×
  • Créer...