Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Raddoo

  1. 'ty ndray no mbola tsy hitako ... fa tena ketrika be mihintsy 'lay sytème an, ... mankasitraka 'lay ingéniosité milay eee Ahoana tsy mitraka be ve ny loha amin'ilay ecran sy volant
  2. Hay nisokatra indray 'ty tantara ity, merci ra MnR an ary tsy efa nivoatra ve ny fitaovana depuis?? Perso, 'lay playseat 'errorist' aloha efa lafo tam leboncoin tam herintaona ... na sary atao souvenir aza tsy manana 'zah kalé , soa ihany fa nisy sary ambiny iray tato
  3. Victoire de Bryan Bouffier, Dernière journée sans trop de surprise après le chamboule tout de la deuxième journée!!!!
  4. Raddoo

    Don Rallyesim

    Automatique le mise à journ'statut ao am forum, hany ka izay nandoa (en personne) ihany no lasa membre --> misy le kintana iray <-- Ny hitako ao amin'ny rubrique spécial membre association dia hoe "thomas_radstrom membre depuis 21/01/2011" ;-) Mila tenenina am dry zalah ngamba io!!
  5. Tsy mety azon'i TsitsiGalli mihitsy izy izany ry zalah aa
  6. Raddoo

    Don Rallyesim

    Raha tsy diso aho dia fandraisana anjara amin'ny hebergement (serveur isan karazany) ny don fa tsy karama, tsy misy olona mandray karama ao amin'ny rallyesim fa manao asa maimaimpoana daholo (bénévolat), ankoatran'ito:
  7. Raddoo

    Monté carlo

    Marina dia marina mihintsy fa aleo andrama ilay pneu tarmac wet Ohatran'ny mitovy am réalité any monté carlo mihintsy le izy amin'izao satria ra Haninnen no nisafidy pneus adéquat indrindra, porofo: lery no nampihinana 1ère journée... saingy hit'eo ny tohiny
  8. Raddoo

    Monté carlo

    Ahoana ny classement provisoire grN (class4) tao tamin'ny faran'ny leg2?? ny classementn'ny bandy gasy?
  9. Raddoo

    Monté carlo

    Je parlais du leg 2 moi, j étais en pneu clouté J ai essayé de rouler en tarmac wet pour les monte-carlo en reco, mais impossible de tenir la voiture dès que je m appuie sur de la neige... Je ne sais pas si on arrive à éviter cela en réglant la caisse ... Misaotr e
  10. Raddoo

    Monté carlo

    Monté-Carlo, leg 1 et 2 finis Les gars, en quelques mots: je n'ai pas su bien gérer mes pneus surtout en leg 2, première SS. N'ayant pas trop d'expérience sur les verglas, j'ai appuyé comme un malade à cote d'arboz (bad), j'ai fait un temps correct par rapport à mon niveau mais au départ de la SS2 bad, il ne me restait plus de gomme, ô grisagrisa . Résulat, 1 DA + 2 TàQ du coup pas moins de 40s envolés... Deuxième boucle du leg 2, modification des réglages et j'ai essayé de ne pas trop appuyer/freiner et ça a payé, je suis revenu à qlq secondes (3s ngamba) de soafahana à la fin de la deuxième journée (mardi 18 à 23h) Rdv en leg 3 dia mazotoa ze mbola tsy nandalo e
  11. Raddoo

    Reco IRC

    Lava izy izany kalé ay sur 3jrs ka Raha tsara ohatran'io daholo moa ny andro any monté carlo any, mety tsy maninona ihany
  12. Raddoo

    Rallye Lohataona

    Tena help fa hita lé session nefa tsy mety tafiditra ny tenanay Rah efa dila ny 19h 15 dia tsy tafiditra intsony!!! satria Championnat le izy
  13. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Aiza ny medérateur amin'izao fa toa ohatran'ny ça part en cacahuète zany sujet zany ry zalah
  14. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    J'abandonne le projet d'intégration d'une team IRC finalement Le team n'a pas encore été crée mais il y a donc 2 places de libre pour ceux qui sont intéressé. Attention après le 13Janvier tsy possible tsy ny création sy intégration team! za koa zala ohatrany niova hevitra fa afaka maka ny toerako a! sady lay team 3 nosoratanareo tsy mbola nisy akory! Ok iny fa raha mbola misy mazoto dia alefa ihany fa zah aloha motivé e
  15. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Ok fa milay zany, sady interessant kokoa am lah ngamba ny officiel sinon, OK za le miarak'amin'ny MnR fa ny 3ème no miandry ze mazoto Maninona ra elà no manao Manager Team Dia ireto avy ianareo no ao satria i Beels zany mbola miandry fiantsoana ho Team Officiel : Errorist-M.n.R-Tweet i Tweet manko efa nanao demande ary @ rallyesim hiditra Team3 nefa ny manager aza mbola tsy misy akory Azafady fa tena taraiky za fa hay efa nisy demande tany am rallyesim, neveriko fa mbola nitafa tato aloha. Ieuuu.. vao itako io mihitsy hoe Tweet team 3 nefa mbola tssy manager akory??? tokony ovaina io post any am rallyesim io raTweet fa sô dia mampihisy confusion be???? Mety le (Tweet)-MnR-Errorist fa miandry ny confirmation raTweet eto 'zany dia atao ny demande any am rallyesim
  16. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Ok fa milay zany, sady interessant kokoa am lah ngamba ny officiel sinon, OK za le miarak'amin'ny MnR fa ny 3ème no miandry ze mazoto
  17. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Misy MP lasa any ;-)
  18. Raddoo

    Recrutement Ecurie Team So6 2011

    Ny proposition-ko: Madagascar
  19. Raddoo

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Raikitra koa 4488-errorist MADAGASCAR IRC TEAM: Tonga dia mety koa io anarana io, tsotra no sady manaitra
  20. Raddoo

    Recrutement Ecurie Team So6 2011

    Tratry ny faran'ny taona daholo dia mirary taona 2011 SOA Bonne saison rsrbr 2011
  21. Raddoo

    Recrutement Ecurie Team So6 2011

    Za sy ny N14 Prodrive vonona raha misy mazoto az'e
×
×
  • Créer...