Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Raddoo

  1. Anombohana azy aloha dia misy session public championnat isan'kariva am 20h15 /championnat-live-f28/rallye-live-manal-azy-tous-les-jours-a-20h15-heure-rs-t1339.htm /championnat-live-f28/rallye-live-200710-210710-220710-t1340.htm
  2. Rallye Live 200710 N4_S2000_1 Résultats # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 3577 PenoMen 13:22.41 +00:00.00 +00:00.00 2 990 soafahana 13:24.82 +00:02.41 +00:02.41 3 979 Nari9 19:14.65 +05:52.24 +05:49.83 4 4488 errorist 30:40.00 +17:17.59 +11:25.35 Résultats bis # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 990 soafahana 13:28.51 +00:00.00 +00:00.00 2 120 fablide 13:28.53 +00:00.02 +00:00.02 3 3577 PenoMen 13:40.51 +00:12.00 +00:11.98 4 2528 iamkosmis 14:08.30 +00:39.79 +00:27.79 5 979 Nari9 18:23.13 +04:54.62 +04:14.83 6 4734 adri1994 23:30.11 +10:01.60 +05:06.98 Rallye Live 210710 N4_S2000 Résultats # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 418 NORIZA 12:42.95 +00:00.00 +00:00.00 2 990 soafahana 13:30.07 +00:47.12 +00:47.12 3 3747 riry 13:32.31 +00:49.36 +00:02.24 4 3577 PenoMen 18:16.00 +05:33.05 +04:43.69 5 2528 iamkosmis 19:46.33 +07:03.38 +01:30.33 6 979 Nari9 21:42.84 +08:59.89 +01:56.51 7 1617 hajax 22:44.74 +10:01.79 +01:01.90 8 2332 Beelabba 26:02.20 +13:19.25 +03:17.46 Rallye Live 210710 bis N4_2 Résultats # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 418 NORIZA 11:58.04 +00:00.00 +00:00.00 2 979 Nari9 12:53.93 +00:55.89 +00:55.89 3 990 soafahana 13:10.89 +01:12.85 +00:16.96 4 3747 riry 13:19.54 +01:21.50 +00:08.65 5 2528 iamkosmis 14:13.50 +02:15.46 +00:53.96 6 2332 Beelabba 17:18.54 +05:20.50 +03:05.04 7 1617 hajax 19:04.88 +07:06.84 +01:46.34 8 3577 PenoMen 29:46.00 +17:47.96 +10:41.12 Rallye Live 220710 A7_2 Résultats # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 418 NORIZA 17:43.29 +00:00.00 +00:00.00 2 3577 PenoMen 18:19.98 +00:36.69 +00:36.69 3 3747 riry 25:21.41 +07:38.12 +07:01.43 4 2332 Beelabba 27:23.23 +09:39.94 +02:01.82 5 2528 iamkosmis 28:01.34 +10:18.05 +00:38.11 6 841 TsitsiGalli 28:04.31 +10:21.02 +00:02.97 7 120 fablide 28:34.20 +10:50.91 +00:29.89 8 54 thomas_radstrom 32:27.07 +14:43.78 +03:52.87 Rallye Live 220710 bis A7_2 Résultats # Driver Time Diff Leader Diff Prev 1 2332 Beelabba 17:31.18 +00:00.00 +00:00.00 2 418 NORIZA 17:35.18 +00:04.00 +00:04.00 3 3577 PenoMen 18:44.37 +01:13.19 +01:09.19 4 990 soafahana 19:33.22 +02:02.04 +00:48.85 5 3747 riry 19:58.24 +02:27.06 +00:25.02 6 2528 iamkosmis 24:22.99 +06:51.81 +04:24.75 7 120 fablide 27:08.97 +09:37.79 +02:45.98 (HS: errorist aloha tsy present am session ato2 fa tsy misy volant :-\)
  3. RSRBR Session Public de type Championnat Dates Si possible, tous les jours à 20h15 heure du serveur RallyeSim Nom des sessions Rallye Live JJMMAA (JJ= jour MM=mois AA=Année) Mot de passe mrallye Pack voitures Aléatoire ou suite à une proposition Roadbooks Aléatoire ou suite à une proposition Nombre de SS Entre 4 et 8 Publication des résultats Copie écran à la fin de chaque session Créateur d'une session Tous le monde peut créer une session en respectant au minimum ces points blablabla ChatBox mrallye.com Mazotoa daholo.
  4. Vaovao farany: http://www.jeuxvideo24.com/news-360-wrc-pour-octobre-en-europe---des-images--maj-_18727.html
  5. Sali sali Mister Cascade, Voalohany indrindra aloha raha te-hilalao RBR en ligne dia tsy maintsy mampiasa ireo logiciel namboarin (-dry zalah), ohatra: RSRBR 20XX FRANCE, RBR-online ITALIE sns Ny malaza eto dia ny RSRBR ;-) Misy karazany telo raha tsorina ny filalaovana RSRBR: - milalao irery SOLO - milalao en ligne miaraka amin'ny be sy ny maro SESSION PUBLIC - manao championnat officiel SESSION CHAMPIONNAT Fanazavana fanampiny dia ao amin'ny rallyesim na forum rallyesim RSRBR 2010 : Présentation et Installation RSRBR 2010 : RSCenter 2010 Zay dia mazotoa milalao e :-D
  6. /rbr-richards-burns-rallye-f26/proposition-rlc-2010-rallye-live-championship-2010-t1333.htm#27013
  7. Ho an'izay vonona hanal'azy amin'ny live dia ito misy proposition, afaka amboarina arakarak'izay hevitra mandeha eto: Titre RLC - Rallye Live Championship Inscriptions Tsy misy fa izay tonga ao amin'ny session publique fotsiny no raisina ny temps, fa mila mandalo eto amin'ny forum mijery ny mot de passe n'ny session. Calendrier En moyenne 2 + 2 rallyes par mois:1 rallye live, 1 mardi sur 2 à 20h30 heure rallyesim1 rallye live de rattrapage ou de secours, roadbook mitovy ny rallye talata. Tsy maintsy atao alohan'ny lahadyZay efa mandray anjara amin'ilay rallye voalohany tsy voatery milalao intsony amin'ny session live de rattrapage fa ny temps no i-classer-na azy Roadbooks6 à 8 spéciales à parcourir en une ou deux boucles (boucle = session publique de type Championnat)Cumul Damages = true ou falseAfaka manao RB daholo ny tsirairay fa atao mifandimbyIzay faha-5 amin'ny classement faran'ny rallye no manao ny RB manarakaRehefa avy manao rallye jour J ny classé faha-5, dia mamorona 'Session public Championnat' avy hatrany, fara-fahatarany J+1, tsy adinoina ny manisy mot de passeMitovy ny rallye 2 mifanaraka (live + rattrapageNy mods rehetra afaka atao daholoNy météo arakaraky ny mpanao ilay RB Pack et Voiture Packs iray ihany isaky ny rallye (+ rallye de secours) Afaka mifidy fiarakodia izay tiana ao amin'ilay pack Classements Atao classement pilotes fotsiny na ampiana ny temps Scratch (tableau de répartition des points à définir) Replays Mila tehirizina daholo ny replays rehetra Anaran'ny fichier atao RLC2010+SEM+NUMSEMAINE+SS+NUMSS+PSEUDO (oh: RLC2010SEM29SS4MONPSEUDO) Contrôle d'après course ... Résultats ... Organisation (à définir) - contrôleur, afaka atao aléatoire
  8. Marina aloha fa nisy fanontaniana avy am bandy gasy niverimberina kely tao de lagy ry lerony, fa aleo idaboka'any ee Afaka atao ato am mrallye angamba le mi gerer azy an, rah misy motivé :-) sady afaka atao variété marina fa tsy atao Gravel Good fotsiny
  9. Ohatran'ny be wawawa be koa ry zalah ao ... fa aleo ao @ ny Championnat RSRBR ihany no manal'azy. Milay le hevitra fa tsy araky ry zalah akory ny organisation 'ilay izy!!!
  10. raTsitsi zany tsy miala mitsy ann, milay ka. Aôna mbola asiana ES 2 na 3 kely ve?
  11. Ao marina tsika mahita azy dia alamindamino ihany ah ;-)
  12. ... que c'est du tonnerre, du lourd, comme tu dis, mais le Frex c'est complètement un monde à part, ce n'est pas pour les petits joueurs euuhh je veux dire petit budget. A la limite, on peut rêver de ce qu'ils font sur http://www.x-simulator.de/ Revenons sur terre, à nos petits circuits symprojects à 20Eu , en deux mots "quel plaisir!!!"
  13. Raha ny fahitako azy dia tsy mahavita manome informations ankoatran'ny compte tours le REV Burner ngamba. fa mety ho possible io atsy ho atsy satria le adaptateur dia manova ny infos (compte tours sns) azo avy amin'izay jeux mandeha ho pulsation electrique alefa amin'ilay tachometre :-) Vao nanao mise à jour ry zalah symprojects dia lasa afa ampiasaina amin'ny compteur kilométrique electronique ny REV Burner Raha mila an'izy roa izany: kilometrik + compte tours dia mila REV Burner 2 koa, noho izany port USB anankiroa, alimentation 2 ito misy precision'ndry zalah symprojects sahady afaka mametraka fanontaniana http://www.racesimcentral.com/forum/showthread.php?5824-SimDash-version-1.1-released#top.
  14. et pourquoi ça? à la limite ne pourrait-on pas brancher une quelconque tacho? azo brancher-na amin'ilay izy tsara mihitsy ze tacho rehetra ka (essence 4, 6 na 8 cylindres)
  15. Nga tsy vue de facen'le GI Max io amin'ny post voalohany io? sady misy stylo bic io akaikiny io sa face ahoana no tian lah jerena? ça vaut le coup le GI max ka sady à 2GBP (livre sterling) près de la version Pro
  16. ..oui mais le Rev Burner ne te servira à rien sans le tachometre
  17. Novaina ny hebergeurn'ny sary 'reto misy sary, ny vidéo am manaraka koa :-) Tsy nisy olana mihitsy teo amin'ny branchement fa tsotra ilay izy, ny fiandrasana ny entana no ela, eny e, vetivety ihany ka, 5 jours (de GB à FR) Ny indro kely fotsiny tamin'ilay compte tours dia tsy nirehitra 'lay backlight liminescent, dia nanontany tany am forum tany za dia razoky symproject koa hono tsy nahita ny mampirehitra ilay izy, hay misy fil kely zay fotsiny no adinoko ny ni brancher azy :-) Momba ny vidiny dia misy prix ao amin'ny siten-ndry zalah ao sady afaka andefasana mail ry zalah raha mila fanazavana fanampiny (ohatra livraison any dago??) Voaray ny entana, à 5jrs de la commande install rapide: ny branchement: A+ ny video test, fa somary mila fotoana kely ny calibragen 'ilay zavatra. Ankoatr'izay maha-afa-po tsara ka
  18. 'ngamba mijanona ho raisonable ihany kos'ee Je t'assure que ça va rester sobre et raisonable comme "cockpit", d'ailleurs j'aime pas trô ce mot
  19. Raha ny fahitako azy dia tsy mahavita manome informations ankoatran'ny compte tours le REV Burner ngamba. fa mety ho possible io atsy ho atsy satria le adaptateur dia manova ny infos (compte tours sns) azo avy amin'izay jeux mandeha ho pulsation electrique alefa amin'ilay tachometre :-)
  20. ito misy video montagen'izy rehetra + rbr mazava ho azy, itako fa TSY anah akory
  21. Euuuh .. oui, mais virtuellement Ni commande tamin'ny internet ka, adinoko no nilaza fa za eto fr. Eo amin'ny herinandro eo dia tonga, alefandry zalah colis artizanal kely :-\ Tena mijanona ho resaka jeux fotsiny ka.
  22. Sali sali dôly e, Efa elaela ihany aho no nitady sy nampitovy ny afficheur-na vitesse na tachometre sns (Leobodnard, SimRDisp7X, ...) fa farany ary kesendrasendra dia nahita an'ito symproject ito http://www.symprojects.com/ GI Max: afficheur-na vitesse digital USB REv Burner: adaptateur / interface USB brancher-na amin'ny compte tours analogique 'zay tiana (fa ana moteur essence ;-)) Ny tiako atao dia GI MAx + Rev Burner + Luminescent 125mm / 5" Rev Meter http://www.nnctuning.net/english/luminescent-125mm-5-rev-meter-p-796.html Ifampizaraina ny hevitra fa ito aloha ny sary voalohany, ataoko à jour eto ihany 'ty post ty ;-)
  23. Raddoo

    Rallye Portugal

    Sambany nahavita session officielle hatramin'ny farany na dia tsy azo isaina aza ny tonneau sy ny DA, soa ihany fa tsy nisy fiantraikany tamin'ny Fiat Grande Punto... Niezaka nianatra namehy ny pression dia nahazo rythm tsara na teny ampivoan'ny tableau (provisoire) eny aza ny laharana. Kanefa tratran'ny "erreur bête" tao falstone 2 - leg 2 (ES roa sisa dia vita, nandona ny latabatry ny mpandray chrono tonga dia rava ny fiara , abandon ny Rally Skoule 2) Tsy kivy fa nofaranana ihany ny SS18...(nila nitandrina be tamin'ito fa raha vao mandona kely fotsiny ny sisin'ny le zavatra reny tonga dia very be!!!) ny classement provisoire zoma maraina: 1 0= 120 fablide Peugeot 207 S2000 A 7S 83:46.85 2 0= 479 MaxAttack Subaru Impreza N14 URT N 4 83:56.25 3 0= 1393 vayne Peugeot 207 S2000 A 7S 84:52.54 4 0= 48 fifou FIAT Grande Punto A 7S 85:45.31 5 0= 2193 cyril25 Subaru Impreza N14 URT N 4 86:04.50 6 7 1982 castilloRS Renault Clio S1600 A 6K 88:30.84 7 8 5885 chepilevski Opel Corsa S1600 A 6K 88:51.47 8 9 5835 Rimorimo Subaru Impreza N14 URT N 4 88:52.49 9 6 6492 filipe Peugeot 207 S2000 A 7S 89:07.19 10 12 52 mario R3 Suzuki Swift A 6 89:14.77 Mazotoa daholo e ;-)
  24. Misaotra am le sary, milay be le izy ka, sady modulable tsara mihintsy ilay baquet an (courte, moyenne, longue ) Ahoana ny resaka fixation n pedale sy le seza palissandre am zao reefa manao itsapeta !?
  25. on a le même casque je crois errorist!Sony MDR V150 n'est ce pas?c'est un studio monitor, bon son mais un peu trop de basse qui fausse les données lorsqu'on fait du son... euu le casque vao nojereko fa Sony MDR V150 marina ampy tsara tsy ahenoina ny manodidina... dia + 'lay logitech 2.1 koa :-)
×
×
  • Créer...