Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

faly mizara @ mpankafy dray an!
306 s16 bv6 modèle 2000 dans l'état zany izy ty

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

300 km à peine dia tapaka courroi de distribution,kivy tanteraka ny tompony fa dia tsy nana tsafidy akotrany manamboatra!!
P.S:récapitulation zany ty miainga ty zareo a


Marihana fa tena hiver mois de janvier teo zany izy io zay tena frizzz b

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Refa nalana ny motera dia,zany hoe le motera tao anaty 205 gti RS zany no natao tao anatiny le 306 satria efa niakatra loatra ny frais teto! Embarassed

-volant moteur allégé
-embrayage omp 4 patins
-injecteurs saab T16
-reprogrammation boitier avec rupture à 8000 tr
-culasse retravaillée
-Arbres à came 13,5mm izay raha tsy diso za fa efa ela koa mantsy le montage
-ligne omp grN 55mm

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

De efa mandeha ve zany le vam?
Efa nisy passage au banc, sa estimer-na firy ch eo ho eo?
Misaotra aloha mizara eto hatrany e! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
De efa mandeha ve zany le vam?
Efa nisy passage au banc, sa estimer-na firy ch eo ho eo?
Misaotra aloha mizara eto hatrany e! cheers

efa mandeha le izy ka,fa saingy mbola tsy au point tsara,
otrany pblm calage AAC angamba dia mécanisme d'embrayage d'origine koa otrany tsy compatible @ le 4 patins omp angamba Wink !
mbola tsy misy passage fa tokony ho avy tsy ho ela

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toizo foana ry Arizona ny fitantarana fa mahafinaritra. Ary le 106 prepare henjana be ireny ve efa lafo. Tena nilay ireny a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rabaissé kely lery eto an!tena miala tsiny fa le fotoana koa tsy d betsaka d tsy afaka mandalo matetika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
[quote="Smam"]Toizo foana ry Arizona ny fitantarana fa mahafinaritra. Ary le 106 prepare henjana be ireny ve efa lafo. Tena nilay ireny a

Annonce mba itako reny ka!toa otrany efa tsy ita tsouny koa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay zany rasso zany an! Fa tena mivoaka tsara ny PTS noires Twisted Evil
Fa rabaissée firy lty izy zany no toa mikasoka ny lohany? Inona ny amortos sy ressort?
Misy test @ ireo 205 reo ve any? Very Happy Mba asio vids miaraka @ descriptions configs fiara rehetra ahitana ny resultn'ny prépa raha mety.
Edit: 205 16 no resahiko fa tsy 205 T an! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
Milay zany rasso zany an! Fa tena mivoaka tsara ny PTS noires Twisted Evil
Fa rabaissée firy lty izy zany no toa mikasoka ny lohany? Inona ny amortos sy ressort?
Misy test @ ireo 205 reo ve any? Very Happy Mba asio vids miaraka @ descriptions configs fiara rehetra ahitana ny resultn'ny prépa raha mety.
Edit: 205 16 no resahiko fa tsy 205 T an! Laughing

Io efa namidy efa ela io fiara io,sinon raceland amorto combin fileté avy eo tsy aiko tsony fa nataoko ambany b sans mesurer fa lé pneus koa teto 195/45R15 d tena miftetaka mitsy.ui sinon misy test teto fa 205 t8 no betsaka et ça reste illégal io zavatra io donc tsy misy maka temps fa just mi run fotsiny cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...