Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

iamkosmis

Membres
  • Compteur de contenus

    375
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par iamkosmis

  1. aza kamo hoa mamaky règlement !!! Aoka marina sefo aaaa!
  2. Est ce que toutes les voitures sont autorisées?
  3. tongasoa ... dé milay lé avatar ééé!
  4. Hoatrany tsy ho ratsy fa ny fotoana mety tsy ho ampy an!
  5. d'efa bonne chance daholo lisany éééé! Raha afaka dé mbô hanadrana an'izany neige izany indray ééé! OK!
  6. iamkosmis

    A quoi il joue????

    Mais on dirait qu'il était crampé et a été extrait de la voiture avec le siège! ...
  7. iamkosmis

    Grand Méchant ... look

    mitovy @ le mote n roi lion mints hono ny ao ann !!! J'achète raha mitovy any neny Roi lion Otrany tsy T le izy an ! @ le sary capot tokony ho hita ny échangeur sa takona v? mwahahahaha TRKBL OFF Tsotra ny moteur an'io ka!
  8. Alefa ry zalahy aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa! ataotôvy mihitsy izay spégany milay éééé
  9. VS Dia ahoana zany iamkosmis te hilalao taratara fa mbola manenjika ... eny am bord sns d r@loum hoe avancer-na!?! Aleo itohy amin'io lera io ihany aloha fa rehefa tena betsaka ny tsy tafa dia ovaina ny lera e :-), ezaho tratrarina ihany fa milay ny ambianssa ao ry zalah :-) Sady efa reo koa ny RB-ny 3 andro manaraka Mety tsara amiko aloha io lera io ka!
  10. izaho dé tsy tafa mihitsy tamin'iny hoatran'ny niainga aloha beuh lé vendredi zoliiii ééé! sady manomboka betsaka ny vôkansiéé !
  11. zà aloha efa ela no nisalasala tamin'io fa aleo ny antsika no atao milay ééé!
  12. iamkosmis

    SSDRSK prochaine saison WRC

    Une saison qui promet
  13. wait and see aloha hatreto izany! fa tsara aloha hoe disponible ho an'ny console rehetra aloha lé izy
  14. iamkosmis

    MDDT - Rallye Xtrem

    Zà koa hoatrany mba nahatsikaritra koa tamin'io an!
  15. iamkosmis

    MDDT - Rallye Xtrem

    Je le confirme Xtrement sadiiiiiique! na lé fiara aza mi sadikadika mihitsy! 2 ème boucle LEG1 koa tena kkk foana éééé!
  16. iamkosmis

    Test Serveur

    oufff! Chou ihany fa tsich fa tsy nahatratra teo an! miandry lé manaraka é
  17. iamkosmis

    Test Serveur

    tsy mety vé raha à 21h ? !
  18. iamkosmis

    Test Serveur

    mety io dé avy eo mijery demi-finale amin'izay ééé! fa ho anay vé dé ahoana ?
  19. iamkosmis

    106 t16

    milay beuh éé! vao maika milay io izao raha misy manome cadeau fêtes des pères an!
  20. iamkosmis

    Jim

    Salut é bienvenue à toi! et merci pour l'intérêt que tu portes à notre égard. à +
  21. Mazoto izaho ééééééééééééé
  22. iamkosmis

    V-MRC Rallye Boeny

    Ben moi J'ai Beelaba 1er et Fablide 2eme à 21 sec à l'heure ou je poste C'est normal lesy a. J'ai fais la session en même temps que IamKosmis hier soir. Seulement, il a pas vu que moi j'ai finis après lui alors il a pris les temps alors que je roulai encore . Il aurait du attendre que je finisse le rallye. J'etais encore en train de courir. Moi même j'étais de voir ton classement koa tamin'io an!
  23. iamkosmis

    V-MRC Rallye Boeny

    Vita ny Rallye BOENY aloha izay. Na dia teo aza ny retour au bureau tamin'lé LEG 1 SS3 iny dia nihezaka nitazona régularité mba hahafahana tonga. Ny tena nahafinaritra aloha lé tamin'ireo SS mba nisy kely tamin'ny NOMENABRYAN sy SOAF na dia mbola tsy ho tratra aza ireo fizééé bé ireo. 1 fablide 3 tweet 11 alexwelson 14 NORIZA 15 riry 18 ragra 20 Nomenabryan 22 soafahana 27 tamagarasta 33 Beelabba 47 rdrazafimbelo 48 emsics 56 hajax 58 smam 60 andrinoa 62 iamkosmis 74 nitro 77 mboolabba 80 darkdog 83 zanakambila
  24. iamkosmis

    V-MRC Rallye Boeny

    Vita ny LEG1, tena nazoto beuh: SS1: Echaffement aloha sady nitandrina, ça va ça va ihany SS2: SS3: retour au bureau vao nandé kely! SS4 - SS5 - SS6 - SS7: notohizana fa tsy motivé intsony, fa nisy kely ihany na izany aza pour le fun !
×
×
  • Créer...