Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. kirikou54

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Tsito, Rajou ou Lalaina >> copieo eto lesy ny sary anaty FB-ko fa ratsy b connexion nay d tsy mety lasa mintsy a Merci eee
  2. Bon, tapaka n'y hevitra fa iverina ilalaovana amzay( après 3anstsy nilalao) efa vopetaka ny 2litre16 ABF type3, le tam' typ1mainty no nafindra. N'y ketrika aloh dia mbola tsotra b: volant moteur ultra maivana, admission, injecteur 215cc, collecteur inox,ligne 60 Ny gestion no étape manaraka satria digifant pour 8s no ao zao, mi rupt 6000... Donc mitady gestion abf na mi-modifier anle prog ao. Ny différence tamle 1.8 16 aloh d' tsis kozy fa trop b. Le boite kou gti d' tena courte b, donc raim kely d' mipass vitesse satria miakatra rapide b le tour moteur. Mbola tsy haiko ze apokany refa comparena am vam hafa. Alefa tsikelikely e
  3. normal aloh rah mipelika b ny lohany avec pas moins de 250ch et une caisse de 700kg .... efa io stabilité io no lesoka tamin'ny typ 1 VR6 ary io foana no lesoka am'typ1 rehetra, même en rallye.
  4. ntsss, za efa nividy an'ireny 90.000 fmg ireny fa tsy alehany e resak'hé fotsiny oe oe xénon amle boite...
  5. calm calm fa tratra iny alpine iny ka. efa miketrika anle lesoka kely tam' lundi ngamba zalah ao. fa le alpine koua siora fa tsy hanaiky ho resina golf tsisy poignet de porte.... ze manana sary mba alefaso eto e
  6. dia nahazo tam'ty typ1 amzay ary ty atao oe M3 3.2l tam' lundi de paques. Tsisy koz fa toundé prim, gônda, tri d veloma eeee napalaelo b le M, ilay Alpine indray no hamboarina "indray" am' laady. dia chapô hoan'i tompon'i typ 1 t16 vita gasy à 100 % efa manomboka hisongadina am'zay ny typ1 am'run (mbola hisy hafa hivoaka atsy ho atsy) , ny tena moa d manohana moramora rehefa afaka e.
  7. iza lisany no tena mifangalatahaka zany ?
  8. ny ahy ny éclairae tableau mintsy no hafahafa, ndraindray mandeh ndraindray tsia. efa kapokapohina ny tableau fa eee
  9. lien pour forum lesy no coller'nla eto a. ny ahy mbola "vintage" noho io!! fa Blaupunkt koa
  10. nenay mila sasana mandritra ny 2 andro fa feno vovoka b, efa lasa tranonakoho mintsy ao kou ... hisy lalao v aloh le fihaonanareo e?
  11. rah tsy misy scooter d misy typ 1 anaky 3 hilalao!!
  12. Merci pour tes suggestions, pour les prochaines fois! Mais n'empêche, c'est pas facile de vouloir capturer l'instant et essayer de garder l'intérêt artistique, ça va si vite... j'aime de plus en plus la photo >Maximumattack> Oui j'ai senti l'odeur après effectivement tu verras, c'est un virus comme le rallye, tu pourras plus t'en passer... tu vas investir, tu oublieras de manger, tu passeras ton temps à regarder des sites de photos et des forums, tu te réveilleras à 5h pour shooter le soleil, tu t'intéresseras à shooter des mouches, un sachet, une bougie, mais aussi les jolies filles et les jolies fessses ......
  13. premier rallye en ligne= premier rallye officiel = apprentissage et observation Comme maximum Attack, j'ai mis 3 h à me connecter et à réaliser que mon code est faux (majuscule de M...), merci à Tsi2 et Aube. pas de reco fa tonga d triaaaa, j'ai jamais fait Prospect Ridge et ses ARBRES !!!!! DESCENTES et GLISSES, bonjour les tout droit et les tonneaux !!! après je ne sais ce qui s'est passé après Chirdonhead dans LEG2 car mon temps n'est pas affiché et , à mon avis j'ai appuyé un peu rapidement sur "entrée" et est zappé un truc.... mais j'ai quand même terminé le rallye. Verdict: ma femme a dit " tena mbola mila mikotrana ianao fa tsikiliviko avy lavitra d sady mandeh mora kely no hita hoe matahotra" en tout cas, je suis content oe mba tonga
  14. za aloh d leizy ni scooter mihintsy no antony tsy nahatongavako. za mirevy scooter fa ny vam no reveko kokoa
  15. Rajou>> tena efa nasosany marina lty e N58> milay le sary, hafa ihany ny reflex.... mba partageo ny sary refa misimisy fa mafinaritra io e, mba mifampizara expérience eo tsika. tokony hisy workshop mihintsy , FOCUS ???? ato no misy ny galerie-ko, misy sary rallye FSAM farany ao http://www.flickr.com/photos/37491951@N03/
  16. hehehe, hay hiditra ihany ny farany ???? milay e
  17. kirikou54

    R.A.C

    COURAGE ZALAH A mbola vao sehatra volohany iny, fa za sur fa mety nisy nahatsikaritra ny fahaizanareo en tout cas, bravo !!!!!!! MAT et TED for PRESIDENT !!!! et bravo aussi à toute l'équipe MRT
  18. kirikou54

    R.A.C

    super rallye veut dire quoi en PSD ?? courage foana ry guys of mada a, tout madagascar est derrière vous!!! possible koa mantsy nareo tsikaritry ny sponsors na constructeur hafa koa nge e Qui sait ? mety misy emmissaires de volkswagen motorsport any mitady jeune pilote hitondra Polo Kit car.... tout est possible en rallye !!!!
  19. kirikou54

    R.A.C

    ouf !!!! amty rallye ty moa zany le oe "tsy izay tonga volohany no arahabaina" donc calm fotsiny tsika aloh ary samia confiant daholo
  20. za hoavy ka,hoavy mihintsy sady hoavy masiaka satria miarakam' Sony A200 sy 70-300mm, ary 50mm ouverture maxi à 1,7 !!!
  21. kirikou54

    R.A.C

    aona zalahy le fomba azahoana resultat en live par sms a?? nandefa mail tany am rallygasy ihanyaho fa tsisy namaly kanefa oe rah intéréssé d mandefasa mail....
  22. ny matoss tany nofonosiko akanjo bà d tsy niova objo mintsy ka nirina58 >>> ento ilay CANON EOS be iny am manaraka ty zavatra ty indiscociable am' mpijery ES mintsy, za aloh tsy tia fa tena mahagaga
  23. zay vo nety, ty misy sary taraiky
  24. Hents >>> merci e za mintsy zany no nandra..... nefa taloh otran nety foana. Focus >>> ie , za ihany ty. Ireo ihany no sary fa ny fatahorana vovoka tany sahala am'inona..... hainao ihany fa saropady itony matoss ntsika itony e
×
×
  • Créer...