Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

michigan

Membres
  • Compteur de contenus

    221
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par michigan

  1. nen'la kay kosa d'efa fanao ilay gorisagorisa !!! grisa fananina ny ana fatsy we lasa tsy nahy ka, bdb mintsy ary no nataoko lol
  2. Degany mintsy iny sem ray iny ka. Za ndray nefa grisagrisa party maly fa lena ny lalana fa mlay a.
  3. Mitady an'io ndray za rzala a.Mreci ho anareo rehetra ndrindra ze manana e lol. Maztou
  4. mlay e an'iza le gris misy baquet 2 mena io fa otrany itako eo tsaralalana en face la ruche eo fona.
  5. michigan

    Deces des parents d'Anders

    Dia maneho fiononana feno ho any Anders sy ny fianakaviany.
  6. J'y etais or NOT(S)???? LOL
  7. Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy) OK Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit OK Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo OK Jiro : complet tsara OK Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé SUR VE D IZA NO NAITA NY TAO Alternateur : d'origine Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo) NY 8*31 DIA LONG LOTRA HO ANA 1600 SURTOUT WE VAM ANOVANA TT Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....) Batterie : vaovao Hankook Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4 Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%. 15 NO DORIZAKA FA TSY 14 Paps : OK Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy. Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO. Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée. Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora? ENTRE 15 18 ANY MAX LATSAKIZAY TONGA D ALAIVO D APREVEO ZAY RARIVA
  8. Aza iomehezana ny soniako fa valable @ lisany rehetra io an lol Hents> tena tsy misy ftona anovana anzany rehetra zany lety a za ary tsy natsiaro ninin afatsy zandry kely nteny we way l.... in lty zany a d vo nteny a we a de njan ny fiara saingy efa tery @ faratampony digue.
  9. Ary so d atao we Old VW ary ny theme @ zay zay mba tsy miafiafy miaraka @ nareo lol
  10. Afaka mba manaraka v ny cox eny fa na d mba itazana fotsny aza.
  11. Salisali. Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana. Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e. Maztou d merci zala a
  12. Salisali. Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro. Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana. Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e. Maztou d merci zala a
  13. Salisali. Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro. Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana. Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e. Maztou d merci zala a
  14. Salisali. Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro. Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana. Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e. Maztou d merci zala a
  15. michigan

    Concours photos réelles

    Lo ko zay mba ametraka.Le Dzama farany teo io d miala tsiny @ aratsiny sary fa ny tena tsy mpaka sary kory a lol [img] [/img] Ny tsy aiko fotsny we sariko io sa nifangaro t@ le any tsi2 fa ntambatra daoly ny sary.
  16. Aleo ko ny bandy mba ametraka Vrai nom:Heritiana / Tovo Age: 27 Ville: Antananarivo Amateur de Rallye depuis: tsy tadidy tsony t@ mbola nisy teny @ bibilava Musique préférées: mavesatra otrana Passions:Ny fianakaviko (lol) VW Cox d fiara tsy minana lasantsy Films préférés: Xxxxx , de Jim Carrey Plat préféré: manao régime lol Boisson préférée: Coca light Métier: monde de l'informatik Magazine préféré: superVW mag sy VW tech ary ny Union sy namany BD préférée: tsy misy ftona fa ny mag aza efa any @ WC no jerena Jeux préférés: je t'aime lol, tsy misy ftona e fa beloty refa malalaka Fiara voalohany: 304 Fiara ankehitriny:VW Cox-R21 GTX-R21 Quadra-AX diesel
  17. Ho anareo manana sy mirevy italianina reto d mba lazao iany ny bandy ra sendra misy na mahita carbu dellorto nareo fa tena mitady ny tenanay an. Misaotra mialoha e PS:tsy misy ao Star Auto t@ za nantany fa zao no tsy aiko
  18. michigan

    www.rallygasy.tk

    @ manaraka hivoka gazety iany ela fa Wanted mintsy lol
  19. fa nga la ry nerone mpiasa ao @ la gazette.
  20. Salut Rija HS kely fotsny lol: Ny 411 sy 412 v variant iany sa afa mintsy.Ny pbm-ko mantsy misy variant amidy any fa tsy misy motera d za manana moteur TIV 2L d io no mampisalasala ana we maty atsofoka tsy misy modif ao @ variona v io sa tsy maintsy TI iany no mety ao. Merci d zfd @ le HS e.
  21. tonga soa nareo an za mtady MK1 ko ra misy amidy mora b nefa mlay b sady 3 portes an lol
×
×
  • Créer...