Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

michigan

Membres
  • Compteur de contenus

    221
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par michigan

  1. aona le mbola ary @ 100 m miala @ virage defa mikisakisaka le daba fa t@ le 505 kosa lo za laingalainga fa tena
  2. Masaka b e de manolotra fisaorana ho an'i Chief Insructor sy ny tompon'ny fiara. Za mo zany zao taorinaniny d a efa naazo diploma sahady tany antrano e destructeur officiel de plot. Sarotra zala le propuls fa tena mbola mila mianatra tsara a.Du travail ouz Chief Insructor zay. Misy afaka mamerina kely eto ve ny resume anle lesona zfd o Merci ho any rehetra e. PS: aona zala le ketrika sy ze zvtr tokny hatao @ le 309(train io d ny arceau ko mety efa mila ketrehina an lol)
  3. michigan

    andovw

    Kiiiiiiiiiiiiiiiii tsy misy cox ve lesy
  4. Nena ndray ty ts vam fa moto anrabain talo, nifanenjika t@ bandy teny @ digue ampitatafika d nisy biriky teo @ arabe d taitra d nial fa tonga d nsosa ary notsenainle vodivato @ sisiny arabe iny le moto fa tapaka atramle triangle support ny roue arr iny. nyantso anrabain @zay ny bandy (tsy mbola nisy tel t@zany fa nverna nody mintsy we itondra vam ibatana anle izy) nony tonga lery tong de nteny ratsy b sady ouz lery we maty a moto-ko nefa za efa adinray niolakolana teo fa narary b ny soroka t@ le ntotona fa tsy nasinlery sira mintsy le moto fona no nakisakisany. (perte= train arriere + guidon) Ny daba ndray 504 vo noretapena tanteraka d noravana tanteraka d vita ny motera d nanao esai teo @ tanana teo (parking ampefiloha) tonga tery @ farany @zay ande ivily hiverina tonga sdouuuuuuuu b tao @ bac a ordure fa kay ny frein tsy napetaky le bandy mecano.(perte= re-retapage ny avant, helice, radiateur)
  5. michigan

    Coucou

    io ny entana e [img] [/img]
  6. michigan

    Nari9

    hitako eny Ampefiloha eo cox ray eo. Masaka be Ka io nge ry sefo le koziko ho @ sabotsy e
  7. Ary le nitsoraka tany anaty tsilo??? efa misy version CD sy AVI ilay GET an!!! Mba mila an'io GET io za mse Tsi2 an aona no anovana ftona
  8. michigan

    Nari9

    za manana fiara le tin narysivy
  9. Tonga soa ko e na de vo maly ko aza zay no nisy nanao anzany
  10. michigan

    Coucou

    Il le nommera 1200 catapulte lol
  11. Tsy tafiditra ao zany ny cox an lol aleo jerenareo manapahaizana lo ny fiara zay vo atsofoka ra afaka hanampy ny hafa sy anitarantsika fahaizana e. Ra OK mantsy io sy ny fianarana mety ilay b zany Cox 1200 en rallye zany an(efa projet anay sy Jhonny io saingy lasa tampoka rzala) Ilay toerana mitsofoka eo à Art malagasy vers Ambotrimanjaka.
  12. michigan

    Coucou

    Fred1302> je n'ose pas imaginr we iny bemaso iny asina le motera GG version final fa d ngamba isy aratra tanteraka mintsy
  13. michigan

    Coucou

    Merci merci @ fandraisana zala a.Mlay e. Hiezaka ho avy @ sabotsy e ary tandremo so diso fanantenana eo fa ny cox nge ka motera 1200 e (kely indrindra eto mada) tsy hanana puissance otrany 404 lol
  14. Ok chef fa ho avy any za @ sabotsy a. d mba atovy ao anaty liste ny mnao inscription za ra mety an lol
  15. Salisali daoly zala a Michigan dia bandy mirevy mecanique sy sport auto ary moto. Manana cox kely azo ilalovana a ma façon fa tsy aiko ny anero efa pro lol Misaotra @ fandraisana ataonareo e.
  16. Za ko rzala manana cox kely zay azo ilalovana iany fa ny frein fotsny no somary tsy de tena norm (3 roue /4 no misy). Mr Prof>1200 ny motera ao ka asa na ho ampy ny Cv na tsy sinon ilazao vaovao iany za.
×
×
  • Créer...