Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

michigan

Membres
  • Compteur de contenus

    221
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par michigan

  1. nena ary lesy vo avy noremontena tonga d noritiny betax ny parachoc-ko.zany no tsy mapisy anazy ao zao fa efa iverina an avec lavarangana mintsssssssss. Tonga soa lo ela e d aona le 181 mbola azoko alaina v lol
  2. Ary nenlisany lo to 3 portes daoly e. Mba otrin any zao ny cours-ny reny ra 3 portes zany fa otrany mtady hianaka iany mantsy le virus MK1 zay mbola tsy misy fanafody atramzao
  3. D iza ndray zany no anao pipe ana lol Alefaso MP ny offre ra ohatra ka fa le weber za tena tsy manana mintsy kle. PS:lasa HS ny resaka an.
  4. Ari>>tsy azoko antsaina io 4 corps dell resahanla io, le 2 corps separé v sa le 4 corps mitambatra. Le weber lesy tsy manana za fa ra mba misy ny azo ifanarahana d lazao iany ny bandy e.
  5. Nerone>>Ra mbola misy alfa taraiky ao @la de metymiasa @ bandy ny carbu dell ra tsy mety @nareo an (le dell ana flat). Kozio iany ny bandy ra ohatra ka .... Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol
  6. Emsics>kit car a basena cox iany io ny ambany rehetra atramotera d cox avokoa fa ny caross iany no hafa.
  7. Mila solomaso se fa sady efa misy texte v no misy sary d mbola tsy hita iany
  8. za zany lazainlisany fa destructeur officielle de plot a ary i rajou zany destructeur officielle de photographe
  9. Enjana iany ra-Fred fa tsy laitra entina en ville ny vam nefa ny confort tsy tina afoy ko an
  10. d tokny manomana eo @ otrin eo nefa za @ zany.Etat a restaurer no tadaviko fa tsy l efa mlay b reny a. Tena revenla v cox e misy betsaka nge ay ra mazoto anambotra ela e
  11. fa eo @ otrin eo mo zao ny cours ny MK1 @za ftona d manaona ny etat @ io e.Otrany lasa tara t@ le t@ sabotsy iny za rajou an sa atakalo an cox
  12. Soa iany fa tsy nisy ana t@ le 505 le waza. tsy ny mpaka sary rehetra mantsy no maty t@ iny fa na le pilote sy ny co aza naika ty vel tao le tond
  13. Nga tsy misy manana sary hafa ry zalah aa! Dia mba asio an'ilay sarin'ilay "sauve qui peut" t@ ilay nisy nanao appel contre appel t@ 309 hihihi Nena ranjandrinay no tena nalatsaka ana t@ iny we za ve lesy vo manao cadrage tonga otrany ne ngeza b tampoka le vam le tsy nisy naazo lo iny e fa le za t@ 505 no nisy any antran any fa tsy omeko fa mahamenatra. HS:Soaf>manao erreur le RBR refa manao instal za fa tsy haiko we manin (misy sesaka pixel zay le izy fa tsy tadidiko nefa ny PC 3.2Ghz, ram 1Go, graph 128). Miala tsiny @ le HS fa tsy naita valiny mintsy za tary ambadika.
×
×
  • Créer...