-
Compteur de contenus
221 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par michigan
-
-
-
-
-
le Remark i prez io resaka opacité jouer-na tsara fa mety io azo averina tsara io fa aza atao anzany we tsy atao tsony zany. Ra sahirana lisany de aza kitihina ny opacité anle sary fa asio masque blanc eo amboniny de ny encrage-ny imprimeur asevo forceny fa ambany lotra daholo (afaka atsonlisany za refa manao tirage lisany iverifiena resaka calage et encrage) Antanio ko ra mahavita texte noir en quadri rzala (possible io ra numerik na manana machine en 2tetes et +) antsoy kely mintsy lesy za refa manao azy lisany de iarahana midinika eo fa aza atao andro atoandro an aleo arivariva na ento aty de aty ketrehana otrany we be kritik be zany za e lol
-
-
-
Tsara Maly za no nahita azy fa tsara le boky. Sinon misy remark kely en tant que ex-graphiste sy ex-imprimeur fa aza raisina ho fanaratsiana na fanakianana 1- resaka proportionnalité ny sary aza simbaina fa gardeo fona (cf M6 ao @ Edito) 2- Résolution ny sary (cf poster et p13) 3- resaka contour aleo mba ezahana ho régulier 4- Resaka mis en page: * gardeo ny resaka colonne @ page soit 3 soit 2 (cf p10 -11) * ALeo amboarina fona ny resaka ajustement texte mba tsy hisy ny blanc eny @ farany 5- Resaka tech sy réalisation: * Aleo vitaina sy photoshop ny fond sy resaka image rehetra @ page avy eo ny resaka texte alefa sous Indesign na Xpress 6- ny resaka contraste sary k somary mila jerena kely fa otrany presque ambany an Zay ngamba fa ra misy fanampina ilaina de anananlisany ny num-ko PS:le eo @ le page 2 mba asio place kely ho ana ko e lol
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-