Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    meeting Madacox 2009

    Za rzalah tsy afaka fa mariagen'i Bozo a! sinon raha misy after ny hariva d partant fona tsika e
  2. Dzaomalaza

    Mode invité

    Andrew> zay rangah mba ampidiro ao a! minimum daba 3 pour 2010
  3. Tay b zany ts ftiavan lisany scooter zany le Le animateur zany za mpropose hoe bandy tsy vahiny am resaka daba fa tsy ry fou hehy e
  4. Dzaomalaza

    Pacenote Made n Madagascar

    le hoe + Long ++ Très long
  5. +1000 aleo aloha mba tsy misy foza am ty e!
  6. Di mampita hatrany ny fisaorana rzalah a. Efa solotena matanjaka mitsy no tonga tany, ireo mahatapaka rehetra
  7. nisy nteny hoe rava b nefa efa mkandra sahady tolonne ao
  8. Dzaomalaza

    remise RBR V-MRC FMMSAM

    Proposition ary aloha, satria on parle de Fmmsam maninn raha ao Antanimora ihany no hanaovana an le remise
  9. Inn lesy no ho itanla ao am Net Access samedi à 15h30 zany klé. Ny visite technique aza manomboka à 14h
  10. Fa nga moa lty ialah tsy Asacm foana avant d'aller chez les FMMSAM, je me rappelle toujours des Van tan frite à chaque fois hoe misy victoire
  11. Marn zany e! na d efa marque hafa ar no hilalaovana amzay ny deusaka mbola reprezent foana e
  12. D aza adino le stickers an'ny bandy an
  13. Dzaomalaza

    LIVE RALLYGASY

    tena mankasitraka an lisany lesy am ezaka atao a
  14. Tonga soa lesy a. Mety hisy arceau ihany ny deusaka raha mresaka ela ela ato an
  15. Raha t hiova toerana lisany d je propose ao am le 3è spéciale eo am dépar malalaka b sady mahita arrivé amin'izy le en boucle. Sur fa ho b specta koa
  16. Pour des soucis professionnel et surtout de mise à jour, Nerone n'a pu prendre également le départ de ce rallye. Mais je ne c pas si le pilote suppléant est quand même parti ou non
  17. Nafinaritra lesy izyzany! Dommage noho ny antony maro izay tsy azo nialana dia tsy afaka ny tenanay tamin'io andro io. amin'ny manaraka manao misimisy e
  18. Dzaomalaza

    So6Control 2

    Nfanena tam la ar zay tam niverina teo ambohimanarina, tt avec ton Dar. je t foné ensuite mais je pense que t'as changé de num
  19. Ny tena mety zao hoan izay tsy afaka ny hi sedéplacer d any am réunion d'info mercredi soir
  20. Dzaomalaza

    MRC 09

    Le hoe Bebesa tsy koi na tsy hanao ar fa efa misy Besa hafa manao ao e
  21. Dzaomalaza

    So6Control 2

    Malahelo aho milaza am lisany rzalah fa mila mtady terrain hafa tsika hanaovana ny So6 control manaraka fa efa misy mamefy le mahazatra. Nverimpotsiny izay androany saika hanao essai teny
  22. Ilazao iz fa ts manana contact zay nefa mila alaina any le izy
  23. Mba aza adino rzalah a. Nahazo fanasana 10 ny team so6 hanatrika ny remisen ny fast an furious rariva ao am palais. Tokony alaina any am madavision any ambatoroka iz io. Manentana an tsika hoavy fa sad nos party beu hono avy eo e
  24. Tandremo ar ialahts mtazona an le classement tonga d fondé ny réclam an'ny bandy an
  25. Ny solution d tsy afangaro intsony ny manifestation e. Rehefa vam d vam hatram farany, rehefa scoot d tsisy afa tsy scoot
×
×
  • Créer...