Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    sary insolites na crash

    Ka tsy insolites v ireo sary ireo é? Na lé vam na lé kopil efa tsy nanao saison 2008 tson. Nefa tandem de choc b. Maharesy subaka foana
  2. irina

    sary insolites na crash

    Ari> Fahatsiarovana daholo ireto
  3. irina

    Lahery

    Vita v ny vam lahery fa maika anao sortie type 1 kely indr1 isik a?
  4. irina

    session cross car SO6

    Mba asio tatara ana spéki kely ra Ari fa izahay d mihevitra foana houé motera 2 cv lé vam. Kay efa enjana b ny sasany. Ny équivalent amin'inona any andafy izao lé aty ireny? ity izao D3
  5. irina

    RAR golf typ 1

    Aoka lesy fa marary ny masonay an. Milay mits lé iz najanona fotsy io ra RAR an. Na misy kiaka aza tsy hita raats akaiky b.
  6. irina

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    Ny sO6 v mahazo mivazo miarakamin'i Mika sy Davis? Refa avy eo d mandihy manainga tongotra oatran ry Djampela Tsara ny pro raha ampiana anio an.
  7. Ny drift anié ra Mich amin'ny ASA TANA voa misy concours fa tsy ao am douche é... Bon rétablissement ialahy é.
  8. irina

    session cross car SO6

    +1 fa après-m voa tonga d mitondra sanjilaka
  9. irina

    rallye total 2008

    Masaka daholo ny sary ra Mikkah fa misaotra betsaka. Zay ihany sa mbola misy latsak any ambany any? Hents> Mahapitombo fasahiana kokoa ho an'ny ra GGB lé fisian'ny suba bdb ao anaty épreuve + nouveaux venus sans expériences d lasa manenjika nivo ambony foana izany lery. C très bein pour le spectacle.
  10. Sali daholo ny type 1 rehetra. Ny fijerena Run tsy ampy fanomanana firy nanaovana sortie Type 1. Misy sosokevitra hafa nianga avy any amin'ny team so6 izay nahazo fotoana kely 45 à 50 minutes eo ho eo tamin'ny oraganisateur Rallye ASA TANA 3, d mety v ho antsika Golf type 1 hanao tour de piste (défilé) amin'io fotoana io. Ry zalahy cox kou hono to en proposition fa ny antsika eto alou no tsapaina fahazotoana. Alefaso ny commentaires sy ny sosokevitra hafa. Anareo.
  11. irina

    TVN

    yé za klou nahita oué tena nikotrana b mits ra TVN nandritrin'izay fotoana maro tsy nilalaovana izay satria tena sahy sahy b manao dingana lehibé Nefa mba nidébute tam golf 1 ihany kou. Mety mba mahay oatran'ialahy kou zany izahay any ahorina any. Milay b fa tohizo é.
  12. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Ny ahy aloha d mitovy avis amin'ny Nirina 58 é. Le rallye se joue dans les spéciales mais pas avec des scandales.
  13. irina

    Contact pour les SO6

    Irina 032 07 224 84 22 080 07 (Haja indr1 no anarako amin'io)
  14. irina

    T.SHIRT RALLYGASY - TEAM SO6

    +1 lesy ra KGB an. Taille XL : nom Irina
  15. irina

    Nirina58

    Félicitations alou ny ékipazy Laza-Solohery é. Asio impression sy commentaires ny ambiance tao anatin'ny rallye tao ato réef mba misy ny fotoana é.
  16. irina

    TVN

    Félicitations alou ho an'ny équipazy TVN-Mana e. Naika ho teneniko houe TVN-Mana Tody ........ atramin'ny farany ka. Réefa vita ny arozazy d mba tantarao kely ato ny ambiance tao anaty cockpit tao e.
  17. irina

    site

    sali aloua eh. Za kou tsy kopy oatran'ra focus??????
  18. irina

    Asio saut team so6 N° 2

    tena efa hitako misy organisation kely efa manomboka pro mits ny team satria nahavita concours de saut anakiroa amin'ny toerana 2 samihafa. Grand Merci en tous cas à la team. A la prochaine en tous cas
  19. irina

    rallye total 2008

    ataovy fond d'écran eo angé io é? Tondé voaroaka daholo ialaisany Mianakavy. Lé Patou après tousety lesy ra tsi² an.
  20. misy pro anga ny passionés de type 1 amin'io run io?
  21. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Tena hitako tsara ihany Maître Dadah ra mba asiana classement par catégorie sy classe ilay rallye mba hafahana mi félicité an'ireo bandy akaman'ny rallygasy é.
  22. tena efa ela lesy izy izany. Fa milay kosany ilay revy tamin'izany ko. Lé mbola assistance rapida d hafaka tonga atramin'ny farany raatsy houé tena sortie de route. Tsy koua na io fotsiny aza ilay sary ka. Efa midika izany oué hafaka milalao tsara ny type 1 na rallye io, na run. Alefaso ny pro ry kirikou amin'io run io zany an.
  23. irina

    rallye total 2008

    Taraiky ialahy fa tany ry vero an. Tena very ialahy ka. En tous cas, longue vie à la team So6 et félicitations ho anareo rehetra ry zalahy an. Atramin'i ra Emsics tena henonay b lé commentaires tamin'ilay porte-voix teny vontovorona é. Lasa mia malaza mits zao so6 nanomboka tamin'ny nihinanan'ny team azy izay an. Félicitations é.
  24. irina

    rallye total 2008

    Aza atao an'izany iz lesy ra tsi² fa manjary tsisy Total eo am 2009 an . Ary reto bandy ireto manky vices daholo . Vo mba natao tao lé sary d tonga daholo ny commentéra. Tssssssssssssssssssssssssssssssiiii²
  25. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Bravo Laza-Solohery. RDV à la dernière spéciale de ASA TANA 3ème arrondissement.
×
×
  • Créer...